invitation ( suite sujet Maika cancer)

1. mll ( 10/12/2005 20:15)
Manaona daoly , araka ny sujet io de efa nandefa le sujet momba lay olona voan'ny cancer any dago ka mila fanampina eo @ 7000E za tany aloha tany efa tsy maninona lay marary fa voatery mividy an'ilay fanafody antsoina hoe "MABTHERA" vao sitrana tanteraka , nanampakevitra ary izahay ny nanangana association(MBOLAESPOIR) mba ahazaona fanampina ka dia mandefa ity invitation ity ho anareo rehetra zay afaka mba hanotrona anay amin'ny 17decembre @ 19h 45 izao ,soirée cinema izay hatao ao @ salle de cinema l'Elysée biarritz ;22, rue quentin bauchart Paris 8. marihina fa misy cocktail aorina ary ny paf dia 12 euro.
Tsara ho marihina koa fa ny ambin'izay vola voaangona dia hanampina ireo zay marary ka mila fanampina any dago . Raha mila fanazavana fanampiny sy hanao reservation dia manorata eo: mbolaespoir@yahoo.fr na mbola@pleinlavue.net
Misatra Mialoha
novalian'i watafon ny 14/12/2005 18:01
2. dadabe ( 11/12/2005 00:44)
hay ve misy an'izany e!!
dia mirary fahasalamana ho an'ny marary izany e:(
3. Veloo ( 11/12/2005 00:49)
ie de mirary fahasalamana zay sy dadabe njy kay ato :-*:-*
4. diamondra27 ( 11/12/2005 07:58)
de mirary fahasalamana sy courage @ fitadiavambola za sy dadabe ary veloo:cry::-*:-*:*
5. Veloo ( 11/12/2005 20:58)
diamondra:-D:-D:-D:-*
6. watafon ( 14/12/2005 18:01)
bon courage d sitrana soa aman-tsara ny marary an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5899