stress

1. fasaly ( 11/08/2005 18:17)
lazao izay fantantsika mba ahazoana miady amin'ity stress ity e! betsaka mantsy ny vokatra aterany fa na ny tarehy aza mikaraikona tratrany
novalian'i vale ny 22/09/2005 20:09
2. watafon ( 11/08/2005 18:22)
manaova yoga na streching e!na exercice de relaxation fa rehefa hainao ny mampitony ny fonao @ zavatra mitranga d tsy ho azon'ny stress ianao !
3. fasaly ( 11/08/2005 18:27)
le yoga alony tsa mbola nanao aho no ilay fotoana mintsy no tsy misy, fa ny streching aho no manao eo ihany no mahazo aina be fa rehefa avy eo indray de lasa ra stress. amy tsy antony aza ndraindray.
lay relaxation angamba no handeha handramana.
4. Veloo ( 11/08/2005 18:39)
fasaly a,

mila mi-maitriser an'ilay stress no tena solution... dia manao izay mahafalifaly ny tena... za tia manao voayge de manala be mihitsy ilay izy... misy ny sasany juste mahita namana fotsiny dia afaka, fa mba aza mikaly ry reto eeeeeee fadin-drazana io... any doly mantsy ny solution itan'ny rehetra. nefa tena ratsy indrindra...
5. fasaly ( 11/08/2005 18:41)
ahona no atao mi maitriser azy ry velo ohatra hoe ahoana?...
6. Veloo ( 11/08/2005 18:43)
fasaly a mi-respirer a fond aky a, tonga dia miteny oe vitako io.. Ny saina anie aky no mitondra ny rehetra e. tadidio tsara izay.. rehefa vo controler-njy ny saina mande ho azy doly retsy ny rehetra a.... sa ahona oy injy?:wink:
7. fasaly ( 11/08/2005 19:54)
melsi ary aky veloo a!
8. fijo ( 11/08/2005 20:43)
ndry ve tsy mahay manao "meditation"le miaina moramora dia tsy miheritreritra ninoninona?izay andramana sy ezaho fa manala azy izay
9. Veloo ( 11/08/2005 20:55)
fasaly tsisy koi aky a bon courage eeeeee sarotra io fa mety resy fona an...
10. Chuan ( 12/08/2005 07:06)
Amin`ny maha-olon`ny fo antsika malagasy Fasaly dia matetika misy engagement moral foana amin`ny zavatra ataontsika ka miteraka stress izay rehefa tsy tanteraka . Eo izany dia tsy maintsy ilaina ny fandaminana ny fotoana , inona no laharam-pahamehana ...sns . Raha hainao ny manao an`izay dia mety efa hihena ny stress . Mila ihany koa fotoana fialam-boly fa tsy hoe sérieux be lava eo amin`ny fiainana , zah tsy miteny hoe tsy ilaina ny serieux fa ilaina koa ny mba manala azy kely eny antenantenany eny . Dia farany , manaova ihany io exercice de relaxation tenenin`i Watafon io fa mety hanampy anao . Ity misy site iray azonao jerena sao dia mba mety ihany : www.club-positif.com
Dia mirary anao ho afaka stress e !
11. fasaly ( 12/08/2005 07:56)
merci daholo e!
12. watafon ( 12/08/2005 08:41)
d zao koa ry fasaly an : aza d mandray am-po be loatra izay zavatra mitranga fa alalino tsara alou ! ary ambony fôna ny morale amzay atao e! d mba optimiste !
d le voalazan'i chuan moa d tsy azo lavina e : trop de travail abrutit ozizy ny vazaha ! ny fiainana raha tsy misy lalao d mahalasa adala e!
13. booboo ( 12/08/2005 10:04)
milomano na adiny 100 ao @ douche (relaxant ny rano), miova rivotra, mandreraka vatana @ zay matory tsara avy teo fa reraka tsinona... zay no hitako fa reo tsinona no fataoko
14. diamondra27 ( 13/08/2005 07:42)
ny ahy ndray ny fantako de mihirahira raha sendra misy olona en face n'i toi manome stress.

Ra blème ndray de matory de vita iny, averina ao anatin'ny saina oe hatory za mandrapatongany torimaso fa tsy mieritreritra zavatra hafa, efa maka place tsara enao @io( position allongée) de mahita tory de zay.
Fantaro ny antony maha stressé anao de arakarak'iny ny solution.DE aza tazomina ao amponao ze zavatra tsy tinao fa teneno en face. Bon courage

A chaque problème il y a 2 solutions
15. fasaly ( 13/08/2005 10:18)
misaotra daoly tamin'ny torohevitra e!
izaho manao sport ary tena vizana , manao streching après ny sport, mahazo aina be, fa çà arrive hoe: tsy mahita tory ihany noho ny stress, e! miezaka ny mi concentré amy torimaso fa rehefa tsy hahita torimaso izay de e! e! e!
fa ho ezahiko arahina daholo ny torohevitra rehetra fa misaotra ananareo rehetra e! tena manana namana tokoa e!
16. fijo ( 15/08/2005 21:36)
fasaly ,mba manalefaka hozatra koa e.efa haindry io ko
17. cocorie ( 18/08/2005 14:05)
mety mba ahafaka stress ko ny :-*:*
18. fasaly ( 18/08/2005 14:43)
sport malefaka ve zany! ry reto????
19. fijo ( 18/08/2005 20:39)
cocorie,ary tena haindry le izy an.
20. pitchou ( 23/08/2005 18:04)
manao zavatra ze mahafinaritra ny tena! ohatra mihinana glace, mivoaka miaraka @ namana sns
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0194