stress

21. Veloo ( 23/08/2005 18:13)
fasaly a ie manao sport malefaka. Ny ahy manao voyage no tena maha afaka ny ahy :wink:
22. fijo ( 23/08/2005 20:43)
pitchou ,tena glace ve sa izay azo tsetsafina?
veloo,voiazy aby anie io e,nale malefaka na le taxi broussy
23. pitchou ( 24/08/2005 18:07)
inn ndray ohatra no tsetsafin'là zany? ny ahy alou d glasy ihany, fa zao kosa alou d mba mitsetsitra contre-toux fa tena gravy be le angine e!
24. fijo ( 24/08/2005 20:08)
izay ary fa tsy glace ihany kay no tsetsafina
25. pitchou ( 29/08/2005 18:11)
fa nen'là inona klou e!
26. Veloo ( 29/08/2005 20:17)
fijo a za kosa tsy mande taxi broussy ka be olona lotra :-D:-D:-D
27. fijo ( 01/09/2005 19:52)
veloo,ngah ndry tsy tia olona????
pitchou,ny ahy ny ankihibe no tsetsafiko
28. pitchou ( 04/09/2005 17:26)
:-D:-D:-D:-D:-D le rehefa hatory ve?
29. jon ( 08/09/2005 11:52)
inonamoaizany stress ?
30. vale ( 22/09/2005 20:09)
Mimeme foana aky an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.303