tononkira kalon'ny fahiny
1. booboo
(
12/08/2005 20:47)
Mba mitady hira : sady tsy haiko ny titre-ny no tsy fantako ny mpihira azy no zara raha haiko ny tonony :°).
Misy an'izao fotsiny any @ ref :
Bakobako rrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrroa
Ry tokan'ny fo
Sôtra mialoha
Misy an'izao fotsiny any @ ref :
Bakobako rrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrroa
Ry tokan'ny fo
Sôtra mialoha
novalian'i ari.malala ny 23/09/2005 12:54
2. xxx
(
13/08/2005 09:18)
Ka raha tsy mihira mintsy ianao tsy haiko koa ny feony
Amin'ny manaraka e.Veloma.:?::?::roll:
Amin'ny manaraka e.Veloma.:?::?::roll:
3. watafon
(
13/08/2005 12:43)
ananako le hira fa hiezaka aho haka azy d omeko njy e! Barijaona sy O'suzah angamba no mihira azy raha tsy diso za !
4. watafon
(
13/08/2005 12:59)
Io ary d mazotoa mihira e!
BAKOBAKOROA
Jereo kely ange ireto voromailala
Ireo modely koa tokony ho tahafin'ny mana-malala
Ny azy ireny dia hajainy tokoa ny fitia
Azo toky , fady izay mba hania
Fa mandra-maty tsy mety lefy ilay fitia mitafotafo
Ka isan'andro indreo miaina an-drotsirotsy sy safosafo
Tsy omby in-jato f'isan'ora ny feony no re
Re tsy miato mamerimberina hoe:
Bakobakoroa , ry tokan'ny fo
Ry mamiko indrindra
Tsy haiko hovana na hafindra
Anao rahavako
Itony ny fitiavako
Ny fo sy ny saiko, ny tenako
Anao ka hanjakao
Bakobakoroa , ry tiana tokoa
Ny hiova fitia
Aminsika dia atao sanatria
Raha mbola mitempo ny fo
Na inona loza manjo
Ny tiana tsy roa
Bakobakoroa
BARIJAONA
BAKOBAKOROA
Jereo kely ange ireto voromailala
Ireo modely koa tokony ho tahafin'ny mana-malala
Ny azy ireny dia hajainy tokoa ny fitia
Azo toky , fady izay mba hania
Fa mandra-maty tsy mety lefy ilay fitia mitafotafo
Ka isan'andro indreo miaina an-drotsirotsy sy safosafo
Tsy omby in-jato f'isan'ora ny feony no re
Re tsy miato mamerimberina hoe:
Bakobakoroa , ry tokan'ny fo
Ry mamiko indrindra
Tsy haiko hovana na hafindra
Anao rahavako
Itony ny fitiavako
Ny fo sy ny saiko, ny tenako
Anao ka hanjakao
Bakobakoroa , ry tiana tokoa
Ny hiova fitia
Aminsika dia atao sanatria
Raha mbola mitempo ny fo
Na inona loza manjo
Ny tiana tsy roa
Bakobakoroa
BARIJAONA
5. lanto
(
13/08/2005 14:31)
Misaotra an'i watafon.
Tokony hitan'i boboo tao am tononkira izy io. Raha te-hihaino azy dia tadiavo bakobako ao am RVG :-) Misy azy hirain'i Johary ao, ary raha tsy diso daho misy Barijaona koa.
Mahazoa fafiny e!
Tokony hitan'i boboo tao am tononkira izy io. Raha te-hihaino azy dia tadiavo bakobako ao am RVG :-) Misy azy hirain'i Johary ao, ary raha tsy diso daho misy Barijaona koa.
Mahazoa fafiny e!
6. watafon
(
13/08/2005 14:38)
lanto : ka tao mitsy ange nakako azy io e! fa mba mahafinaritra koa nge le manampy namana e! ny nahavariana ange d za teo ampihainoana azy io no nahita ity d nokarohako e! ilay version johary io !
7. lanto
(
13/08/2005 16:24)
Tsara ilay izy ka ! Omany fotsiny ny soufle sy ny hoza-tenda hihira azy :-D
8. booboo
(
16/08/2005 09:57)
watafon > sôtra indrindra. saika gli ny hoza-tendako lé hihihihihihi.
lanto > Sôtra koa. HIhihi zay vao haiko ny titre-ny :°)
lanto > Sôtra koa. HIhihi zay vao haiko ny titre-ny :°)
9. fafa
(
16/08/2005 11:37)
booboo> fa mpihira kalon'ny fahiny ngah enao sa...? raha eny mba anoraty manokana aho!
12. hps
(
18/08/2005 18:55)
Tsara aloa ilay mankafy ny kalon'ny fahiny,fa ny maha-zendana dia ilay hoe:"anoraty manokana"(fafa)teo,za koa mantsy anisan'ilay mankafy ny gadon'ny taloha eh!:-$^:^
14. tiftif
(
19/08/2005 05:45)
Tsy nofiko intsony fa tanteraka ny faniriko
tsy nifoko intsony izato hianao hitanatana ny diako
Dia tsy haiko hatramin'ny farany sady tsy haiko ny mpihira azy
tsy nifoko intsony izato hianao hitanatana ny diako
Dia tsy haiko hatramin'ny farany sady tsy haiko ny mpihira azy
15. ari.malala
(
19/08/2005 06:28)
titif, hiran'u Abel RATSIMBA io, fa tsy haiko hatr@ farany koa! :)
16. fafa
(
19/08/2005 06:34)
hps> ka misy tononkira be de be kalon'ny fahiny nge aty e! fa tsy manampotoana hampidirana azy ato aho fa sady miasa no mamangy ny takelaka kah!
Aza mieritreritra zavatra hafa eo!!!
Aza mieritreritra zavatra hafa eo!!!
17. hps
(
19/08/2005 19:40)
ka dia matoky ny halemem-panahin'i fafa zany eh! io zao misy mangataka ny an'i Abel Ratsimba,za manko saika nanao soso-kevitra hoe:alaivo any @ i Ratsimbazafy Henry,fa io no rahalahiny,ok!=D
18. fafa
(
23/08/2005 06:14)
hps> le fotoana hampidirana azy ato no tena tsy ananako nge e! na de haingana ihany aza aho manao saisie de mila fotoana, zà sady miasa no mandalo ato @ serasera
