tononkira kalon'ny fahiny
22. fafa
(
25/08/2005 10:07)
fijo a! tsy hiasa zany aloha aho fa hampiditra an'le izy ato? mety hevitra hety ihany izany! andraso aloha fa hohitako eo! inn le hira tadiavinao mo?
24. fafa
(
03/09/2005 15:42)
le oe ravitoto ny tinao sa le oe tantarao angano aho dady! sa le baomijijy mitondra zinga kely?
26. RADOUXE
(
21/09/2005 14:35)
Manaona daoly e tafaona ato daoly zany ny mpakafy kalon'ny fahiny ,za ranga mba mangataka le hira nirain'i Harena sy Nofy tao@ pazzapa iny a ra mba misy matadidy zany an tena tsisy tadidiko le tonony sy lohateniny :(
27. ari.malala
(
23/09/2005 12:54)
fafa:
le oe ravitoto ny tinao sa le oe tantarao angano aho dady! sa le baomijijy mitondra zinga kely?
za r'ise mila an'le tantarao angano aho dady azafady â! :) d misaotra mialoha ê
28. jennifer2
(
30/10/2005 15:41)
manao ahoana daholo!
Mino aho fa mpakafy kalon'ny fahiny daholo o!
Za koa mba tena tia fa saingy tsy mahay>
Tokony hanokatra takelaka manokana mihitsya ngamba i
Hery (webmaster) @ io hira fahiny io de @ zay tonga de afaka mihira ny rehetra.
Mino aho fa mpakafy kalon'ny fahiny daholo o!
Za koa mba tena tia fa saingy tsy mahay>
Tokony hanokatra takelaka manokana mihitsya ngamba i
Hery (webmaster) @ io hira fahiny io de @ zay tonga de afaka mihira ny rehetra.
29. anjajavy
(
30/10/2005 18:50)
mba mila ny tonikiran'ny Njakatiana misy lay hoe :fa ra hifanasoa . . . hiaraka mandrakizay . . .ka inona mantsy ny hoe hifanadala ! . . .
30. fijo
(
04/11/2005 22:52)
fafa an,izao letsy vao hafaka eto indray an.izay tselonina rehetra tadiaviko.
31. Mitiah
(
08/11/2005 07:04)
booboo:
Mba mitady hira : sady tsy haiko ny titre-ny no tsy fantako ny mpihira azy no zara raha haiko ny tonony :°).
Misy an'izao fotsiny any @ ref :
Bakobako rrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrroa
Ry tokan'ny fo
Sôtra mialoha
salut booboo
zao le hira fa omeko anao ary e
jereo kely jereo ange ireto voromailala
de reo medely zay tokony ho tahafin ny mana malala
ny azy ireny dia hajainy tokoa ny fitia
azo toky fady izay mba ania
fa mandra maty de tsy mba lefy ilay fitia mitafotafo
fa isan andro indreo miaina an drotsirotsy sy safosafo
tsy omby in jato
fa isan ora ny feony no re
re tsy miat maerimberina oe
bakobako roa ry tokan ny fo
ny mamiko indrindra tsy ilaiko ovaina na afindra
ho anao rahavako
itony fitiavako
ny fo sy ny saiko ny tenako anao ka anjakao
bakobako roa
ny tina tsy roa
ny iova fiti @tsika dia atao sanatria
ra mbola mitempo ny fo
na inona loza anjo
ny tina tsy roa bakobako roa
