Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
suesse
(
24/08/2005 11:02)
Tiana
Mitady ankizy any NICE avy any Ambohibao
Ambohibao_Nice , ianao ve nipetraka tao akaikin ny Mickaela???...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/09/2005 21:27
xxx
(
24/08/2005 08:49)
epilation
civilisation ny epilation ankitrio . dia manontany anareo aho fa za rehefa mi s'epile indrindra ny maillot dé mitatra no matevina no au bout de 2 jours défa matsiotsilo be, nenareo kay in no atao ...
tohiny
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 09:52
LazaRandri
(
24/08/2005 00:39)
Ny firaisam-pinoana
Rahalahy sy anabaviko avokoa na ny Silamo, ny Mormon, ny Vavolombelon'i Jehova, ny Katolika, ny Bodista, ny Taoista, ny Hindo, ny Protestanta, ny Jiosy...sns... [b]Kanefa ahoana hoy Kristy?[/b]
[i...
tohiny
novalian'i deghany ny 30/08/2005 08:40
ainaheri
(
23/08/2005 22:34)
Tena nilomano tokoa v sa??????
Reraky ny madaraid ira8 d nilomano niaraka t@ pokona
tao jangil,mamy ihany lay sezooo? 2007 doly zany!!...
tohiny
novalian'i hps ny 09/09/2005 19:26
ainaheri
(
23/08/2005 19:40)
Pierrot Ra.....
Noho ny raha2 t@ 2002 dia voarohirohy tao koa
ranamana t@ fanodikodinambola sy tsy fandoavana
hetran'ireo orinasa notantanany dia anisany nohenjehina ranamana,ka misy didy mipetraka miandry azy ao d...
tohiny
novalian'i jamal ny 01/11/2005 07:30
dakoma
(
23/08/2005 19:32)
Voatery mivady ve ny mpifankatia?
Raha mety be ny relation-nao @ sipanao. @ lafin'ny fifankatiavana,fifanajana,fifankazahoana, économie,emploi du temps,sexe sns...Misy antony tokony hanimbana izany indray ve ka hirosoana @ fanambadia...
tohiny
novalian'i vonindraozy ny 12/09/2005 10:21
dakoma
(
23/08/2005 19:07)
Ny bandy gasy mikasi-tànana ka hitsoahan'ny sipa.
Mba nidinidinika t@ ireo tanora namako ity tenako. Ny fanontaniana napetraka dia ny hoe maninona ny sipa gasy no tsy tia bandy gasy intsony?
Ankoatran'ny resaka fahantrana aloha dia niara-nihaiky iza...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 24/10/2005 05:08
fasaly
(
23/08/2005 18:15)
re-7 ,menakely sy mofosakay
mba mangataka re mba omeo re-7 na menakely sy mofosakay ny tenanay fa te hihinana be a!
ny mofo baolina aloha mahay aho e!
misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 24/10/2005 11:34
soamalagasy
(
23/08/2005 17:48)
hodi potsy sa angadrano
mbola tsara tsika , eh ,
misy torohevitra masoa antsika jiaby ity
satria nahasoa ahy koa
mampiasa candid b creme ( raha be hodi potsy eh)
ary ny candid lotion , osorana raha avy man...
tohiny
novalian'i rurik ny 18/09/2005 08:41
bichette
(
23/08/2005 15:10)
VARICE
inn no tokony atao hisoroana an'io ?
- raha tsy mbola misy varice
- raha efa misy varice
...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:29
zozefa
(
23/08/2005 10:17)
Amin’ny dimy latsaka fahefany maraina
Asa raha mba efa nosaininao fa raha ohatra fa fantatra hoe ho avy rahampitso amin’ny dimy latsaka fahefany maraina Jesoa, de inona avy re no mety ho zavatra ho ataonao e?:D...
tohiny
novalian'i zozefa ny 25/08/2005 19:57
jentilisa
(
23/08/2005 09:11)
Ikelihorombe: ahoana marina no fandehany?
Malaza amin'ny gazety maromaro mihitsy izao Ikelihorombe izao fa tsy hita izay tena marina. Sao mba misy afaka manazava ianareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/08/2005 22:28
nyeja
(
23/08/2005 06:11)
fitiavana anaty any .
Raha mba fantatrao
Niezaka aho hanafina
izay tempo an-tratrako ao
f'angaha tsy raharaha
raha fantatrao tsinahy
ilay faniriana
anatiko mangina.
Dia niezaka aho hitsiky
imolot...
tohiny
novalian'i miangoty ny 14/09/2005 07:39
nanourand
(
23/08/2005 00:46)
Mpanao gazety malagasy
Filoha Ravalomanana:Botswana sy Zambia ary Zimbawe indray izao no filamatra
Omaly tolakandro ny filoha Ravalomanana no tafaverina an-tanindrazana, rehefa avy nandray anjara tamin’ny fivoriana an-ta...
tohiny
novalian'i Veloo ny 31/08/2005 18:37
dakoma
(
22/08/2005 20:59)
Inona marina no fiveloman'ny Ratsiraka ireny any an-dafy?
Mba manitikitika ny saiko inona marina no mba asan'i Ratsiraka aty an-dafy?Sa ve dia manao chauffeur livreur koa izy sy Xavier?
Marina aloha fa efa nanangona ihany izy fahiny,nefa dia tsy hinoako mih...
tohiny
novalian'i SNAR ny 28/08/2005 19:00
dakoma
(
22/08/2005 20:53)
Mila manankarena ve isika bandy raha mba te hi-kôty ilay sip
Mila manakarena ve isika bandy raha mba te hi-kôty ilay sipa gasy manja ireny?
Tsikaritro mantsy e,fa ny bandy ankehitriny toa tsy misy mijery intsony raha tsy metimety ara-bola. Toa ohatran'ny tsy...
tohiny
novalian'i bonaventure ny 21/02/2006 16:05
dakoma
(
22/08/2005 18:53)
Mampateza ny fitiavana ve ny manao sex betsaka?
Rehefa avy mivady 5taona amin`ny vadinao ve ianao dia mbola mitsôda rehefa manao aminy?
Aminay le mbola misipasipa mantsy dia mamy be mihintsy izany....
tohiny
novalian'i deghany ny 26/09/2005 15:37
stephan
(
22/08/2005 14:34)
pazzapa 3 fahatelo: iza ary no handresy?
Nasiako pazzapa 3 fahatelo ho tohin'ny adi-hevitra roa voalohany. Satria efa vitsivitsy ihany sisa ny tavela ao amin'ny pazzapa dia aleo aseho hoe iza ary no mety handresy?
Ny ahy izao araka ny e...
tohiny
novalian'i pitdra ny 25/10/2005 21:57
vivi
(
22/08/2005 12:27)
culotte de cheval
inona ny atao analana anireny culotte de cheval ireny, fa tena manana zandry aho fa tena manana compexe izy amonio , nefa anie izy mince kely e, mba omeo hevitra raha misy e , misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i majakely ny 29/09/2005 13:42
tsetse
(
22/08/2005 10:18)
namana
mitady anilay namako talo za,sao de misi mahalala,hery ny anarany,mananjanaka jessi(asa ra efa nisy zandriny alo) efa ao paris we izy ,f61no mitady azy merci ho anizay mamaly ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/09/2005 21:28
