namana
![](https://avatar.serasera.org/a1836449157a5ab02b9db385ad373392.jpg)
1. tsetse
(
22/08/2005 10:18)
mitady anilay namako talo za,sao de misi mahalala,hery ny anarany,mananjanaka jessi(asa ra efa nisy zandriny alo) efa ao paris we izy ,f61no mitady azy merci ho anizay mamaly
novalian'i fijo ny 06/09/2005 21:28
![](https://avatar.serasera.org/12740732e02b77593bb52ad02abe5fb4.jpg)
4. sonwin
(
27/08/2005 10:02)
ary kay ve raikitra foana ny manala azy e, reveko ka, dia ahona zoky e?ela izay an!
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
5. fijo
(
27/08/2005 20:59)
ary taiza ihany ialahy le???? zay tato efa taitra hoe lasa aiza ary? sao nanambady...hi hi hi