Voatery mivady ve ny mpifankatia?
1. dakoma
(
23/08/2005 19:32)
Raha mety be ny relation-nao @ sipanao. @ lafin'ny fifankatiavana,fifanajana,fifankazahoana, économie,emploi du temps,sexe sns...Misy antony tokony hanimbana izany indray ve ka hirosoana @ fanambadiana?Fanambadiana izay feno adidy,mihena ny liberté-nao,hitaiza kely hifoha @ sasak'alina sns...FAntatrao tsara fa azonao atao ny managana zaza any aoriana any rehefa tonga ny fotoana fahalehibiazanao. Fomba mety tsara izy io @ amerikanina sy eropeanina.
novalian'i vonindraozy ny 12/09/2005 10:21
2. Herimiafina
(
23/08/2005 19:37)
Mety misy adino kely fa raha mety be foana koa dia lasa mety mankaleo ka mora rava. Ilaina koa ny adiady madinika isankarazany momba ny resaka isankarazany mba hikolokoloana ny fifankatiavana. Mijangajanaga ny olona rha misy tsy mety ao amin'ny tokantranony, mijangajnaga ihany koa izy raha mety loatra ny tokantranony.
3. fasaly
(
23/08/2005 20:19)
zany ve? izy mintsy zany no efa te hijangajanga e!
dakoma:
raha vonona ny hanambady ndray aloha de tsy maintsy mihena ny liberté e! tsy hitovy tamy fiainanao celiba mintsy ny fiainanao refa manambady, ny mauvaise habitude rehetra tsy maintsy hajanona.
ny fanambadiana tsy maintsy mandalo amizay étape zay daholo, mitaiza kely raha te hiteraka, mitovy ihany ny engagement sy ny rsponsable nao na hiteraka ianao na hangana, ka inona no tsy hiterahana raha afaka miteraka.

4. booboo
(
23/08/2005 20:43)
dakoma > refa mandray au sérieux ny fiarahana @ olon-tiana fotsiny défa tsy maintsy misy "contraintes" maro, mpivady ou pas mpivady.
Misy antony maha-resy lahatra ny mpifankatia foana ao matoa zareo niroso/miroso/hiroso @ zany fanambadiana zany.
Ny @ hiteraka sy hitaiza na hanangan-jaza indray dia samy manana ny maha-mazana azy aby. Tsy misy hoe mitaiza zaza nateraka moramora kokoa noho ny natsangana.

6. Herimiafina
(
23/08/2005 21:59)
tsy de misy lalanany be izany ilay izy fa hita eo foana ny kofboay tena atidoha rehefa tafiditra ao. tafavoaka foana e, ampahafirin'ny tany vietnam izay tsy matory mitaiza zaza.
9. ari.malala
(
24/08/2005 09:30)
ilay hoe voatery no tsy dia tiako satria sitrapo fa tsy antery izany fanambadiana izany, ka refa vonona d vonona ko any saina hiatrika izay adidy manaraka rehetra ko! :) zay no maha fiainana ny fiainana
10. pika
(
24/08/2005 09:33)
raha misy zavatra tena tianao dia satry ho alainao ho hananao maika fa olona
11. vivi
(
24/08/2005 10:03)
arakaraka ny safidiny ts11 kosa aloha io e, raha ohatra ka ny fiainana milamina b tsy misy pb no tadiavinao aloha d tena zay hevitrao zay no tena mety nefa kosa rehefa antintra d tsy maintsy mi-accepter anio situation io enao satria raha anao adoption araka ny teneninao hoatran'ny hoe facile fa tena mbola olana ihany io an! , sady zaza nateraka aza misy probleme koa maika fa zaza natsanganao, ianao aza tsy te hiteraka ny anao manokana fa maika fa hitaiza ny hafa!!,Aleo kosa vonona @zany fanambadiana vao miditra fa tsy kilalao ny ao, rehefa voady d voady fa tsy zazakely akory , mahereza e
12. dakoma
(
24/08/2005 11:02)
Tsy haiko ny fiadanan'ny tokan-tranonareo any an-dafy any .FA raha ny eto Dago aloha dia fiaraha-monina sisa ny an'ny mpivady après 2 ans de marriage.
Samy vizakin'ny adim-piainana isan'andro,foana hatreo ny romance noho izany ady sy fiaraha-monina sisa.
Raha ampoizinao toy izany ary ny fandehan'ny fiainana, vonona ny hampirisika ny zanakao vavcy ve ianao hanambady? Sa hoy ianao hoe rehfa mahafatifaty be ny fiainanao miaraka @ sipanao,ny asanao mandeha tsara ,ny tokan-tranonao voakolokolosns.. mbola hitady problème hafa indray ve?

14. booboo
(
24/08/2005 11:43)
dakoma > mitovy @ hoe sarotra velona no mahita asa zao na aiza na aiza dia tsy handefa ny zanakao hianatra zany ianao rehefa manan-janaka ? Ny hamisavisana ny ratsy ( tsy natao hampihemotra na hampifotetaka fa ) natao hiavin'ny soa
15. ari.malala
(
24/08/2005 12:08)
dakoma, fiarahamonina angamba, fa rehefa atao izay hampirindra azy anie mirindra foana io ê! sady tsy voatery ho marina io teneninao io hoe ady sy fiarahamonina sisa.
16. fijo
(
24/08/2005 20:53)
io samy sahirana na aty na aiza ,fa izay fahaizana mandrindra azy ao ihany io ka
17. avana
(
25/08/2005 07:56)
le olona roa miaraka iany no mahatsara na maharatsy le fiarahana
Rehefa itanao fa "monotone" be le izy de resaho izy, ndao ndray hanao an'zao na zao...
Hoe ivady indray aloha..... aleo aloha asiana fieritreretana in-droa!
Rehefa itanao fa "monotone" be le izy de resaho izy, ndao ndray hanao an'zao na zao...
Hoe ivady indray aloha..... aleo aloha asiana fieritreretana in-droa!
18. fafa
(
25/08/2005 08:13)
dakoma> inn no tena tinao hahatongavana @le izy? te handositra adidy zany ianao de te hanamora fiainana? io nge na mivady na tsia tsy mora foana io e? resaka fitiavana io de misy blèmes foana na hivady na tsia ary misy foana ny routine na tinao na tsia fa ny fahaizanareo 2 mikolokolo le fitiavana mba tsy hisian'zay ihany no tena antony! na hiteraka hoanao na hanangana de mbola hoatr'zay ihany e! adidinao foana io? sa zaza efa lehibe no atsangan'idakoma de tsy mitomany alina ntsony? zà ary atsangana rah'zany! hi hi de tsy miray trano toi sy le olon-tian'i toi, ahoana le fitaizana sa mifandimby oe ndray alina atsy le zaza atsangana de ndray alina atsy?:lol:
19. jos13
(
25/08/2005 09:35)
ny anao kosa ry dakoma tsy haiko intsony e , inona ny tena tianao fantatra ny momba ny sex eo mpivady sa ny homesexuel sa hiditra ao @ fanambadiana, satria toa hitako hapetrakao daholo ireo sujet rehetra ireo ato @ serasera momba ny fitiavana ka ny tena hitako zany hoe olona toa mbola be fisalalana ianao ka tokony tsy ananao foana, sao izy @ ireo 3 ireo inao d lasa matahotra ny manodidina kose ,de mody manisy olana amin'ny zavatra rehetra fa raha ohatra resaka homo ianao d aza miditra @ fanambadiana marina fa lasa mampijali ny manodidina sy ny ankizy fotsiny , fa mila mafantatra ny tenanao aloha , azafady fa heritreritre fotsiny iny fa sao tsy hoe izy ianao, fa raha tsy zay d tsy aiko intsony !
20. dakoma
(
25/08/2005 13:37)
jos13:

Dakoma dia olna tia mi-observer ny fiaraha.monina manodidina azy.Hitany @ izany daholo ilay karazana problème misy.Tsapany hatramin'izao fa ilay manao revy seul no toa kely stress indrindra.Ampy ny fidiram-bolany,tsra ny tranony,voakolokolo ny besoin-any rehetra.Tsy te hitady problème Dakoma.