Voatery mivady ve ny mpifankatia?
23. fafa
(
26/08/2005 08:04)
tsy te hitady problème dakoma: tsy hitako nge ny maha-fiainana ny fiainana ry dakoma raha tsy misy ireny e? tsy misy fy ny fiainana ra tsy misy kely an'reny! fa na ny mpanankarena aza misy problème foana: mitaintaina lava zao izy sao misy manafika :lol::lol:!!
24. vivi
(
26/08/2005 08:13)
mba tiako fantatra e!, ty dakoma ty ve manan sipa sa manambady fa tena mampifaly ny hafa mihitsy e, toa sambatra marina izay miaraka @ity dakoma ity fa tena mampitsiriritra ny hafa mihitsy
25. dakoma
(
26/08/2005 11:50)
vivi:
mba tiako fantatra e!, ty dakoma ty ve manan sipa sa manambady fa tena mampifaly ny hafa mihitsy e, toa sambatra marina izay miaraka @ity dakoma ity fa tena mampitsiriritra ny hafa mihitsy
Dakoma dia olona nomen'Andriamanitra ny fahasoavana rehetra rehetra izay mety tsiriritin'ny olona.Tia hitazona izany hatramin'ny farany Dakoma dia manao revy cool.Izany hoe éviter ny avokoa rehefa mety ho karazana problème sy stress.Miasa mafy izy aleo hazava izany nefa koa tsy toy ny olona maminavina sy mitsiririrtra ny zavatra tsy ho azo,ka lasa mampijaly tena.Karaté sy sex no fialam-bolin'ny Dakoma.
26. vivi
(
26/08/2005 13:18)
milay kosa zany ny any dakoma! fa mba hiezaka tahaka any dakoma zany zahay ko! fa karaté aloha toa vita fa ilay sex toa mampatahotra fa aleo reviny dakoma rery indray,mahereza ry dakoma e!
27. Veloo
(
26/08/2005 15:05)
o ry dakoma a ka mbola tsy novalianao anie ny fanontanian'i vivi e ka manambady zany enao sa manana sipa?
28. dakoma
(
26/08/2005 20:14)
Veloo:
o ry dakoma a ka mbola tsy novalianao anie ny fanontanian'i vivi e ka manambady zany enao sa manana sipa?
Vvavy daholo no namako eto Bira.Vonoiny vadiny izy ireny dia makaty amiko.Mba vinanio ee.lah ve zah sa vavy ?
31. dakoma
(
27/08/2005 21:33)
Ny amiko tsy misy dikany.Reto vvavy mijaly an-tokatrano no vavety.Tsy natao ho any olona rehetra ny hanangana tokatrano.Tsy mampitombo fifaliana aminy fiainana ny fanambadiana.
32. fijo
(
27/08/2005 23:04)
hoy i dakoma:"kara-te sy sex no fialam boliko"
ny kara-te raha adika amin'ny teny gasy malalaka dia :"tanana tsy misy ninoninona"(main nue)
ny sex moa haintsika.
izany hoe ny fialam boliny dia mampiasa io tanany io,amin'io sexny io,raha hadika tsotra.

36. lilbon
(
31/08/2005 04:57)
:-omba hainareo mou ty fiteny iray ity!
"les meilleura plaisanteries sont les plus courtes"
"les meilleurs histoires d'amours sont ceux qui sont deja terminees"
ny ela hono maharay 2 ,fa ny fitiavana dia mamy amy voalohany fa rehefa ela loatra de misy ihany ny ngidiny.Mamy ny fary fa misy faikany.Ny fanambadiana,
vao tsy hialankasokasoka ,tonta tsy hialan-dromoromo.
fa ny hanambadian-kiterahana.ny fanambadiana dia adidy .ka raha fitiavana(l) tsy maty mandrakizay de tsy de mino za we ao amy mpivady fa ao amy mpifankatia satria ao tsiss an-tery loatra tsiss adidy ary ao ny faikany azo aloa:twisted:

37. IDEALY
(
05/09/2005 04:13)
ka mandehana ary dakoma mipetraka any eropa sy amerika eh
fa raha tianao le oul de aza laniana ny fotoanany sy ny lerany sa tsy misy atody ka hanangan-jaza
mba mapiresaka angamba enao fa de gaga aho
fa raha tianao le oul de aza laniana ny fotoanany sy ny lerany sa tsy misy atody ka hanangan-jaza
mba mapiresaka angamba enao fa de gaga aho
38. ralaisa
(
06/09/2005 13:31)
IDEALY:
ka mandehana ary dakoma mipetraka any eropa sy amerika eh
fa raha tianao le oul de aza laniana ny fotoanany sy ny lerany sa tsy misy atody ka hanangan-jaza
mba mapiresaka angamba enao fa de gaga aho
Idealy kosa masiaka loatra @ Dakoma. Mba fifanakalozan-kevitra kosa ange no tadiaviny e.Raha ny fahitako an'ity Dakoma dia olona tsy tia hanana résponsabilité @ olon-kafa izy fa te hihamonkamona irery. Mety miasa anefa ny sainy satria mety matahotra ny ho solitude koa izy.Izay ilay mahatonga ny fitenenana malagasy manao hoe tia ny lohany nefa matahotra ny masony. tsapany angamba fa be loatra ireo problème lalovan'ny couple ankehitriny.
39. radoum
(
12/09/2005 09:53)
tsy voatery angamba fa miankina amin'ny anjara io eh na dia tena mifankatia be aza nea tsy natao ho anao ilay olona dia tsy mety izany :D
40. vonindraozy
(
12/09/2005 10:21)
dakoma:
Raha mety be ny relation-nao @ sipanao. @ lafin'ny fifankatiavana,fifanajana,fifankazahoana, économie,emploi du temps,sexe sns...Misy antony tokony hanimbana izany indray ve ka hirosoana @ fanambadiana?Fanambadiana izay feno adidy,mihena ny liberté-nao,hitaiza kely hifoha @ sasak'alina sns...FAntatrao tsara fa azonao atao ny managana zaza any aoriana any rehefa tonga ny fotoana fahalehibiazanao. Fomba mety tsara izy io @ amerikanina sy eropeanina.
zao mahita fa anisan'ny porofo-pitiavana ny mariage nefa tsy voatery zay foana anefa no atao porofo, mety hoe ny any sasany zao de ny fidelité,...
fa tsy hoe mifankaty de voatery mananbady e! zao sy ny sipako zao de nisafidy ny tsy hiroso @ zany mihitsy satria mifankaty foana zahay na dia tsy mivady aza, ny FITIAVANA ihany no mitondra ny fianana