Tena nilomano tokoa v sa??????

1. ainaheri ( 23/08/2005 22:34)
Reraky ny madaraid ira8 d nilomano niaraka t@ pokona
tao jangil,mamy ihany lay sezooo? 2007 doly zany!!
novalian'i hps ny 09/09/2005 19:26
2. fijo ( 23/08/2005 22:47)
hevitra izany ka tsy misy maharatsy azy e.samy efa mihetsika daholo anie izao ny mpifaninanan e
3. pika ( 24/08/2005 09:29)
ainaheri marina zany
nefa ny fihetsika toa vao may manembotra ny mpakafy taloha toa tsy mendrika ny ho fihetsiky ny ......
4. Veloo ( 24/08/2005 15:16)
:roll::roll::roll:
5. fijo ( 24/08/2005 21:02)
pika azavao fa tsy mazava
6. pika ( 25/08/2005 09:18)
i fijo ve tsy mahamarika fa indraindray toa na miteny aza dia toa ireny raimpianankaviana miteny ny vady amanjanany
ao koa ohatra raha miresaka @ tantsaha na dia eo aza ny tompon'andraikitra @zany dia toa solony miteny hoe ireto ataovy ..... mety ve;;;;
t@ ireny nively vary ireny :roll::roll: filoha tokoa ve :?:
7. fijo ( 25/08/2005 22:20)
izay aloha tsy hitanay taty ka tsy misy ambara ny tenako e
8. hps ( 26/08/2005 19:42)
Pourquoi Ra-8 s'est-il entraîne à nager à jangil? parce que l'Etat est en train de couler...
9. eh ( 27/08/2005 12:00)
aza manaratsy wa! tsy hitanareo ny zava bita sy eo ampanatanterahana aty dago ê! marina fa misy ny tandrevaka fa milaza aminareo aho fa tsy mbola nisy mpitondra nahavita zavatra toa izao nandritra izay firy polo taona izay! mijere sy mandiniha aloha vao miteny ê! ary mino aho fa tsy hisy haharesy an'io rangahy io amin'io 2007 io minoa ahy ianareo!!!
10. hps ( 27/08/2005 19:30)
Mbola tsy fantatra aloha fa ho hita eo ny fipôkany,manahy ihany mantsy aho fa efa manomboka leo sy kivy daholo ny ankamaroan'ny vahoak.aty Dago,ka izay miracle eo iaraha-mijery:/
11. pika ( 30/08/2005 04:34)
eh mba mifanerasera @ atao hoe vahoaka ve ianao sa mihidy ao anaty tamboho sy villa be ao fotsiny :?:
raha izany mantsy dia tsy omena tsiny ianao raha tsy mahita ny fahoriana
fa ianao ve mihevitra fa ireo mpitondra teo aloha na Tsiranana na Ratsiraka tsy mba nahavita :x
io palais de sport dongina tsy .... t@ andron'izza ???
ary raha ny vidimpiainana mbola azo lazaina fa betsaka ihany ny afaka niaina ary izao mandry fotsy no betsaka
12. jentilisa ( 03/09/2005 11:07)
zany an!
13. pika ( 07/09/2005 04:28)
vahoaka efa leo ny migirevy lava sy manao ny ainy tsy ho zavatra nefa ilay heverina fa hanafaka ny firenenna toa vao maika koa mandetika azy
izany no mahatonga azy ireo mipetraka miandry fififdianana fa raha ny tena ao ampony dia efa hoe rehefa tsy vita dia mbay
14. hps ( 09/09/2005 19:26)
Ny hoe tena milomano aloha,dia marina tokoa fa isika malagasy rehetra zao no milomano ao anatin'ny fahadisoam-panantenana,fa ny an'ny mpitondra indray milomano ao anatin'ny Fitsangatsanganana fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1758