Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zozefa, milahatra araka ny daty
zozefa
(
28/07/2008 17:03)
ravitoto maina
Mba saika anontany za hoe ahoana no tsara andrahoana ireny ravitoto maina ireny fa toa atokona elabe mihitsy vao mety masaka, zany aza tsy tena hoe masaka tsara amin'ilay itiavantsika azy!!! miasaotra...
tohiny
novalian'i arialy ny 16/12/2008 09:55
zozefa
(
25/10/2007 12:02)
gasy mahay mécanique auto, marseille sy ny manodidina
sao de mba misy mahay na mahalala gasy mahay mecanique auto aty amin'ny manodidina an'i marseille, efa leo ny mankany amin'ny garazy mantsy e!
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i tsaramaso ny 30/10/2007 08:41
zozefa
(
26/12/2006 14:26)
Aza manome ahy alahelo na harena
"Aza manome ahy alahelo na harena; Fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy; Fandrao, raha voky aho, dia handa Ka hanao hoe: Iza moa Jehovah? Ary andrao, raha tonga malahelo aho, dia hangalatr...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 02/01/2007 08:52
zozefa
(
22/04/2006 05:15)
Inona re mety ho nataoko raha teo aho e?
Lasa ny saiko hoe inona re no mety ho nataoko raha mba anisan'ireo nanatrika ny fanombohana an'i Jesoa teo amin'ny hazo fijaliana aho e?
hijoro tamin'ny fahamarinana ve? zany hoe niezaka mba hiaro an...
tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 04:03
zozefa
(
15/04/2006 06:17)
Nitondra inona zao le paska 2006???
[b]" Arabaina tratry ny paska 2006, de mirary anao ..."[/b]
izany no matetika tenenin'ny oll, ary mahafinaritra aloha ny mihaino azy, fa asa raha nitondra inona marina ho antsika ny paska 2006?
...
tohiny
novalian'i marozevo ny 21/05/2006 08:57
zozefa
(
23/08/2005 10:17)
Amin’ny dimy latsaka fahefany maraina
Asa raha mba efa nosaininao fa raha ohatra fa fantatra hoe ho avy rahampitso amin’ny dimy latsaka fahefany maraina Jesoa, de inona avy re no mety ho zavatra ho ataonao e?:D...
tohiny
novalian'i zozefa ny 25/08/2005 19:57
