ravitoto maina

1. zozefa ( 28/07/2008 17:03)
Mba saika anontany za hoe ahoana no tsara andrahoana ireny ravitoto maina ireny fa toa atokona elabe mihitsy vao mety masaka, zany aza tsy tena hoe masaka tsara amin'ilay itiavantsika azy!!! miasaotra mialoha e!
novalian'i arialy ny 16/12/2008 09:55
2. ainaheri ( 28/07/2008 17:48)
Lomy rano alou alohan'ny andrahona azy,zay ny fanaoko ,d ela fahandro marina an,manotra mahandro beauxyeux :lol:
3. kelly13 ( 28/07/2008 18:38)
ié, lomana rano (ny ahy ataoko une nuit mintsy ny fandomana azy) klou le ravitoto sady mba afaka ilay tsirona otran'ny bozaka maina aveo, fa somary very alou ny atsasany e, fa mafy refa te hinana ravitoto zay ka
4. pseudo38 ( 29/07/2008 17:06)
O leitsy ry Zosefa an.
Mampahatsiaro ahy taloha leitsy ialahy an.
Tonga i Dada sy i Neny hamangy ary nitondra ravin-toto satria io no tena tsara, nefa maina.
Tsy manana ala-olana aho leitsy an. Ny ravin-toto maina tsy mety ré-hydratée-na.
Ny fanafodiny dia mividy hena matavy dia handrahona @ ny afo malefaka ela be (3-4H) et encore.
Ny ala olana dia mandehana makany @ ny botika sinoa dia ao @ rayon surgelé misy "sakasaka". Ravin-toto congelé. Saingy indraindray be tetika ilay izy indraindray tsara tetika.
Bon Appétit.

5. pissoa ( 29/07/2008 19:06)
Io tenin'i Pseudo38 io koa no ataoko. Atao matavy tsara fotsiny mba ho afaka ilay ohatra ny mafaipaika aminy. Bon tsy mitovy amin'ny ravitoto lena aloha fa mba hafa rehefa matavy e. :-D :-D :-D
6. marindra ( 29/07/2008 19:54)
Tsy manana ala-olana aho leitsy an. Ny ravin-toto maina tsy mety ré-hydratée-na.
Ny fanafodiny dia mividy hena matavy dia handrahona @ ny afo malefaka ela be (3-4H) et encore

mba omeo fanafody hafa ndray aza hanalana ny ngidin'le ravitoto e :D
7. ni81 ( 29/07/2008 20:45)
mba omeo fanafody hafa ndray aza hanalana ny ngidin'le ravitoto e
Matoa izy mangidy dia raviny efa antitra be angamba no nalain'ilay olona mpivarotra azy, nefa koa matetika izy ireny mangidy rehefa tena tratran'ny aty ririnina.
8. fahamarinana ( 30/07/2008 09:48)
:arrow: ravitoto ririnina zany ? ary sao mifangaro zvtr hafa koa ? misy manao koa io anie hono e..Misy cousine zay dia afangarony epinards kely ny azy,dia hoanina am halemem-panahy eo satria tam zany tsy mbola nahita sakasaka fa zao aleo tsy manafatra vovony maina tsony... :) (l)
9. marindra ( 30/07/2008 13:46)
:(
avelako ao zany ny ahy fa tsy hohanina
10. ainaheri ( 01/08/2008 06:08)
Atero aty ry marindra f'aza avela ao zany aa,lany fona iny :lol: Ouzy vérité zay oe;hoanina @ halemem-panahy:lol:
11. ftma ( 01/08/2008 08:09)
marindra: asio siramamy kely akia de tsy mangidy an lany foana io rehefa te hihinana ravitoto njy
ny ravitoto any @ grande surface any Dago ireny no toa tsy mangidy fa hafa ihany aloha ilay atao ao antrano e, azo antoka fa tena ravitoto
12. fahamarinana ( 01/08/2008 08:24)
:arrow: marindra :lasa olona lay sakafotsy kely... :) , azo iafiana ihany anie lay tsirony e,taloha aza tsy nisy afatsy ireny fa nony tonga ny sakasaka vao lasa nirona tany...
Aza omena any vieforce fa sao fohany oh io am sariny io... :-P , :-D :-D (l)
13. marindra ( 01/08/2008 18:54)
ftma [ Valio ] 01-08-2008 10:09:17
Lohateny : Re : ravitoto maina
marindra: asio siramamy kely akia de tsy mangidy an lany foana io rehefa te hihinana ravitoto njy
:-* :-* :-* :-* :-*
fahamarinana [ Valio ] 01-08-2008 10:24:46
Lohateny : Re : ravitoto maina
marindra :lasa olona lay sakafotsy kely... , azo iafiana ihany anie lay tsirony e,taloha aza tsy nisy afatsy ireny fa nony tonga ny sakasaka vao lasa nirona tany...
Aza omena any vieforce fa sao fohany oh io am sariny io... ,

niova tampoka teo aza le izy asa nanin
tsy mahay ny fomba fametrahana sary ato za :-D
14. marindra ( 01/08/2008 18:57)
niverina ndray le saka marina :-D
15. rose4u ( 19/10/2008 10:31)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
16. arialy ( 16/12/2008 09:55)
:-D :-D :-D zavatra azo hanina ny resaka ato ry rose a, mahavoky zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5159