Liste des messages

Liste des messages, inserés par arialy, par ordre de date
arialy ( 14/01/2013 10:16)
zaza tsy misakafo
miarahaba antsika rehetra hizara olana toy ny fanao é, mitady trai-kefa sy hevitry ny hafa fa very hevitra Ilay zanako (4taona sy tapany), lasa toy ny fotoan'ny ady aminy ny fisakafoanana, tsy misaka... suite
répondu par pulm le 15/03/2013 13:31
arialy ( 21/03/2012 12:25)
zaza misy toetra nefa mbola kely
zaraiko aminareo indray ity fa naha very hevitra ahy indray andro ny zanako zany vao 3ans et demi en petite section, tsy haiko izay nitranga tany am-pianarana fa misy mpampianatra tsy tiany, 2 no mian... suite
répondu par booboo le 27/03/2012 12:51
arialy ( 19/04/2011 12:04)
zaza tsy mety miteny gasy
Asa ianareo izay mipetraka ivelan'ny Nosy na efa nahita olana mitovy amiko miresaka teny gasy foana izahay ao an-trano, afa tsy rehefa misy vahiny tsy mahay. Ny zanako, marihiko fa mande crèche ary e... suite
répondu par jesuisla le 22/01/2012 06:29
arialy ( 19/04/2011 11:58)
hagadrano
miarahaba ny rehetra indray hono hoa misy aminareo ve no efa nisy hagadrano? fa tena manirikiry ahy lay izy, tsy haiko fa toa nisy hagadrano tampoka izany ny lohako, mangihidihidy be tsy laitra, nohev... suite
répondu par soanja le 10/05/2011 01:28
arialy ( 16/03/2011 08:43)
Ahoana no fomba anomezana zaza zavatra tsy tiany??
manana olana kely aho amin'ny zanako, léry tsy tia zavatra malemilemy mihitsy, raha vao jereny fa ohatry ny malemy dia efa laviny, toy ny gateau (au chocolat...), tartes sns ny biscuits iany no midit... suite
répondu par booboo le 06/04/2011 13:27
arialy ( 11/03/2011 09:32)
fanalana points noir
miarahaba ny rehetra indray Hony hoà sao dia mba misy mahafantatra fanalana points noir am orona, tsy dia lafo loatra anefa mahomby, mety ho ohatrinona dia aiza no mety ahitana. Taloha aho manko napi... suite
répondu par Brune le 10/09/2011 21:51
arialy ( 21/02/2011 11:25)
aretin'aty
Ony hoaho iza izay mba mahalala fanafody aretin'aty mahomby, fa tena manana olana aho amin'izao é. misaotra mialoha an ... suite
répondu par Zetibe le 06/08/2016 14:30
arialy ( 10/01/2011 18:02)
Mitady trano na studio ahofa andranomadio antsirabe
Fanampiana namana manana reny tsy salama mitady trano na studio ahofa mandritry ny 1 na 3volana ao andranomadio antsirabe raha misy mahita. Isaorako mialoha... suite
arialy ( 13/10/2010 10:26)
iza no mahalala ilay fanafody ningxia gouqi (sinoa)
misy milaza fa io fanafody io hono manasitrana zavatra betsaka, iza kay no mahalala anio? izarao trai-kefa é... suite
répondu par arialy le 04/01/2011 17:35
arialy ( 07/09/2010 07:37)
tsy mety makeo am pôt ndray lay zaza
very hevitra aho ry reto fa efa 3herinandro izao , lasa mitomany ilay zanako refa atao eo am pôt , tsy haiko ny antony, na tany am vacances aza moa tsy nety izy, sa ilay fiovana fonenana tam vakansy ... suite
répondu par RAR.DAGO le 29/10/2010 07:23
arialy ( 25/08/2010 11:02)
réve prémonitoire
iza aminareo no efa nanonofy ka tanteraka ilay nofy? efa tratran'io aho, efa nanonofy in4 atramin'ny nahakely ahy, ary tairin'ilay nofy, tonga dia mitepo² be ny fo, ary ny ampitso na ny afak'ampits... suite
répondu par Miharena le 31/08/2010 08:00
arialy ( 25/08/2010 10:33)
op ony manao favoritisme
misy fona ny miteny oe ny op tsy mandaka namana, nefa refa anotaniana ilay pseudo oe iza lay naman, ovina no nitranga ny film, tsy mahita avaly lazaina fona koa ny op oe masika sy injuste refa misy ak... suite
répondu par fahamarinana le 28/08/2010 15:20
arialy ( 15/08/2010 18:40)
ilay secte tsy miantso ny anaran'Andriamanitra
misy secte ao antananarivo, tsy miantso ny anaran'i Jesosy, Andriamanitra fa oe Yoshua , tsy haiko na be mpahalala io fa mampitahotra ahy, misy olona akaiky ahy tafiditra ao, milaza fa tsy afaka midit... suite
répondu par xxxw le 22/08/2010 05:47
arialy ( 19/07/2010 15:22)
miala tsiny am debanni
tena miala tsiny am ny oul débanni rehetra fa nanao fausse manip za, naika hanala ban iray de ilay nettoyage no voatsindriko. mazotoa daolo é ... suite
répondu par ikaretsaka le 27/07/2010 02:10
arialy ( 22/06/2010 08:11)
fametrahana zaza eo am pot volohany
miarahaba é, mba manotany anireo reny na ray manana traikefa te hametraka ny zanako eo am pot amzay fa efa ho 2ans dans 4semaines efa nanandrana za, iin 2 fa tsy misy inona ataony eo am pot fa mipet... suite
répondu par iorenantsoa le 19/02/2011 08:24
arialy ( 12/04/2010 10:22)
resaka péridural
ony oà ianareo zay mahalala, rehefa inona no marary ilay toerana nanaovana péridural? refa reraka aho de marary ny lamosiko de ozy ny dokotera oe ny péridural io, dia mila minana anti douleur ony, ... suite
répondu par mandrindra le 06/05/2010 21:07
arialy ( 25/02/2010 10:33)
zaza nasiana yoyo (diabolo)
ony oà mba manotany zay efa nanana traikefa am ny zaza nasiana diabolo zà oe, inona no natao (protection) amny sofina tsy hidiran'ny rano refa ampandroina ny zaza ? nijery tany am pharmacie zay ... suite
répondu par hery le 13/03/2010 07:05
arialy ( 24/11/2009 07:04)
volo maina
ony oà ry ireto mba amevo astuces oe am resaka bain d'huile sy ny produits tsara fa ny voloko lasa maina be izany, manana après shampoing petit marseillais au beurre de karité et au miel , taloha ... suite
répondu par arialy le 04/12/2009 08:50
arialy ( 19/10/2009 15:12)
resaka vavony
ony oà ry ireto , iza aminareo izay efa naharary vavony , na efa nahalala olona voan'izany? inona ny vahaolana azo raisina amin'izany? sns... misaotra :) ... suite
répondu par arialy le 22/10/2009 13:53
arialy ( 29/09/2009 04:28)
mapiakatra tension ve ny raisin?
saliii daolo e hono oa ze mahalala , mampiakatra tension ve ny raisin fa tsapako fa in 2 zay za no nihinana raisin de nitovy ny zavatra nahazo ana otry ny lasa henjana ny nuque, vizana hafahafa iza... suite
répondu par juirke le 04/02/2025 13:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8148