resaka péridural

1. arialy ( 12/04/2010 10:22)
ony oà ianareo zay mahalala, rehefa inona no marary ilay toerana nanaovana péridural? refa reraka aho de marary ny lamosiko de ozy ny dokotera oe ny péridural io, dia mila minana anti douleur ony, de zay.
de misy nilaza koa oe izay no nahavoa anle tsy nifana avy niteraka ???
miandry ny traikefa nareo za an!!
:)
2. belakely ( 12/04/2010 12:18)
izaho aloha natao péridural fa tsy maninona izany e!
3. xxx ( 12/04/2010 13:11)
Plutôt ilay tsy nifàna angamba no iheverako azy .
4. booboo ( 14/04/2010 11:30)
zà nifana fa nisy fotoana narary lamosina teo @ ilay notsindromina iny koa rehefa reraka indrindra². t@ niverina tany @ méd. osthéo-ko dia ouz- ny hoe tsy ilay péri. hono no namparary ny lamosiko fa misy hozatra ao @ lamosina tsy niverina tsara t@ toerany, nandritra ny fitondrana vohoka izy niasa be hi-équilibrer ny vatana t@ kibo nitombo (niova koa ny centre de gravité).
Dia nanao séances maro² tany @ osthéo zà dia tsy maninona intsony izao.

Mety samy manana ny antony angamba...
5. mandrindra ( 20/04/2010 07:58)
tsy tokony hisy effet seconbdaire mihitsy ny péridural. rahatoa ka nisy izany dia tsy maintsy milaza mialoha ny anestesista.
zah konkou efa natao an'io fa tsy misy olana
6. Ratoa ( 20/04/2010 23:15)
izaho natao péridural fa tsisy blème mihitsy!
7. belakely ( 23/04/2010 01:27)
efa maromaro ireo tsisy pbm t@ péridural fa sao dia antony hafa ny an' arialy?
izaho koa tsy mba nifana izany fa vao teraka kely dia lasa niasa (@ birao)
tsy alondry manatona dr hafa mba ho azo antoka izay tena antony???
8. arialy ( 04/05/2010 14:45)
misaotra anareo nilaza trai-kefa, mety lamosina lay izy, fa marary be isaky ny vizana, ijery osthéo koa gamba é!!
misaotra an :)
9. xxx ( 04/05/2010 15:17)
na manao sport mampatanjaka hoza-damosina, mba tsy ho ny colonne vertebral irery no mizaka ny rehetra
10. mandrindra ( 06/05/2010 21:07)
tahaka ny voanjo ny ostheo, tsara fa tsy mitsahatra ny homana foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2367