zaza nasiana yoyo (diabolo)

1. arialy ( 25/02/2010 10:33)
ony oà mba manotany zay efa nanana traikefa am ny zaza nasiana diabolo
zà oe, inona no natao (protection) amny sofina tsy hidiran'ny rano refa
ampandroina ny zaza ? nijery tany am pharmacie zay fa kely loatra ony lay zaza
(19mois), fa lay any à partir ny 3ans, very hevitra, nefa tsy maitsy sasana ny lohany !! misaotra mialoha
novalian'i hery ny 13/03/2010 07:05
2. Lejoba ( 26/02/2010 17:14)
ny piscine no voarara, fa raha manasa loha dia tandremana tsy ho feno rano fotsiny ilay sofina
3. arialy ( 01/03/2010 19:25)
lejoba< ary inn no hi protégena azy, mataotra mafy fa revo misy rano tonga de infection b ony
4. Ratoa ( 01/03/2010 19:58)
Raha mbola votsa ianao dia asio coton ny sofiny ary raha efa tsy matahotahotra intsony dia ataovy somary miapoka any an-damosina ny lohany (tsy tànana amin'ny fela-tànana na ny sandry ny tendany fa sao miapoka be loatra).
Na koa gant de toilette atokanao ho amin'ny lohany sy éponge de bain no ampiasainao.
5. arialy ( 05/03/2010 19:57)
Ratoa< misaotra, nisy ni conseiller anà koa hividy bouchon à la cire any am pharmacie, bandeau de protection any am decathlon, ireo alo no apesaiko,
efa somary zatra anlé mandefa ny lohany mnkany aoriana iany koa
6. Djhamhal ( 06/03/2010 06:14)
ny piscine no voarara, fa raha manasa loha dia tandremana tsy ho feno rano fotsiny ilay sofina

Raha mbola votsa ianao dia asio coton ny sofiny ary raha efa tsy matahotahotra intsony dia ataovy somary miapoka any an-damosina ny lohany (tsy tànana amin'ny fela-tànana na ny sandry ny tendany fa sao miapoka be loatra).
Na koa gant de toilette atokanao ho amin'ny lohany sy éponge de bain no ampiasainao.

mety aby reo ! fa refa mandraraka ny rano @ lohany no tsy maintsy arahina tanana hampivily ny rano tsy ho any @ sofiny sy tsy hiraraka eo @ tarehiny !
dia lehibeaza haingana ny zaza é!
7. arialy ( 08/03/2010 16:51)
djhamal< sôtra marina é , asa be aloha le izy é, tsemboka mitsy vo mahasasa ny lohany, fa tsy maitsy atao, nefa mbola 2ans be izao no itondrany anireo yoyo. :)
8. xxx ( 10/03/2010 21:29)
arialy:

djhamal< sôtra marina é , asa be aloha le izy é, tsemboka mitsy vo mahasasa ny lohany, fa tsy maitsy atao, nefa mbola 2ans be izao no itondrany anireo yoyo. :)



Fa inona kay ny yoyo azafady e?
9. Ratoa ( 11/03/2010 21:20)
Ny tsotra indrindra hoy aho dia gant de toilette sy éponge de bain. Ny gant ikosehana savony na shampoing dia ny éponge de bain manasa ny savony hiala. Na ny gant de toilette aza no atonao dia mety satria iny tsy manorika. Izany hoe na akaiky robinet ianao dia kobanina hatrany ny gant, na olona roa ianareo dia ny iray mpanasa gant na éponge. Samy tsy manorika ireo
10. arialy ( 13/03/2010 06:41)
xxx< drain atao ambadiky ny tympan, hi aérena ny sofina rehefa misy otite séreuse ( liquide d'aspect séreux (glu) deriière le tympan) . ary tsy azo asiana liquide miraraka anaty sofina mandritry ny fitondrana ny drain fa mampisy inféction be.

Ratoa< andramako io nolazainao io fa misaotra be dia be, fa ilay mandefa ny lohany any aoriana manko tsy dia tena évident refa vizambizana ka mietsiketsika ilay zaza.
mankasitra ka é
11. hery ( 13/03/2010 07:05)
Io nolazain'i Ratoa io no hitako efficace. Tsy voatery tobasana rano ny lohan'ny zaza rehefa sasana. Ny eponge hanasana azy no asiana rano sy savony dia fihizina kely mba tsy hitobaka dia izay vao anasana ny lohany. Mila faharetana satria tsy maintsy averimberina matetika mba tsy hisy savony hijanona amin'ny lohany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5325