fanalana points noir

1. arialy ( 11/03/2011 09:32)
miarahaba ny rehetra indray
Hony hoà sao dia mba misy mahafantatra fanalana points noir am orona, tsy dia lafo loatra anefa mahomby, mety ho ohatrinona dia aiza no mety ahitana.
Taloha aho manko napiasa anlay patch reny, tena efficace fa tsy mahita itsony aho amin'izao, na any am yves rochers aza tsy manao intsony koa hono ry zareo.
nanandrana anireny gel sy crème désincrustant reny za fa toa tsy dia efficace lay izy, mila haverina in-3 vao nahafaka, mbola andramako oe alona kely raha mety.
misaotra mialoha
novalian'i Brune ny 10/09/2011 21:51
2. vale ( 11/03/2011 17:23)
Arialy> tsy mahalala fanlàna ankoatry ny patch aky a, ary manin raha eny am grandes surfaces indray mijery, "E.Leclerc" tadiaivna raha tsisy any @ parfumerie! ^_-
3. sipagasy ( 18/03/2011 05:24)
aleo ihany mandeha mijery mpitsabo mba tsy hampisy olana ara-pahasalamana e!
4. arialy ( 18/03/2011 09:11)
vale< ndraso marina oe ijery eny am Leclerc za fa io koa no magazin tsy lavitra anay
Sipagasy< lay izy ane mila soin fotsiny fa tsy oe marary é , za tsy misy mony akory fa dia mahagaga oe eo am orona itako misy points noir

merci daolo an
5. vale ( 18/03/2011 23:42)

arialy:

vale< ndraso marina oe ijery eny am Leclerc za fa io koa no magazin tsy lavitra anay
Sipagasy< lay izy ane mila soin fotsiny fa tsy oe marary é , za tsy misy mony akory fa dia mahagaga oe eo am orona itako misy points noir

merci daolo an

tsy misy fisaorana aky a, nahatazana mihintsy za vao tsy ela tao! ary raha atao gommage matetitetika noho ny mahazatra, eo amin'ilay faritra misy fotsiny (raha tsy mahita le pacht io an) mety ho mety koa izay an.lol
6. finaritra ( 03/05/2011 18:32)
eny @ grandes surfaces misy "diadermine" na NIVEA patch fa mila averina matetika.... mandreraka!! za kou mba te tsy hisy point noirs instony pour de bon!! nandrama daholo hatramin'ny masque tarehy...etc.... tsisy fika e! patch ihany klou no mety!! ny gommage ohatran'ny vao maika maha be points noirs...mais ny mety dia diovina fôna @ gommage ny tarehy sady manao patch...

sao misy hevitra hafa koa!!
7. bichette ( 13/05/2011 11:45)
ny gommage ve maha be point noir ? tsy hitako mahabe point noir izany ny gommage, arakaraky ilay produit hanaovana gommage angamba sy ny type de peau. ny gommage ilay atao indray isank'herinandro, na 1 fois tt les 2 semaines. dia avy eo manao masque, manampy manala ny point noir io. jerena tsara raha peau seche na grasse dia masque naturel atao, ilay tsy misy produit chimique ireny. dia avy eo arahina masque. ilay pour peau sensible aloha alaina fa ny hoditra gasy sasany somary sensible ihany
8. manampi67 ( 31/08/2011 19:08)

Arialy,
Pour nettoyer mon visage j'utilise le miel + citron.
Les points noir essayez une cuillère à soupe de miel + une cuillere à café de jus de citron (melange) mais ça dépend de votre peau si c'est clair, dimunier le citron.
Peut étre vous ne supportez pas le coup de soleil.
J'habite à l'étranger mais je n'utilise pas des produits chimique sur mon visage sauf crème nivea boîte bleu.
9. Brune ( 10/09/2011 21:30)
Bonjour tout le monde !! Azafady ra zao vo mamaly any fanontaniny Arialy momba ny fanalany ny points noir. En fait ty misy crème ray zay an manala any io point noir io, izy ty an somary lafo lafo fa en tout cas efficace be le izy, tsy ho hitanao any aminy grande surface izy ty fa ra ohatra ka mbola mitady ianao an dia contacteo za .
10. Brune ( 10/09/2011 21:51)

Bonjour !! Azafady ra zao vo mamaly any fanontaniny Arialy momba ny fanalany ny points noir. En fait ty misy crème ray zay an manala any io point noir io, izy ty an somary lafo lafo an fa azo antoka tsara sady efficace be izy ty, tsy ho hitanao any aminy grande surface ty crème ty fa ra ohatra ka mbola mitady ianao an dia contacteo fotsiny za :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0969