gasy mahay mécanique auto, marseille sy ny manodidina

1. zozefa ( 25/10/2007 12:02)
sao de mba misy mahay na mahalala gasy mahay mecanique auto aty amin'ny manodidina an'i marseille, efa leo ny mankany amin'ny garazy mantsy e!
misaotra mialoha
novalian'i tsaramaso ny 30/10/2007 08:41
2. lemenakely ( 25/10/2007 14:47)
ny vazaha aloha dia mpangalatra tsivanona mihintsy e
3. tslem ( 27/10/2007 07:27)
Leo ianao fa lafo be sa leo fa tsy ara-dalàna ny zavabita avy eo.
Samy hafa mantsy ireo ka mikasika ny iray amnireo no mety hahitanao olona hanampy anao.
ohatra: ra samy gasy ve dia mora ny vola omenao azy nefa vita tsara bibil nao sa omenao ny vola omenao ireo vazah ireo ihany izy d vita tsara ny bibil nao.
4. minamana ( 29/10/2007 09:20)
zozefa:

sao de mba misy mahay na mahalala gasy mahay mecanique auto aty amin'ny manodidina an'i marseille, efa leo ny mankany amin'ny garazy mantsy e!
misaotra mialoha


ito misy num: Tahina = 06.83.04.00.53
5. zozefa ( 29/10/2007 13:16)
tslem
Leo ianao fa lafo be sa leo fa tsy ara-dalàna ny zavabita avy eo.
Samy hafa mantsy ireo ka mikasika ny iray amnireo no mety hahitanao olona hanampy anao.
ohatra: ra samy gasy ve dia mora ny vola omenao azy nefa vita tsara bibil nao sa omenao ny vola omenao ireo vazah ireo ihany izy d vita tsara ny bibil nao


leo aho satria na zavatra tsy ilaina aza de asaindry zareo atao, indraindray diagnostique tsy izy (vola very fotsiny), ny lafo b mangony fotsiny, vonona aho ny handoa vola mifanaraka kosa amin\'ny fotoana sy ny rondoa lany teo, ary mba oll azo hifampiresahina tsara sy mifankahazo tsara, ohatra fotsiny, tsy vonona mihitsy ry zareo hijery hoe emetteur sa recepteur no voa fa tonga de hoe soloy ny emetteur sy ny recepteur:?

minamana/ misaotra fa voaray fa hiantso azy aho raha vao misy fotoana
6. tsaramaso ( 30/10/2007 08:41)
Aiza ry zalahy misy mpanao daba mora karama fa mba mitady bandy hambakaina indray i tsaramaso le !!!!! hahahahahaha !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1724