hodi potsy sa angadrano

1. soamalagasy ( 23/08/2005 17:48)
mbola tsara tsika , eh ,

misy torohevitra masoa antsika jiaby ity
satria nahasoa ahy koa


mampiasa candid b creme ( raha be hodi potsy eh)

ary ny candid lotion , osorana raha avy manasa loha vita bain d'huile , maka coton dia asiana ny hody doha , tsy kobanina

antsika very fanahy รจ ! haingana mivanga any farmasia e: tsy lafo loatra
volana @ namana e,
novalian'i rurik ny 18/09/2005 08:41
2. isrine ( 26/08/2005 14:46)
ny angadrano koa indray2 dia vokatry ny tsy fahaizana manasa loha, de hoe lasa misy angadrano, tokony kobanina tsara ny loha ary faranana @ rano mangatsiaka.
3. rurik ( 18/09/2005 08:41)
za aloha tena mikobana tsara fa asa fa tena loza anie zany e! sa andramana indray aloha ny kobanina @rano mangatsika angaha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765