VARICE

1. bichette ( 23/08/2005 15:10)
inn no tokony atao hisoroana an'io ?
- raha tsy mbola misy varice
- raha efa misy varice
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:29
2. fasaly ( 23/08/2005 17:58)
ny henoko hoe ny olona mijoro elabe reny matetika no mahatonga ny varice, fa eviter-o ihany lay mijoro maharitra e!
3. Veloo ( 23/08/2005 18:08)
Marina ny fasaly. zay ko no mba fantatro
4. fijo ( 23/08/2005 20:38)
rehefa matory dia ampiakaro ny tongotra.
5. ainaheri ( 24/08/2005 08:57)
:roll:d anao astronoty v zany:?::-w
6. Kim ( 24/08/2005 09:39)
Tsy dia fantatro loatra aloha ny fanasitranana azy fa ny fisorohana azy angamba no haikohaiko kokoa.
Tsy dia ilaina loatra izany ny mijoro maharitra fa mahatonga ny ra hitsontsorika be loatra any ambany sady tsy dia tsara koa ny manao kiraro tery fa mahatonga ny ra tsy dia mikoriana loatra. Fa raha voatery mitsangana ihany dia ny mamindra no tsaratsara kokoa.
Manaraka izany dia tsara raha akarina ambony ny tongotra rehefa ilay hariva tonga ao an-trano iny.Na koa rehefa matory dia mba ny tongotra indray no asiana ondany.Mety ho hafahafa ihany izany fa manampy be dia be amin'ny fikorinan'ny ra koa anefa.
7. bichette ( 24/08/2005 12:00)
andramana daholo zany. misaotra
8. kally ( 24/08/2005 14:27)
Misy varice angaha Bichette? Crème RAP eny @ pharmacie anontanio, hosorana mahatsara ny fikorianan'ny rà dia mampiasa bà spécial izay, anontanio eny @ pharmacie koa.
9. kally ( 24/08/2005 14:29)
Misy varice angaha Bichette? Crème RAP eny @ pharmacie anontanio, hosorana mahatsara ny fikorianan'ny rà dia mampiasa bà spécial izay, anontanio eny @ pharmacie koa.
10. bichette ( 24/08/2005 14:41)
ary ilay gymnastique cardio ireny ve manampy ami fikoriandrà
11. fijo ( 24/08/2005 20:06)
misotro ranona voni mboaloboka koa,dia le tongotra atingina e.io tena mety
12. isrine ( 26/08/2005 14:43)
De rehefa avy mandro dia topasana rano mangatsiaka ny ranjo, zany hoe ny faritra misy varisy. raha tsy mandro isan'andro zany de rehefa avy misasa tongotra.
13. watafon ( 26/08/2005 17:24)
efa mahay daholo isika ato zany an ! marina daholo zany voalazanareo zany ry reto an ! nandalo kely vetivety fotsiny za fa rapitso za mamaly misy misy e!
14. watafon ( 27/08/2005 10:20)
Ireto zany no antony tena mahatonga ny varice ka azontsika ialàna mazava oazy :
- alimentations déséquilibrée et pauvres en elts vitaux(azfd fa tsy itako ze andikana azy @ teny gasy e!)
- surcharges pondérales : olona matavy !
-
15. watafon ( 27/08/2005 10:31)
tohinyUnderlined text:
- la grossesse
- hafanana (chauffage, exposition au soleil prolongéé)
ireo rehetra ireo zany no mandrraka ny fikorianan'ny rà hiverina mankany @ fo!

Raha efa voa indray enao zany dia : ankoatr'ireo fanafody hamidy @ pharmacie (daflon, sy RAP crème ozizy kally ) d ny phytothérapie no azo lazaina hoe nahitana vokatra tsara alou hatramin'izao : maromaro ireo zavamaniry voalaza fa ny misy aty amintsiak angamba d ny RAVIM-BOALOBOKA MENA ; tokony hisy azy any @ homéopharma !
d rehefa matory @ alina d somary atao ambony ny tongotra mba hanampy ny fikorian'ny rà e!
16. fijo ( 27/08/2005 22:37)
ary za koa kay mba mahay kelyihany kle.hi hihi
17. bichette ( 29/08/2005 07:20)
ilay tongotra atingina, atao avo sns dia mampihena ny varice ve sa mampaninn ?
18. Veloo ( 29/08/2005 20:11)
bichette a mampande tsara ny circulation ny ra... o ry reto a misotro rano betsaka fa io ko tsara be ... ary ny olona be tension ko ve tsy misy an'io?
19. deghany ( 30/08/2005 12:18)
misotroa rano betsaka wa!!:lol:
20. Veloo ( 30/08/2005 14:21)
i deghany io mo mba misotra rano be? za 4 litres isan'andro an:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2088