re-7 ,menakely sy mofosakay
1. fasaly
(
23/08/2005 18:15)
mba mangataka re mba omeo re-7 na menakely sy mofosakay ny tenanay fa te hihinana be a!
ny mofo baolina aloha mahay aho e!
misaotra mialoha!
ny mofo baolina aloha mahay aho e!
misaotra mialoha!
novalian'i boubounezy ny 24/10/2005 11:34
4. majakely
(
24/08/2005 13:55)
Jereo akia ao amin'ny re7 ao fa efa nisy nanome io !!Raha tsy diso zah aloha e! Satria efa toa nahita an'io re7 io tato zah aloha e!!:arrow:
5. majakely
(
24/08/2005 13:57)
Ye vao nojereko teo fa io ambanimbany io ilay re7 (menakely sns ),i booboo no nangataka azy!!
7. palince
(
21/09/2005 14:22)
za mahay re-7 de asiana rano de asiana snsn de mofo sakay sy menekely
8. boubounezy
(
15/10/2005 14:08)
ty kou misy mofo sakay aky a!
farine 500gm a, dé lévure extra 1 sachet, dé tomate tetehana geza2 eo @ 2cm2,poireauteteana eo @ 2cm, asina poivre kely, jimbo kely, anandrano, na laisou kou mety teteana lava2 ngeza2 de asina rano eo @ 3/4l, dé afangaro tsara dé éndasina @ menaka bé, zay aky fasaly no aiko a!

fasaly:
merci manjakely an! hojereko aza e!
9. xxx
(
15/10/2005 14:18)
fanontaniana ity: fa angah tsy ny anandrano ao @ mofosakay no maha mofo sakay azy e? (ankoatra ny sakay io an)
10. boubounezy
(
18/10/2005 21:54)
mofo sakay doly reo fa asina sakay kely ho any zay minana sakay
xxx:
fanontaniana ity: fa angah tsy ny anandrano ao @ mofosakay no maha mofo sakay azy e? (ankoatra ny sakay io an)
11. chipie1
(
22/10/2005 15:42)
ny ana ndray ny fanaovako azy la farine de vary totona , de levure kely de anandrano tetehina madinika , hatao somary marihitra ilay paty dia endasina , atao be menaka amzay masaka tsara de malefaka ny afo ...
12. boubounezy
(
24/10/2005 11:34)
mety doly aki zé atao a! refa matsiro dé efa izy! miam miam...
chipie1: