Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jimna
(
26/08/2005 04:30)
misy ve ny fivavahana marina?
samy mitompo teny fantatra daholo ny fivavaha eto @tontolo ity hoe samy marina, koa iza @ireo ary no tena marina ,,,
...
tohiny
novalian'i daran ny 19/10/2005 09:00
Herimiafina
(
25/08/2005 22:35)
Ilaina ny fahadisoana mba hivoarana.
"L'homme apprend par ses erreurs", hoy ilay manampahaizana ao amin'ny Université de Harvard izay (Pr Chrys Argyris). Amiko izany teny izany dia midika fa ny fahadisoana iray dia tsy antony hanajanona...
tohiny
novalian'i steeeel ny 28/08/2005 18:46
rovitra
(
25/08/2005 21:22)
mila politika hendratra i Madagasikara eo anatrehan'ireo fir
Mila politika hendratra i Mada. eo anatrehan'ireo firenena mantajaka. Ny firenena mahantra toa antsika no ataon'ny sasantsany tohatra fihakarana. Mody hoe manampy. Raha fanampiana marina tokoa no atao...
tohiny
novalian'i SNAR ny 28/08/2005 19:50
fijo
(
25/08/2005 20:28)
bodo
salama aby e;
tena gaga aho ry zareo,fa mba nijery tononkiran'i bodo tato,fa dia tsy misy ato e.mahagaga mihintsy.fa mba asio re ze mahay e.
misaotra o...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2005 19:59
Herimiafina
(
25/08/2005 15:53)
Raha misy manontany ianao hoe tinao ve Ra-8?
Raha misy manontany tokoa hoe tinao ve Ra-8? Dia inona no tokony ho valiny?
Ny ahy dia tsotra, Mitovy tsy misy valaka amin'ny fanontaniana hoe tinao ve i Madagasikara na tinao ve ny hirampirenenao na...
tohiny
novalian'i pitchou ny 25/09/2005 16:35
Herimiafina
(
25/08/2005 15:44)
Ny fahantrana no manova ny toe-tsaina et non l'inverse
Maro ireo mpandinika sy olona ambony no tiako ho kianina kely eto amin'ity hevitra favy be iray ity.
"Henjehina amin'ny toe-tsainy ny malagasy mba hilazana hoe izany no mahatonga ny fahantranareo". N...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 21:49
cristal
(
25/08/2005 14:34)
INONA NY HEVITRA MBA AHABE NY VEHIVAVY VIRJINY
Maro tokoa ny vehivavy tsy virjiny tsony rehefa tonga eo @ fanambadiana,inona no antony hoy nareo maro ny sipakely ankehitriny no materialista ka baboan'ny bandy @ zany de manaonao foana;ka mihevitra ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 31/10/2005 06:43
dakoma
(
25/08/2005 14:25)
Teny anglisy tokoa no nde atao ofisialy ao Dago.
Misy fitenim-paritra maro aty Dago.Ka nahoana kosa moa no fiteny merina no atao ofisialy.Raha haka teny vahiny tsy aleo ve ny teny anglisy io mba interntionale.sady efa mankaleo ihany koa ny mihaino i...
tohiny
novalian'i mignone ny 13/10/2005 11:25
dakoma
(
25/08/2005 14:21)
Pôlitkan'ny tany vaventy ny fahantrantsika.
Tany midadasika ary mahavokatra i madagasikara.Azontsika vokarina eto avokoa ny légumes,ronono sy hena ilain'ny La-Réunion sy Maurice.Mihena avy hatrany ny fahantrana eto @ tsika raha izany no tante...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 25/08/2005 23:02
dakoma
(
25/08/2005 13:44)
Fohano ny famadihana,efa nolaozan'ny toe-trandro.
Izahay bara dia efa tsy mangery anaty rano intsony. Rahoviana ianareo Merina mba ho afaka @ famadihana?Mba tsapanareo ve ny havoretrana misy @ io ? Tsy mifanaraka @ normen'ny fahasalamana mihintsy.Tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:43
dakoma
(
25/08/2005 13:25)
Andao hifampitanisa olona fantatra eto Antsirabe.
FAntatrao ve ny zafim-bazaha ao Antsirabe?Ry Hanitra sy ry NAina ry Landy eny @ Volavita E!
Fantatrareo ve ny groupe viking fahiny ilay mpi-organiser boum tao @ Thermes?Ilay bandy mpiady lava miray t...
tohiny
novalian'i betty ny 25/10/2005 11:29
papala
(
25/08/2005 11:35)
manahoana daholo e!
vaovao ny tena ka dia bisous daholo e!:*...
tohiny
novalian'i ramon ny 20/03/2006 08:24
booboo
(
25/08/2005 11:29)
androany...
Inona no raha nahafinaritra/nahafaly anareo androany ?
Ny anà mijery orana milatsaka sy mihaino fofon-tany mando....
tohiny
novalian'i fijo ny 08/09/2005 20:13
LazaRandri
(
25/08/2005 02:41)
Sary nataon'y Al-Akhbar (Egypt)
[img]http://www.elakhbar.org.eg/issues/16616/images/smsm.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i Veloo ny 06/09/2005 20:42
LazaRandri
(
25/08/2005 01:06)
Tondra-drano
[img]http://msnbcmedia.msn.com/j/msnbc/Components/Photos/050823/ss_050823_europeflood_tease.vsmall.jpg[/img]inona ny vaovaonareo any Bayern sy Luzern sy Oesterreich any amin'ny tondra-drano?...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 09/09/2005 00:39
fijo
(
24/08/2005 22:01)
fivavahana sy fandaniana andro
asa ry zareo,fa za dia mahatsapa,fa toa fandaniana andro fotsiny io fivavahana io.tsy dia hitako loatra izay tena entiny amin'ny fiainana'ny olombelona ankoatry ny ady....
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 12/09/2005 10:57
zefalah
(
24/08/2005 17:54)
volamena ny fifankatiavana
manaona aby anareo mpifankatia.
izaho dia lasa saina ndray ndray hoe:inona no tena zavatra atao mba tsy ampisaraka anareo mpifankatia reny?
io mantsy no mahatonga asika anao fanaofody gasy.
mba aha...
tohiny
novalian'i IDEALY ny 05/09/2005 04:03
bichette
(
24/08/2005 14:48)
diso tsipelina ao tononkalo
sao dia mba tokony atao hoe :"tsy mbola misy naneho hevitra ....." ilay hoe "[u]mbola tsisy[/u]..." , toa misy fahadisoantsipelina maromaro ihany ato .......
tohiny
novalian'i booboo ny 31/08/2005 13:50
babalahy
(
24/08/2005 14:12)
Hiteny anglisy hono any dago ato ho ato
Inona hoe ny fanapahan-kevitra nataon-draprezy Ravalomanana teny Ivato ?Hoatrin ny tsy fantatro tsara azafady. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 22:19
dakoma
(
24/08/2005 12:00)
Resaka homosexuel
Any @ tany mandroso rehetra dia hiharan'ny lalàna ianao raha manavakavaka azy ireny.Betsaka anefa ny ankizivavy no manao lesbienne eto an-tanàna izao ny antony raha ny fahitako azy dia ireto :betsak...
tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 15:09
