volamena ny fifankatiavana

1. zefalah ( 24/08/2005 17:54)
manaona aby anareo mpifankatia.
izaho dia lasa saina ndray ndray hoe:inona no tena zavatra atao mba tsy ampisaraka anareo mpifankatia reny?
io mantsy no mahatonga asika anao fanaofody gasy.
mba ahateza lay fifankatiavana?
inona kay ny zavatra atao mba tsy ampisaraka,mandrak'izay?
ary aiza inona lay zavatra atao mba ampitombo atrany ny fifankatian'olona roa.
novalian'i IDEALY ny 05/09/2005 04:03
2. Veloo ( 24/08/2005 18:16)
andray ry zefalah, fa angaha ny vadinao tazominao amin'ny ody kle8O8O8O tena mampalahelo be zany , ny fitiavana ry zefalah dia mi-dependre ny pivady a izay ahaizany mitazona azy ela be.:roll::roll::roll:
3. manitra456 ( 24/08/2005 18:48)
fa ny ahy tsy azoko mihintsy ilay mampiasa ny ody rehefa tsy milamina ny fiainany mpivady toa vao me manakorotana ny hevitro dia rehefa mikorotana ny fiainany mpivady ka mahatongany fisarahana " ce que les deux ne sont pas fait pour vivre ensemble "dia tsy mety koa raha izany dia mbolaho tazomina @ilay ody sadi manody io rahefa kelikely. andramo anie
4. Herimiafina ( 24/08/2005 20:12)
hafatra ho an'ny tanora: tena le fitiavana mahintsiny no tena antony mampikorontana indraindray, aza dé bazéna be any tsony le izy refa hanambady fa izay no vita an. Aleo alefa any amin,ny zavatrafa ndray ny fisainana, toy ny zaza, ny fivelomana, sns.
Ny antony: ny vady hono mody ho anabavy rehefa vadiana. tsy le sipa na le bandy hita teny ho eny nikaoty na nokaotina tsony fa efa mambra d ela famille e. Ka raha mbola mitovy amin'ilay tamin,ny voalohany iny foana ilay fitivana dia attention basy fa mandeha daholo ny fo ka lasa ny fo no mandeha fa ny saina mihitsoka dia araraotin'ny fetsy ratsy an.
5. Veloo ( 24/08/2005 20:30)
herimiafina angaha efa antitra no miteny oe ho an'ny tanora? :-D:-D:-D aza mba manaika ho antitra eeeeeee
6. Herimiafina ( 24/08/2005 20:36)
Ka le fahanterana anie tsy miankina amantaona hono e. Misy boay kely zay ato efa flasika sahady an, fa misy rabaina be zay koa any mbola turbo be.
7. fijo ( 24/08/2005 20:36)
izany ody izany ve dia tenamisy e???? resaka fotsiny izany
8. Herimiafina ( 24/08/2005 20:39)
Za kalongany siantifika mpandeha mission tany Dago fa tena tsy mba nino an'izany raha tsy ndray mandeha tany avaratra tany. Tena misy le izy fa kofboay vazaha akama zay no voa fa joba efa soara be manana papoose 6 no namely an'i takaka tamin,ny alalan'ny hen'omby ritra. Vita matavy mahintsiny ileiry de refa 14 juillet ao amin,ny ambassade dia atoN,ny vazaha akama resaka.
9. Herimiafina ( 24/08/2005 20:42)
Misy koa ilay hoe adino any amin'ny sipa nihaniana tany ny matoss. Manao olobelontsiakoho eny ambony taxibrousse vao kaopy hoe nakaiza ileiry k'lé? dia miverina tany amin'ny toerana niaingana dia mitady ilay sipa fa tena ataon'ilay sipa anaty bocal hoa le kakana be an'ileiry.
10. maditra ( 25/08/2005 00:57)
tsssss, waw waw waw waw, zah alou tsy mino fa na dia izany tsy te ho tratrany koa e
11. fafa ( 25/08/2005 08:26)
tena misy io ody aty @ gasy kah! efa niseho gazety zao le oe lasa bibilava ny klindende-n'ilay kôfa fa nangala-badin'oul, nentina tany @dokotera tsy vitan'ny doktera! mifona any @ le tompombady ono no fanaovana an'reny de sitrana zany fa esoriny le izy, fa tsy nanao le kôfa de inn no niafarany? maty le kôfa e! le biby ko ono mihinana ny fenao refa tsy omenao sahona na sôbakaka! tena marina io fa tsy angano an! ze mipetraka aty Dago mahalala an'io tsara
12. pika ( 25/08/2005 09:03)
tsy misy olona notazomina t@ ody izany ka aharitra ny fiarahana
ny fahitako azy rehefa tsy araka izay eritreretin'ny sain'ny olona hoe ireny ve deee hiharaka dia lazaina fa azo t@ fanafody
ny tsara indrindra raha tiana aharitra ny fiarahana @ tokan-trano dia jereo aloha hoe ilay fitiavana natao fototra sao malemy mora mirodana
raha mafy tsara io ka voakolokolo dia mandeha ho azy ny fandeferana ......
13. jos13 ( 25/08/2005 10:21)
danz be dray zany laniny bibilava zany, za aloha niaraka t@vadinolona fa tena tsy tratra fa tena tahaka ny hampatahotra izy yzany le,toa any ambato no danz @io tatara io fa tsy aiko aloha e, fa aty andafy toa tsy miexiste io , fa magie eny @ télé no hitako porofo kosa aloha e!
14. fafa ( 25/08/2005 10:41)
pika> marina io lazainao io e! tsy misy tahaka ny fitiavana sy ny fahaizany olondroa miaraka mifanaraka tsara no hampaharitra azy fa ny sasany mila tombony e! de mande mitady zao retraretra zao hanamafisana azy "hono" e!
jos13> tandremo aza! tsy laniny bibilava nge le izy fa tena lasa bibilava hoà le filahiana e!? de refa tsy omena sakafo de ny fen'i toi no ataony sakafo e!
15. avana ( 25/08/2005 12:28)
fafa:

tandremo aza! tsy laniny bibilava nge le izy fa tena lasa bibilava hoà le filahiana e!? de refa tsy omena sakafo de ny fen'i toi no ataony sakafo e!

zany v? :roll:
Za mahare an'zany foana nefa rehefa asaina aseho tv ilay olona toa tsita akory....

16. Veloo ( 25/08/2005 15:32)
Ny ody dia misy mandana mankany Ambatodranzaka raha te-hijery.:roll::roll:
17. zefalah ( 25/08/2005 17:13)
tsy zany anie e!! lay tiako lazaina dia zao.
inona no zavatra atao mba aharitra ny fifankatiavana?
de raha mba azonareo atao koa ny manambara zay ho evitrareo: @ny zavatra mety apidi-doza eo @ fifankatiavana?
inona no atao mba ahatanteraka ny fikasana rehetra?
ary ny zavatra mety apidi-doza eo anatreany fitiavana?
18. xxx ( 25/08/2005 17:34)
io dia tsy misy re7 lotra ry zefa a! miankina aminareo 2 ihany dia aza manao oe ny sipa foana no mampirevy otranlé resaka atsy ambadika , fa tsy hisy sipa hahantanteraka foana anizany ...
dia ataovy misy ny sosy dia inn kou re ? mihinana kisoa ! hahahaha
19. zefalah ( 25/08/2005 18:40)
xxx> misaotra...faly be za...fa tsy nahafa po ana le valiny...
asa re ra mbola misy evitra tsara tsatsara no io?
20. Veloo ( 25/08/2005 19:50)
Ny fahaizana mikolokolo ny fitiavana no maharitra azy. Resaka ataonareo mivady mihitsy io.. ny firesahina, ny fantokisana, sy ny fanajana, ary ny fivavahana no tena mampaharitra ny fitiavanareo mivady.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.341