ary zany ody zany ve tsy we mahalasa mpamosavy mivoaka alina eh ka tandremo
sady raha zah zao de tsy ùmba hitako we aiza no misy mpanome an'izany sady tsy ilaiko ho fantatra akory
zany ve hahasambatra satria enao zany mahalala fa tsy tia anao le olona fa voatazon'ny ody fotsiny
de inn koa le ody ; zavatra atao anaty sakafon'ny le oul ve sa tehirizina sa hosorana sa ahôna