volamena ny fifankatiavana
21. fijo
(
25/08/2005 21:22)
herimiafina an,any mananara sy be fandriana iny malaza amin'io resaka tsy mampody io,fa ity rafijo mbola aty ihany.tsy marina izany,fanafody izany,fa fampitahorana fotsiny.ao ambato boeny sy marovoay ao koa no te,na malaza an'io,ary tao izahay no naanao SN,fa tsy tavela tao.
22. fafa
(
26/08/2005 07:59)
Miankina @ le olondroa miaraka no hampateza na tsia azy ry Zefalah ah! andramo nge e! de hohitanao!
23. vivi
(
26/08/2005 08:02)
angaha ty fijo ty nanao sipa tany koa ary mpanao sipa b mihitsy an! any tanà misy mananara misy ,antsohihy misy , tena role mihitsy an!!
25. vaovao
(
26/08/2005 09:34)
le fitiavana r'zefa d ilana fifampitokisana,fifandeferana,tambitamy,fifamelankeloka,fifanampiana,sns e! fa raha tsy mahataterak'reo d efa mitongilana kely le lakana, d mangatsiaka rery eny.Ny tena ilaina zany d le tambitamby,fifamelankeloka ary fifampitokisana!!
26. chipie1
(
26/08/2005 10:26)
le oe famelana heloka ngamba , mila asiana limite fa tsy oe hamela foana:-D:wink:
27. avana
(
26/08/2005 12:07)
Veloo:
Ny ody dia misy mandana mankany Ambatodranzaka raha te-hijery.:roll::roll:
Misaotra fa kamo be za ho any! de kamo b koa aho hino an'zany....:-D
29. dakoma
(
26/08/2005 18:46)
Le finono-pona dia tena mahatsikaiky.Tena hita fa raikitapesaka am-tsika ny habadoana.Ny sasany aminareo zao any ampita no mipetraka nefa deh manaraka any le zavatra.de aiza fotsiny le boky novakiana,sy le tv nojerena sns...
tsimba ho lasa lavitra isika mianakavy eee.
tsimba ho lasa lavitra isika mianakavy eee.
31. Veloo
(
26/08/2005 19:21)
o ry le dakoma aaaaaaa rehefa hitranga aminao ilay izy zay enao vo hiteny oe raikitapesaka ny fahabadona zany dia tena tsssssssssssss. Mbola tsy tratra mantsy may vava otran'io:twisted::twisted::twisted:
32. dakoma
(
26/08/2005 19:28)
Veloo:
o ry le dakoma aaaaaaa rehefa hitranga aminao ilay izy zay enao vo hiteny oe raikitapesaka ny fahabadona zany dia tena tsssssssssssss. Mbola tsy tratra mantsy may vava otran'io:twisted::twisted::twisted:
Tena sa miozona aminy mamanao ve ianao fa efa voanio?Tsy misy anizany pandainga ,tsy misy atao.Nde mirevy fa Zoma ny andro.
33. Veloo
(
26/08/2005 19:46)
enao ihany no miteny oe mizara resaka eto ka jereo ihany ty valin-tenanao fa mampihesona... ka efa oe misy izany ko rehefa tsy mino enao dia anao zany ...:twisted::twisted::twisted:
34. dakoma
(
26/08/2005 20:09)
Veloo:
enao ihany no miteny oe mizara resaka eto ka jereo ihany ty valin-tenanao fa mampihesona... ka efa oe misy izany ko rehefa tsy mino enao dia anao zany ...:twisted::twisted::twisted:
Fantatrao ve anaka ny atao hoe angano?zavatra foronina izy ireny,mba hampitahorana ny ankizy tsy haditra.Oh rah vao mihira hono eo ampinanakanina de lasa bangaridana.
35. zefalah
(
26/08/2005 22:02)
arakiny fahazahoko azy zany dia miankina ny fitiavana'lay bandy sy lay sipa.
nea ko anie misy olona tsy mifankatia nefa mpivady e..ary reny no matetika misy olona eo @ fiarahana .
mba mahagaga ahy reny olona tsy mifankafoy reny anefa tsy mifankatia..misy ko nefa miankatia nefa,tsy taiaraka...zay no lazaiko hoe inona noatao?
vaovao>> ary raha misy reo zavatra voalazanao reo nefa,tsy misy fiaonana de aona? na ko hoe tsisy fiaretana?

36. vivi
(
27/08/2005 08:05)
ka ilay izy anie ry zefalah , na mifankatia aza nefa ilay olona tsy natao hiaraka d tsy raikitra mihitsy e, oh we mety manana toetra mifanohitra b izy 2(ny 1 tsotra b na maontina b, ny 1indray cool b no dedaka b )d lasa miady foana , na ny 1 mandefitra foana , ka ny fandeferana sy ezaka mety azo atao anatiny 2 taona fa maharitra tsy possible mihitsy ,d lasa manampekevitra izy 2 we aleo hifampitsodrano na mbola mifankatia aza , io aza no tena marikin'ny fitiavana satria mitady izay mahasoa ny iray fa tsy hifandratra fotsiny,misy indray karazana couple indray mety par raison fotsiny no hiarahana fa tsy fitiavana (mety we te hiteraka , na mitady stabilité fotsiny),ireny indray possible mateza b satria efa fantatrao ny miandry anao , efa vonona ianao d mety,satria rehefa te hiodina oh d mahazo manao , t hirevy mahazo , lasa tsy misy ny olana satria efa ao anatin'ny condition izy 2 izany
37. fijo
(
27/08/2005 22:53)
vivi an,aza atao an'izany kosa moa ny akama e.za anie mbola virja e.hi hi hi
dakoma,hoy ianao hoe "fantatrao ve ny atao hoe angano..."ary ny filazana any ampiangonana hoe hoavy ny fara andro ve tsy angano??????????ny virja niteraka tsy angano ve,ranomasina nisokatra,tsy angano ve???,,voaporofo aratsiansy izany rehetra izany.

38. Veloo
(
29/08/2005 14:39)
tena mampihesona mihitsy le bandy io kle :twisted::twisted: tsy njy fijo an