Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rovitra, milahatra araka ny daty
rovitra
(
31/08/2005 19:56)
manankarena ny gasy
Be ny firenena efa noteteziko,ary azoko lazaina fa manankarena ny gasy,harena amban'ny tany. Fantatry ny vahiny izany. Mitady hevitra sy mivaky loha ry zareo @izay fomba haingana sy mahaomby, angalana...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 02/09/2005 19:03
rovitra
(
25/08/2005 21:22)
mila politika hendratra i Madagasikara eo anatrehan'ireo fir
Mila politika hendratra i Mada. eo anatrehan'ireo firenena mantajaka. Ny firenena mahantra toa antsika no ataon'ny sasantsany tohatra fihakarana. Mody hoe manampy. Raha fanampiana marina tokoa no atao...
tohiny
novalian'i SNAR ny 28/08/2005 19:50
