mila politika hendratra i Madagasikara eo anatrehan'ireo fir

1. rovitra ( 25/08/2005 21:22)
Mila politika hendratra i Mada. eo anatrehan'ireo firenena mantajaka. Ny firenena mahantra toa antsika no ataon'ny sasantsany tohatra fihakarana. Mody hoe manampy. Raha fanampiana marina tokoa no ataon'io firenena manakarena; tsy misy intsony ny tany mahantra. Tapaka teo ny fihinan'ry zareo. Sa ahoana,
novalian'i SNAR ny 28/08/2005 19:50
2. fijo ( 25/08/2005 21:52)
rovitra,tadidio,ary aza hadino mihintsy,fa ny mpitondra rehetra dia tsimaintsy mitady ny tombotsoan'ny "fireneny"ary "tsy misy zavatra azo hoazy izany eto an tany".ka io dia anjarantsika no mba mihezaka ny miaro koa ny antsika,fa tsy manome tsiny ny fitadiavana'ny hafa ny tombony hoazy.
3. pika ( 26/08/2005 04:08)
politika hendratra sa henjana tsy azoko loatra mantsy ny tiana lazaina @ ilay hoe: hendratra
ary marina ny ambaranao ry fijo
4. LazaRandri ( 26/08/2005 04:19)
Na politika toy inona sy toy inona no ambaranao dia izao fotsiny ihany: NY POLITIKA DIA MALOTO.
5. pika ( 26/08/2005 10:23)
ny olona rehetra na ny zazakely aza dia manao politika fa saingy misy karazany fotsiny ao ny mety maloto ao koa ny madio
6. LazaRandri ( 27/08/2005 04:04)
Tsy misy politika (fitondrana fanjakana) madio.
7. SNAR ( 28/08/2005 19:32)
Ny politika eo ihany, anarana fotsiny ihany iny. Fa raha ny mpitondra sy ho entina no samy tsy mieritreritra afa tsy posiny dia tsy handroso mandrakizay isika. Ny vahiny indray no velona ao @tsika fa ny topotany misanasana vava miandry ny halatsakin'ny vahiny. hevero, fa na dia RMiste avy aty @ aza dia milaza fa investisseur any @ tsika, any @tsika no fanariandreo ny malotony. koa na ny vary ho hanitsika aza dia 8000 fmg ve ny kg? nefa io no anto-pivelomatsika Malagasy. koa raha tsy midika 1000 fmg voire 500 fmg io dia tsy mijery ny vahoka izy izay. Nefa anie ny vahoka ny nampiakatra azy teo e. tsy mety mihitsy raha lafo ny vary noho ny tsy fahampiany vola nefa ny auto tsy hampandoavana douane. olom-bitsy anie no mpanafatra auto e. ary ny daholo be Malagasy? MBA OMEO HANINA ALOHA NY OLONA TAHAKA ANAO E. FA AZA MIFALY MIHINANA VARY LUXE AO @ LAPANAO IANAO.
8. SNAR ( 28/08/2005 19:50)
(tohiny), Ny firenena matanjaka dia noho teknolojiany no mampandroso azy, ny firenena arabo dia ny petrole, ny antsika Malagasy dia nomen'Andriamanitra ny arena ambaniny tany. Misy 400 types de pierres ao @tsika ary na 200 taona aza ireo dia mahavelona ny Malagasy izany. tsy misy contrĂ´le avy @ fanjakana akory izany fa gabo raraka fotsiny, ny vahiny indray no mandroba azy dia lazaindreo hoe avy @ hono, dia mba aiza isika tompony @ izany. Ahoana moa ny taranaka Malagasy aty ivelany izay tsy voaisa intsony ary hikolaizan'ireo vazaha ny fahaizany no andeha hody ho hitsakitsahan'ireo mpametsifetsy ireo fotsiny, nefa izy nandrovitra vody pataloha nandritra ny taona maro vao tafita.izao isika mitsiriritra ny any vazaha fotsiny. NEFA RE MBA AIZA RAHA MBA TAFITA NY FIRENENA E? MAMY IHANY NY TANINDRAZANA NA DIA MAHATRA AZA. Jereo anie ny mpangataka visa ho any andafy e? FILAHARANA IZAO. Ampifilafilany olona fa vendr......;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.192