Liste des messages

Liste des messages, inserés par jimna, par ordre de date
jimna ( 14/12/2006 05:49)
25 Decembre??
avy aiza ny daty 25 decembre izay lazaina fa nahaterahan'i Jesosy Kristy tô tsy hita ao anaty Baiboly manko izy io mba afaka manome valiny marimpototra ve? ... suite
répondu par booboo le 19/12/2006 17:12
jimna ( 12/09/2006 05:15)
Jesosy Kristy, Andiamanitra sa zanak' Andriamanitra?
raha ny Baiboly no vakiana dia milaza fa zanak'Andriamanitra i Jesosy, nefa maro @tsika... suite
répondu par prime le 06/10/2006 09:59
jimna ( 08/08/2006 03:44)
inona no atao hoe kristiana?
be dia be mihintsy no milaza azy ho Kristiana,mbola betsaka anefa no tsy dia mahalala ny atao hoe kristiana! mba mangataka hevitra avy aminareo!!... suite
répondu par prime le 20/09/2006 08:16
jimna ( 01/03/2006 05:47)
ANJARA SY LAHATRA
Ahoana ny hevitrareo @io lohahevitra vaovao io?... suite
répondu par marozevo le 30/03/2006 22:36
jimna ( 17/02/2006 03:48)
FIAINANA ANY AN-DANITRA, IZA AVY NO HO ANY?
Ny olona rehetra tsara ve no ho any?... suite
répondu par marozevo le 23/03/2006 00:28
jimna ( 07/02/2006 04:21)
inona no zava-kendren'ny fiainantsika eto antany?
fanontaniana goavana mbola betsaka ny manontany anio ka sao dia mitovy hevitra amiko ianareo, de mba zarao ze valiny e... suite
répondu par marozevo le 05/03/2006 00:46
jimna ( 26/08/2005 04:30)
misy ve ny fivavahana marina?
samy mitompo teny fantatra daholo ny fivavaha eto @tontolo ity hoe samy marina, koa iza @ireo ary no tena marina ,,, ... suite
répondu par daran le 19/10/2005 09:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078