Andao hifampitanisa olona fantatra eto Antsirabe.

1. dakoma ( 25/08/2005 13:25)
FAntatrao ve ny zafim-bazaha ao Antsirabe?Ry Hanitra sy ry NAina ry Landy eny @ Volavita E!
Fantatrareo ve ny groupe viking fahiny ilay mpi-organiser boum tao @ Thermes?Ilay bandy mpiady lava miray troupe t@ zanak'i ry Rakotonarivo ireny?
Riri be ao@ ny cinema ritz ve mba kobonao?
le Boule eny Avaratsena.Dr Flemoquin,Dr Rajosafara, Sôma mpivarotra sôsisy, Gel adala,Damonjy.
novalian'i betty ny 25/10/2005 11:29
2. phanie7 ( 25/08/2005 13:52)
salut!!!!
Malala olona tokoa ianao izany, an:!::D
Nipetrka tao Bira nga?
malala an'i Mobe chauffeur taxi sy Hajabe?
3. scorpion ( 25/08/2005 13:55)
Ary i Rabary sy ry Felix mpitarika poussy malaza:lol:
Mobe mahay mitondra fiara be mihitsy koa an
4. jentilisa ( 25/08/2005 14:03)
Zafimbazaha daholo ve izany?
5. phanie7 ( 25/08/2005 14:04)
izy daholo ireny!!
Ary Christian directeur Alliance, dia lay mpihira ireny:!::idea:
6. scorpion ( 25/08/2005 14:06)
Ary Mamy bota mpanao cabaret?leiry ndray toa zafina gasy ka
7. Veloo ( 25/08/2005 16:19)
Za tsy mahalala ry reto a:(
8. dakoma ( 25/08/2005 17:59)
phanie7:

salut!!!!
Malala olona tokoa ianao izany, an:!::D
Nipetrka tao Bira nga?
malala an'i Mobe chauffeur taxi sy Hajabe?


Tsy mikozy amiko ry le rony.Pitabataba eo Antsenakely eo miandry tour hiakatra.
9. dakoma ( 25/08/2005 18:02)
phanie7:

izy daholo ireny!!
Ary Christian directeur Alliance, dia lay mpihira ireny:!::idea:


Tsy reviko fa miseho snoby nefa tsy haleany.Le zanaky Select photo.
10. dakoma ( 25/08/2005 18:04)
scorpion:

Ary Mamy bota mpanao cabaret?leiry ndray toa zafina gasy ka


Mavoa iny rah piano ,tokony mba hafaranareo aty apita izy hapandihy reveillon
11. phanie7 ( 25/08/2005 18:20)
manaika zay aloha za e!!!!!!
Ary aona hoy nareo ny @ Sylvain n'Razafimanmonjy
12. chipie1 ( 25/08/2005 18:24)
narindra sy i lalaina tao aminy "maharo" hotel mou ? tsy tadidiko tsony
13. phanie7 ( 25/08/2005 18:36)
dakoma,
soa ihany zany fa efa lasa izy(ho anao,:wink:)
nosolon'ilay réunionnaise kely iny!8)
14. phanie7 ( 25/08/2005 18:37)
chipie, aiza moa io hotel io?
15. dakoma ( 25/08/2005 19:48)
phanie7:

manaika zay aloha za e!!!!!!
Ary aona hoy nareo ny @ Sylvain n'Razafimanmonjy

Sylvain kosa dia efa tovolahy matotra izao.Hafa ny taloha,feno azy ny tanana @ moto.Efa mandroso koa ny taona e!Ianao angaha anisan'ireo sipa zakany fahiny?

16. phanie7 ( 25/08/2005 19:55)
dakoma:

phanie7:

manaika zay aloha za e!!!!!!
Ary aona hoy nareo ny @ Sylvain n'Razafimanmonjy

Sylvain kosa dia efa tovolahy matotra izao.Hafa ny taloha,feno azy ny tanana @ moto.Efa mandroso koa ny taona e!Ianao angaha anisan'ireo sipa zakany fahiny?



8Otsia dia tsia:lol:
tsy malalany (taloha)fa mahalala fotsiny!

17. fijo ( 25/08/2005 20:05)
ary fantatrareo ve ry kia bla e sy le ika
18. sof ( 25/08/2005 20:28)
Fantatrareo ve i Zo mpiasa ao @ Cotonline. Rehfa miantsena izy de miaraka @ boay kely fôna. Tsy zanany iny an! Selibatera nedala fa sao de malahelo nareo sipa
19. phanie7 ( 25/08/2005 21:13)
Zo lay nalala an dry Unik ve zany?
20. vegas ( 25/08/2005 21:43)
Rabera mpivarokena, raketaka mpivarotena, rajoma mpanendaka, ikala tôdy mpamosavy, bebe zorzety mpivaro-boanjo, razankri jardinier an'ny thermes.
Fantatrareo koa ve? Mbola bedebe fa tsisy tadidiko tsony ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0818