Andao hifampitanisa olona fantatra eto Antsirabe.

21. phanie7 ( 25/08/2005 22:00)
vegas, mponon'Antsirabe ngah?
22. vaovao ( 26/08/2005 09:19)
nena ry raviky klonn no fantatro d ry Fanja ao ambadiky ny Diamand, havanay zany no tena marina e!
23. dakoma ( 26/08/2005 11:24)
Fatatrao ve nga Jean BTM.Le Sôla ny Baobab,Max sarimbavy panao volo.
24. vale ( 17/09/2005 10:22)
Rindra sy Lalaina an'i Manoro Hotel? sss... olona tsy d azo lazaina hoe zanak'A/bé 'reny! Vao tonga taty aoriana sady miseho...Tsy d azoazoko lôtra ka!
25. vale ( 17/09/2005 10:24)
Max mpanao volo?... Mahian'ny fanalan-jaza hono izy!(hi,hi,hi...)
26. palince ( 19/09/2005 14:34)
za kou mahafantatra, fatatrareo ve i Ngazan mecanichin teo andranomadio, lingine??
27. kally ( 19/09/2005 15:31)
fijo:

ary fantatrareo ve ry kia bla e sy le ika

Mhmm!tonga indray ianao an!!:lol:



28. betty ( 25/10/2005 11:29)
tsssssssssssssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3004