INONA NY HEVITRA MBA AHABE NY VEHIVAVY VIRJINY

1. cristal ( 25/08/2005 14:34)
Maro tokoa ny vehivavy tsy virjiny tsony rehefa tonga eo @ fanambadiana,inona no antony hoy nareo maro ny sipakely ankehitriny no materialista ka baboan'ny bandy @ zany de manaonao foana;ka mihevitra fa ny fanomezana ny lehilahy izany no hanambadiany azy!Tsia diso ny vehivavy ny zazavavy tsy manome zany drindra no tena mahaliana ny bandy ka tokony hotsapany vehivavy fa ny lehilahy anie handatsa anao rehefa tonga ao @ tonkatranonao rahatr'izay fa ianao aza efa tsy virjiny ntsony t@ novadiako ka rariny aho raha ampirafy,nefa iza moa no tsy nanonta t@ lehilahy izahay mantsy tsy tsapanareo vehivavy fa tena kapahy tsy hita fery ;iza @ lehilahy marina moa no simba ny fitaovam-pananahany?Tongava saina ry sipakely a!Hevitro io an,fa ahoana hoy ianareo,tiako mantsy raha mba ny vadiko any aoriana no virijiny satria tena aharitra ny fanambadianay;tsy mandatsa sanatria fa za koa anie efa nanota e!Ndao ampiadiana ny hevitra...
2. kally ( 25/08/2005 14:48)
Raha mba tsy mpamitaka sy mpandainga angamba ny lehilahy dia ho bebe kokoa ny vehivavy virijiny kah!
Ary ianareo lehilahy miseho mitaky vehivavy virjiny io moa ahoana marina?Ianareo faly ery manimba ny an'ny hafa dia hitetika vaovao be? Valy fingika fingàka io ary lehilahy handatsa sy hampirafy izany, ialao tany.Izao ary ny toetranareo ka avy eo vao hoe lasan'ny vazaha daholo ny sipa gasy e! tsy mijery afa-tsy vola ny sipa gasy nefa ny toe-tsain'ny lehilahy sasany mihitsy no mampisalasala ny haka taranaka aminy.:-P
3. Herimiafina ( 25/08/2005 15:22)
Tohizo fa milay.
[u]Information kely fotsiny: malaza aty ivelany ny trafic de filles vierges avy amin'ny firenena mahantra toa an'i Madagascar.
Mirongatra ihany koa ankehitriny ny viol de mineur n'aiza an'aiza, surtout any Dago.
Ny conclusion dia: "mitady sipa virja jiaby ny bandy, n'aiza n'aiza". Nitombo be izany ny demande tato ho ato fa tsy dia haiko loatra ny antony: mety tena vitsy ve ny sipa virja rehefa manambady dia tsy faly ny vadiny dia ilay mpiasa kely ao antrano no analana vokona (Jereo ny gazety).
4. Veloo ( 25/08/2005 15:24)
Herimiafina kay le tena ratsy izany....Inn mo no azo atao e?
5. sipagasy ( 25/08/2005 15:44)
mmhhh dia mba gaga @ ilay fomba fisainan'i cristal aho kann, fa ianao kay miaina @ taonjato faha firy e!!!!! f'angana ny firaisana talohan'ny mariazy fady sa ahoana ny fiheveranao azy??? io ry anona izy tiany omena ihany annn safidy io ka ny anao no be indrindra raha naka vehivavy tsy virjiny ianao ka hoe hampirafesako io rehefa avy eo!!!! tssssssssss miala tsiny aho fa dia tsoriko fa fisainana mirefarefa be @ tany na any ambanin'izay koa ny omeko anao e!!! pppffffmba mivoara ihany e!!!! aza dia gisitra eo foana.........
6. Herimiafina ( 25/08/2005 16:02)
Blague: "la virginité c'est comme un portefeuille, il s'en perd tous les jours mais on en trouve rarement". hi, hi, hi.

Za kalongany tsy dia miraharaha na virja na tsy virja e! Tsy de le fikabe koa no hi-bazeko azy dé tsy koi. Fa le pokona sasany no toa tena mitady be azy koh. Indrindra fa ny vazaha efa experimenté be reny. Ny an'ilay bandy zay ndray nasiany deviergén'olona tany fa ileiry hono tsy mirevy virja.
7. Veloo ( 25/08/2005 19:42)
odryyyyyyyy
8. babalahy ( 25/08/2005 20:20)
Misy hono lehilahy tsy tia virjiny satria mila atoro foana ka aleony makan ilay efa expert en la matiere @izay izy afa-po tsara de tsy mampirafy tsony. :-$:-$:-$:-$:-$
9. Herimiafina ( 25/08/2005 20:29)
Marina mihintsy izany fa raha ny resaka efa henoko hatreto tetsy sy teroa dia ahitana fankafizana expérience avy amin'ilay vehivavy daholo.
10. fijo ( 25/08/2005 20:53)
raha le revy aloha dia milay kokoa le efamahay e.fa raha le vady dia satry ahazo ny mbola vao,nefa tsy olana koa iny fa revy aby io.
11. Veloo ( 25/08/2005 21:08)
:roll::roll::roll:
12. fijo ( 25/08/2005 21:16)
fanina nga ndry????
13. vegas ( 25/08/2005 22:04)
Samy manana ny tiny marina klé! Amiko na virja na tsy virja tsy olana.
cristal> hono oa, mampiova inona kay le maha virja sy tsy maha virja azy? tsy zaranla aza efa mba misy autoroute vita ko! sa lah mbola te hanamboatra indray?
14. pika ( 26/08/2005 04:25)
cristal a maniry ny ahazo vehivavy virijiny ianao nefa ny tenanao koa aza tsy mba virijiny aza tia tena
ireny vehivavy lmaro be ireny izay nosombazinao nefa tsy nalainao vady ireny izao dia ahoana??????????
15. stephan ( 26/08/2005 07:21)
kally:

Raha mba tsy mpamitaka sy mpandainga angamba ny lehilahy dia ho bebe kokoa ny vehivavy virijiny kah!
Ary ianareo lehilahy miseho mitaky vehivavy virjiny io moa ahoana marina?Ianareo faly ery manimba ny an'ny hafa dia hitetika vaovao be? Valy fingika fingàka io ary lehilahy handatsa sy hampirafy izany, ialao tany.Izao ary ny toetranareo ka avy eo vao hoe lasan'ny vazaha daholo ny sipa gasy e! tsy mijery afa-tsy vola ny sipa gasy nefa ny toe-tsain'ny lehilahy sasany mihitsy no mampisalasala ny haka taranaka aminy.:-P

dia ny vazaha veta izany no madio kokoa an!

16. ari.malala ( 26/08/2005 12:40)
cristal:

Maro tokoa ny vehivavy tsy virjiny tsony rehefa tonga eo @ fanambadiana,inona no antony hoy nareo maro ny sipakely ankehitriny no materialista ka baboan'ny bandy @ zany de manaonao foana;ka mihevitra fa ny fanomezana ny lehilahy izany no hanambadiany azy!Tsia diso ny vehivavy ny zazavavy tsy manome zany drindra no tena mahaliana ny bandy ka tokony hotsapany vehivavy fa ny lehilahy anie handatsa anao rehefa tonga ao @ tonkatranonao rahatr'izay fa ianao aza efa tsy virjiny ntsony t@ novadiako ka rariny aho raha ampirafy,nefa iza moa no tsy nanonta t@ lehilahy izahay mantsy tsy tsapanareo vehivavy fa tena kapahy tsy hita fery ;iza @ lehilahy marina moa no simba ny fitaovam-pananahany?Tongava saina ry sipakely a!Hevitro io an,fa ahoana hoy ianareo,tiako mantsy raha mba ny vadiko any aoriana no virijiny satria tena aharitra ny fanambadianay;tsy mandatsa sanatria fa za koa anie efa nanota e!Ndao ampiadiana ny hevitra...



hay v enao mahatsapa fa matoa ny vehivavy tsy virjiny intsony d noho ianareo lhl ihany ê! mahay mambabo sy mandangolango! ko refa nanapoaka sipakely v enao d hitady virjiny d rariny v zany aminao? d zao, enao no niteny we efa nanota d aza mitorabato ny sipakely tsy virja tsony fa ze tsy nanota t@nareo no aoka hitorabato azy voalohany.
17. belletoujours ( 27/08/2005 11:20)
Rehefa tiana ho virja daholo ny sipa de aza kitikitiany izy de zay e!!!!
18. sipagasy ( 27/08/2005 15:26)
mmhhhh
19. Herimiafina ( 27/08/2005 15:38)
Nareo ve mihevitra fa tena tsy fidiny ny tsy maha virijiny intsony ny vehivavy iray satria hoe voafitaka, voabado, sns.
Misaina kokoa ny vehivavy ary efa voakajiny daholo izany rehetra izany hoe eto amin'ity fotoana ity aho dia tsy ho virijiny intsony.
Ny olana manaraka apetrako: marina ve izany hoe ny vehivavy dia izay nanao taminy voalohany ihany no tena tiany ary tsy maharay lamba mihintsy izy na efa manambady aza any aoriana any raha miverina mi-contacter azy ilay bandy voalohany (hafa ihany hono ilay voalohany). Dia saropiaro ny lehilahy vadiny ka manaonao foana ka antony mampisaraka matetika.
20. babalahy ( 27/08/2005 16:30)
Tsy hoe zany loatra fa hoy ny fomba fiteny:"Lalana efa hitan-dambo io de tsy sarotra ho azy ny mandalo eo indray" rehefa tsy nisy ratsy nifanaovana.Sa ahoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2879