INONA NY HEVITRA MBA AHABE NY VEHIVAVY VIRJINY

41. Veloo ( 02/09/2005 16:08)
Herimiafina a, ay ve eee tsy aiko tsinona ka zay vo mazava
ie wa to lasa nanjavona lery ...:-D:-D:-D
42. felicia ( 03/09/2005 00:49)
cristal:

Maro tokoa ny vehivavy tsy virjiny tsony rehefa tonga eo @ fanambadiana,inona no antony hoy nareo maro ny sipakely ankehitriny no materialista ka baboan'ny bandy @ zany de manaonao foana;ka mihevitra fa ny fanomezana ny lehilahy izany no hanambadiany azy!Tsia diso ny vehivavy ny zazavavy tsy manome zany drindra no tena mahaliana ny bandy ka tokony hotsapany vehivavy fa ny lehilahy anie handatsa anao rehefa tonga ao @ tonkatranonao rahatr'izay fa ianao aza efa tsy virjiny ntsony t@ novadiako ka rariny aho raha ampirafy,nefa iza moa no tsy nanonta t@ lehilahy izahay mantsy tsy tsapanareo vehivavy fa tena kapahy tsy hita fery ;iza @ lehilahy marina moa no simba ny fitaovam-pananahany?Tongava saina ry sipakely a!
Hevitro io an,fa ahoana hoy ianareo,tiako mantsy raha mba ny vadiko any aoriana no virijiny satria tena aharitra ny fanambadianay;tsy mandatsa sanatria fa za koa anie efa nanota e!Ndao ampiadiana ny hevitra...



Mandehana any Afghanistan...tsy miankina amin'ny materialisme io fa mba manana ny plaisir sexuel ny vehivavy...raha ny moral nao hoe fahotana ny sexe dia tsy hitako izay lazaina anao,ohatry ny matsiro @lehilahy ny manao ndia mba matsiro koa amin'ny vehivavy...
mandehana any amin'ny pays ny integraliste silamo dia hitanao fa na ihatr'izay aza tsy hoe akory hoe tsy mahazo manao ny vehivavy dia tsy manao akory!any casablanca aza ny vehivevy arabo manam-bola mi-reconstruire ny hymen alohan'ny hanam-bady...
mba mahalala saina ary aleo manana education sexuel toy izay hoe tsy azo atao dia avy eo manaonao foana ka na bevohoka na mahazo aretina!!!
43. ft ( 03/09/2005 15:53)
vegas:

Samy manana ny tiny marina klé! Amiko na virja na tsy virja tsy olana.
cristal> hono oa, mampiova inona kay le maha virja sy tsy maha virja azy? tsy zaranla aza efa mba misy autoroute vita ko! sa lah mbola te hanamboatra indray?



Tsy aleo ve lé lalana mikitôtôna reny?? milay ngeh lé miotsakotsana @ lé lavadavaka é!!
44. Veloo ( 06/09/2005 20:16)
:?::?:
45. fijo ( 07/09/2005 20:18)
pika izany ve????hummmmmmm hay moa za mbola virja.
dakoma,ngah efa zatra le sisa foana dia mandeha hoazy.
46. Veloo ( 08/09/2005 18:03)
ty fijo ty tena manondrana ka tssssssss
47. Herimiafina ( 09/09/2005 16:18)
Ilaina ve ny sipa virja?

Kay, raha izao moa no hoe farandro ka mila mitady sorona vevavy virja tahaka ilay tary amin'ilay forum iray tary dia vita matavy isika rehetra.(l)
48. mandrindra ( 12/09/2005 09:24)
i cristal izany rehefa hikôty sipa dia manontany hoe virja ianao sa tsia ? hahaha
dia raha izany no fijerin'i cristal azy dia andraso eo i maria.
49. chipie1 ( 13/09/2005 07:22)
:-D:-D
50. bichette ( 13/09/2005 07:56)
ny hevitro dé oe votsirina ny lehilah io no mahomby indrindra :-D=))=))=))=))=))=))=))=))
51. booboo ( 13/09/2005 08:56)
hihihihihihi
52. deghany ( 13/09/2005 09:20)
bichette:

ny hevitro dé oe votsirina ny lehilah io no mahomby indrindra :-D=))=))=))=))=))=))=))=))


zay de le vôniny iany zany no asorina fa le hozany tehirizina?!!! fetsy kou 'lah an!!
hihihihihhiihhihihihihihi

53. fijo ( 16/09/2005 20:42)
ndry ry bibi an.
54. deghany ( 20/09/2005 15:43)
ratsy be nge zany votsirina zany e!!
"raha ny fitiavako anao re ry vôniny, tsy @ kilao fa aman'tôniny!!" heehehe
55. Veloo ( 21/09/2005 17:09)
:roll::}
56. Herimiafina ( 21/09/2005 17:39)
De mbola mahita balibaly maso foana kou za zany.:-D:-D
57. Veloo ( 21/09/2005 18:14)
ka nareo anie ndray2 miteniteny fona e :roll:
58. Herimiafina ( 21/09/2005 23:50)
Ka tsy maintsy miteniteny fônafôna amin'izay misy maheno fa manjary tsy hitan'ny olona.:-D:-D:-D:-D I like balibali maso.
59. Veloo ( 22/09/2005 16:30)
:roll::roll::roll::twisted::twisted:
60. deghany ( 23/09/2005 13:52)
Veloo:

ka nareo anie ndray2 miteniteny fona e :roll:


fona fona fona v?? heheheheh

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3022