INONA NY HEVITRA MBA AHABE NY VEHIVAVY VIRJINY

21. fijo ( 27/08/2005 22:06)
za koa milaza fa ny sipa no diso raha tsy vija intsony.sitrapo io.ary anao io,ka anjaranao no miaro azy.
herimiafina,tsy ilay nanao taminy voalohany ngamba no tena tiany,fa izay nahay nandefa ny azy voalohany.
pika,mety koa anie hoe efa nanao foana le bandy fa tsy mbola nahazo virja e.
22. dakoma ( 27/08/2005 22:27)
fijo:

za koa milaza fa ny sipa no diso raha tsy vija intsony.sitrapo io.ary anao io,ka anjaranao no miaro azy.
herimiafina,tsy ilay nanao taminy voalohany ngamba no tena tiany,fa izay nahay nandefa ny azy voalohany.
pika,mety koa anie hoe efa nanao foana le bandy fa tsy mbola nahazo virja e.


Zany ve deh mbola atao problema.Ny anareo no kely loatra ka na sipa virja sahala aminy inona aza mbola lazainareo fa daba.Problem iraisany bandy merina io.
23. steeeel ( 28/08/2005 21:53)
Couper tous les gros zizi et il y aura plus de vierge
24. Herimiafina ( 28/08/2005 22:04)
et pour les petits zizi zany ahoana ny tena marin.
Petit= inferieur à 14cm
25. steeeel ( 28/08/2005 22:26)
Sepapetisa. se miniature
26. Veloo ( 29/08/2005 14:30)
:-D:-D:-D:-D mampime nareo reto kle
27. sonwin ( 29/08/2005 16:25)
:-D
28. pika ( 30/08/2005 12:55)
fijo a toy ny filanareo lhl koa anie ny vhv e
:-D:-D
29. Veloo ( 30/08/2005 14:25)
:?:
30. deghany ( 30/08/2005 14:39)
sipagasy:

mmhhh dia mba gaga @ ilay fomba fisainan'i cristal aho kann, fa ianao kay miaina @ taonjato faha firy e!!!!! f'angana ny firaisana talohan'ny mariazy fady sa ahoana ny fiheveranao azy??? io ry anona izy tiany omena ihany annn safidy io ka ny anao no be indrindra raha naka vehivavy tsy virjiny ianao ka hoe hampirafesako io rehefa avy eo!!!! tssssssssss miala tsiny aho fa dia tsoriko fa fisainana mirefarefa be @ tany na any ambanin'izay koa ny omeko anao e!!! pppffffmba mivoara ihany e!!!! aza dia gisitra eo foana.........


aiza kosa de we mirefarefa @ tany e!! zay njyyy!!!:@

31. deghany ( 30/08/2005 14:42)
soa iany za fa virj klé!! tena mety hahazo virj iany zany za ty klé!!:@:@:@

asio sarin'ze sipa virja ndray ary ato e!!=))=))=))=))=))
32. deghany ( 30/08/2005 14:48)
soa iany za fa virj klé!! tena mety hahazo virj iany zany za ty klé!!:@:@:@

asio sarin'ze sipa virja ndray ary ato e!!=))=))=))=))=))
33. Veloo ( 31/08/2005 17:04)
o ry deghany ny resakao ndray2 contradictoire...:roll::roll:
34. Veloo ( 31/08/2005 17:06)
jereo ny resakao any size: varice:roll::roll::roll:
35. deghany ( 01/09/2005 12:19)
Veloo:

o ry deghany ny resakao ndray2 contradictoire...:roll::roll:


@ le inn io? za nge mivanivany e!
36. Veloo ( 01/09/2005 16:57)
deghany a oh ok azafady ary ooooooo hihihihih
37. Herimiafina ( 01/09/2005 20:30)
Inona ary no hatao: "miteraha vavy be dia be".
38. Veloo ( 01/09/2005 21:17)
an :?: tsy aiko
39. Herimiafina ( 01/09/2005 22:15)
Veloo:

an :?: tsy aiko


Ka inona ry hono anie ry Veloo ny tokony hatao mba hahabe sipa virja e?
Ka raha tanana kely iray ary ny tany ary vehivavy folo fotsiny no ao, dia inona moa no fika hahabe ny sipa virja raha tsy ny miteraka vavy ihany e.
Mahavaly an-dRaDakoma angamba izay, fa ileiry toa tsy hita intsony koo.:lol::lol:

40. deghany ( 02/09/2005 15:01)
dakoma:

fijo:

za koa milaza fa ny sipa no diso raha tsy vija intsony.sitrapo io.ary anao io,ka anjaranao no miaro azy.
herimiafina,tsy ilay nanao taminy voalohany ngamba no tena tiany,fa izay nahay nandefa ny azy voalohany.
pika,mety koa anie hoe efa nanao foana le bandy fa tsy mbola nahazo virja e.


Zany ve deh mbola atao problema.Ny anareo no kely loatra ka na sipa virja sahala aminy inona aza mbola lazainareo fa daba.Problem iraisany bandy merina io.



bandy merina @ aona ary!! manao an'la ho milanja be zany 'la io? za kou ka! hihihihihi

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6478