INONA NY HEVITRA MBA AHABE NY VEHIVAVY VIRJINY

61. mandrindra ( 26/09/2005 09:33)
rehefa foana dia tsy misy intsony !!
62. bozimanga ( 19/10/2005 13:29)
ny lehilahy anie no tsy mahavirjiny ny vevavy eh
ka hianao raha azonao antoka fa mbola tsy nikitika vevavy dia mitadiava vevavy virja
de aza be exigeance rehefa mba efa nanota
63. boubounezy ( 23/10/2005 14:29)
teneno fotsiny zareo sipa kely hoe aza mbola manao dabaloka fa anjaso alou ho feno 18 tona



cristal:

Maro tokoa ny vehivavy tsy virjiny tsony rehefa tonga eo @ fanambadiana,inona no antony hoy nareo maro ny sipakely ankehitriny no materialista ka baboan'ny bandy @ zany de manaonao foana;ka mihevitra fa ny fanomezana ny lehilahy izany no hanambadiany azy!Tsia diso ny vehivavy ny zazavavy tsy manome zany drindra no tena mahaliana ny bandy ka tokony hotsapany vehivavy fa ny lehilahy anie handatsa anao rehefa tonga ao @ tonkatranonao rahatr'izay fa ianao aza efa tsy virjiny ntsony t@ novadiako ka rariny aho raha ampirafy,nefa iza moa no tsy nanonta t@ lehilahy izahay mantsy tsy tsapanareo vehivavy fa tena kapahy tsy hita fery ;iza @ lehilahy marina moa no simba ny fitaovam-pananahany?Tongava saina ry sipakely a!Hevitro io an,fa ahoana hoy ianareo,tiako mantsy raha mba ny vadiko any aoriana no virijiny satria tena aharitra ny fanambadianay;tsy mandatsa sanatria fa za koa anie efa nanota e!Ndao ampiadiana ny hevitra...



64. TTiana ( 31/10/2005 06:39)
izao e ny atao mba ahatonga ny vehivavy ho be ny virjin dia
1) ny communication ampitomboy eo amin'ny ray amandreny sy ny zanaka .
2) tezao ara baiboly ny zaza fa tsy ara tele na video na serie maro samy hafa
3) ataovy betsaka ny vavaka ataonao ray amandrey isan'andro ho an'ny zanakao de ho avy ny fiarovana tsy noheverinao avy amin'Andriamanitra
de ampianarao azy ny momba ny sex ry ray amandreny fa aza afenina fa karohany any amin'ny namany io de ireo namany no hampianatra azy de izay pratique avy ahatrany ny lesona any sady lasa te hanandrakandrana izy raha tsy hainy .
de ampahafantaro ireo ankizy ny vokadratsiny tsy virjiny hohatra miaro azy amin'ny aretina maro iny maha virjoiny azy iny .
masina ho an'andriamanitra ny vatany de azo antoka fa ahazo fitahiana avy amin'Andriamanitra izy raha mitahiry ny maha virjiny azy iny fa raha tsy izay fitahiandemony no azony avy eo de fahasahiranana foana no vokany avy eo
65. Herimiafina ( 31/10/2005 06:43)
F'angaha moa vitsy ny vevavy virijiny? Mbola betsaka kah.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1704