Raha misy manontany ianao hoe tinao ve Ra-8?
1. Herimiafina
(
25/08/2005 15:53)
Raha misy manontany tokoa hoe tinao ve Ra-8? Dia inona no tokony ho valiny?
Ny ahy dia tsotra, Mitovy tsy misy valaka amin'ny fanontaniana hoe tinao ve i Madagasikara na tinao ve ny hirampirenenao na tinao ve ny saina malagasy? izany fanontaniana izany ka tonga dia eny tsy ampihambahambana e (ankoatry ny antony hafa..).
Asakasak'izay manaratsy ny filohampireneny any amin'ny hafa any.
Misy kosa anefa eo amin'ny lafiny ara-asa ny somary tsy dia mety kely. Fa fantaro fa tsy ileiry irery akory no miasa ao fa olona marobe, ka ny adalan'ny mpanarak'azy sasany ve no tsy hitiavana azy? (Mitovy amin'ny ilay hoe: nisy bandy izay, voahitsaka teny antsena ny tongony dia i Ra-8 no omeny tsiny).

novalian'i pitchou ny 25/09/2005 16:35
2. Veloo
(
25/08/2005 16:14)
Herimiafina=D=D=D=D
Ary mivavaka ho azy mihitsy aho satria izy au moins mba filoha miezaka mampiakatra ny firenen-tsika.
Ary mivavaka ho azy mihitsy aho satria izy au moins mba filoha miezaka mampiakatra ny firenen-tsika.
3. Herimiafina
(
25/08/2005 16:22)
Ka izay ilay nataoko entre parenthese etsy ambony etsy hoe antony hafa. Favy izany anaka fa tohizo.
4. dakoma
(
25/08/2005 19:32)
Tao anatin'ny tantaran'ny Madagasikara ataoko fa tsy mbola nisy président nampandroso ny firenena toa an-dRavalo.
Ireo ilay olona manaratsy azy anie dia saika ex-Arema very fihinanana. Ireo mantsy ilay olna efa zatra kolikoly t@ andron'i Ratsi.Manao tsipaky ny miala aina e!
Ireo ilay olona manaratsy azy anie dia saika ex-Arema very fihinanana. Ireo mantsy ilay olna efa zatra kolikoly t@ andron'i Ratsi.Manao tsipaky ny miala aina e!
5. Veloo
(
25/08/2005 19:58)
dakoma ieeeee tena tsy lavina mihitsy ny teninao =D=D=D=D
herimiafina eny ry dadabe ho tohizako mihitsy mba mangataka anareo rehetra hanao an'izany ko e :wink:
herimiafina eny ry dadabe ho tohizako mihitsy mba mangataka anareo rehetra hanao an'izany ko e :wink:
6. rovitra
(
25/08/2005 21:03)
tsara angamba ny zavatra ataony, fa ny manorisory ahy amin'ny fihetsiny dia izao, niala tamin'ny fananjanahana frantsay, dia niditra tamin'ny sovietika, dia izao indray, mitody doha any amin'ny amerikana. Ataon'ny amerikana fay ohatra ny sisa rehetra eo vao ho fanina. jereo i IraK
7. dakoma
(
25/08/2005 21:09)
rovitra:
tsara angamba ny zavatra ataony, fa ny manorisory ahy amin'ny fihetsiny dia izao, niala tamin'ny fananjanahana frantsay, dia niditra tamin'ny sovietika, dia izao indray, mitody doha any amin'ny amerikana. Ataon'ny amerikana fay ohatra ny sisa rehetra eo vao ho fanina. jereo i IraK
Ny tany rehetra dia mila tany vavety avokoa manao allié aratafika.mbola ilaina ihany koa izy ireny atao fihindramam-bola.Isika tsy ho ataony sahala aminy Irak kah.Tsika tsy manana solika hatraminizao.
8. Veloo
(
25/08/2005 21:22)
o ry rovitra a tsssssssss raha tsy inn ko tsy aleo ve mba amerikana toy izay ny frantsay tsssssss no sady tsy mitovy mihitsy Irak sy madagaskary kle. tsika tsy misaina otran'ireny irakiana ireny kosa kle...
10. maditra
(
25/08/2005 21:36)
herimiafina> zah tsy ndeha hilaza aminareo na tiako ny filoha Ravalomanana na tsy tiako, fa raha misy manontany ahy izany dia angamba fotsiny hoy aho tsy hampitoviko amin'olona manontany ahy hoe, tianao ve i Madagasikara? Mitovy ve izany aminao i Ravalomanana sy ny tanindrazantsika?! Mampalahelo hoy aho,
Veloo> Raha mba mivavaka ihany dia aoka re ny hampandroso ny tananantsika no atao fa tsy izay ahaela olona iray amin'ny toerany, tsy hitako izay ho tombontsoa azo amin'izany. Atra no nametraka ny filoha Ravalomanana eo, satria ao ny antony. Izy koa no mahay na mbola tsara avela eo izy na tsia.

11. Herimiafina
(
25/08/2005 21:48)
Iza ary no heritreretinao ho tokony hitondra eo e? Raha sty mijery afa-tsy izay choix eo isika.
12. fijo
(
25/08/2005 21:57)
za koa aloha dia toa an'i maditra.marina ary ekeko fa manao tokoa izy,saingy tsy tokony avela aharitra eo,fa ratsy izany.
13. Herimiafina
(
25/08/2005 22:14)
maditra:
herimiafina> zah tsy ndeha hilaza aminareo na tiako ny filoha Ravalomanana na tsy tiako, fa raha misy manontany ahy izany dia angamba fotsiny hoy aho tsy hampitoviko amin'olona manontany ahy hoe, tianao ve i Madagasikara? Mitovy ve izany aminao i Ravalomanana sy ny tanindrazantsika?!
Amin'izao fotoana hiresahantsika izao aloha dia io anefa no marina satria izy no représentant an'i Madagascar. Ravalomanana symbolique no tiana tenenina fa tsy Ravalomanana Ex-PDG Tiko.
15. Herimiafina
(
25/08/2005 22:51)
Miala tsiny raha somary nasiaka fa ny tsy tiako mantsy dia misy bandy any andafy any misolelaka amin'ny vazaha fotsiny manaratsy ny tanindrazany sy ny filoha ary ny vahoaka malagasy dia izay mihintsy no antony nidirako tamin'ity serasera ity fa tsss.
Hoy ilay Prof-nay izay hoe:"C'est un point commun entre tous les africains à qui j'ai eu l'occasion de parler".
Hoy ilay Prof-nay izay hoe:"C'est un point commun entre tous les africains à qui j'ai eu l'occasion de parler".
16. maditra
(
26/08/2005 02:59)
Herimiafina> marina fa mianatra aty an-dafy aho fa jamais zah hisolelaka na hanaratsy ny tanindrazako na ny mpitondra. Tiako ary iarovako hatrany ny Taniko, minoa ahy enao, ary mba zarako aza izany vahiny miranto fianarana an-tany lavitra izany satria efa betsaka ny difference-ko amin'ireo tompon-tany na dia izany ihany aza no resahina.
17. LazaRandri
(
26/08/2005 03:54)
raha izaho no anontaniana dia tsotra ny valiny:
sahala amin'ny "fitiavako" an-dRatsiraka sy Zafy ny "fitiavako" an-dRavalomanana. hahaha! :)
sahala amin'ny "fitiavako" an-dRatsiraka sy Zafy ny "fitiavako" an-dRavalomanana. hahaha! :)
18. pika
(
26/08/2005 04:22)
maditra milay ilay hevitra e :lol: tsy azo ampitoviana mihitsy i r8 sy i Mcar na ny sainampirenena
tadidio fa olombelona ihany anie io fa tsy Atra na olo masina e
misy lafiratsiny misy lafitsarany ka jereo izay be nentiny teto na ny tsara na ny ratsy
raha tiana handroso koa dia mila ny fanakianana fa tsy milaza avy hatrany hoe ex arema
mahazaka démocratie :-D:-D

19. Herimiafina
(
26/08/2005 14:24)
Tsy azo ampitoviana. iza no tsy faly ohatra tamin'i Ratsiraka mikabary any amin'ny fivoriana international. fier ery an. Dia mitovy amin'izay ilay izy.
20. Veloo
(
26/08/2005 15:26)
hoy i maditra,
Veloo> Raha mba mivavaka ihany dia aoka re ny hampandroso ny tananantsika no atao fa tsy izay ahaela olona iray amin'ny toerany, tsy hitako izay ho tombontsoa azo amin'izany. Atra no nametraka ny filoha Ravalomanana eo, satria ao ny antony. Izy koa no mahay na mbola tsara avela eo izy na tsiatssssssss ti enao ti optran'ny mahalala izay vavaka ataoko:twisted::twisted: