Raha misy manontany ianao hoe tinao ve Ra-8?
21. Herimiafina
(
26/08/2005 16:03)
Momba ny hoe: "ampitoviana amin'i Madagasikara ve i Ravalo?"
Nahoana ary no misy ny mandeha misitaka any andafy satria hoe tsy mamely Ravalo.
Nahoana no betsaka ny te-handositra satria hoe tsy misy avenir intsony any amin'ny tanana?
Nahoana no misy ny mandà razana sy tanindrazana ary ny akama rehetra monina ao fa hoe hitady fiainana tsaratsara kokoa any ivelany, satria tsy faly amin'ny fitondran-dRavalomanana?
Satria ny olona manao an'ireo dia mbola manafangaro sy mampitovy an'i Madagasikara amin'i Ravalomanana.
Samy hafa amiko ny "tsy faly" amin'ny mpitondra sy ny "tsy tia" azy. Ny tsy faly tsinona tia azy ihany fa tsy mankasitraka ny fomba fitondrany, ny tsy tia indray dia ilay manaliaka azy, tsy manao tsikera mitombona fa mamoha zavatra tsy misy idirany mihintsy.
Ka ny fahitako anareo rehetra niteny teo dia "tsy faly" fa tsy hoe "tsy tia".
Raha asiana manao course 100m ary Ravalo (équipe an'i Madagascar) sy Chirac (équipen'i Frantsa) dia iza no alainareo? Dia amanontania tena avy eo sao dia hivadika "tsy tia" indray.

22. maditra
(
26/08/2005 17:35)
Betsaka alou ny mandeha any am-pitany tsy hoe tsy noho ny hoe, satria tsy tiako Ravalomanana dia hifindra zah fa, misy ohatra ny mandeha satria mahafantatra tsara fa raha mijanona eto izy dia hosamborina, maro ny example, misy koa ny mandeha satria naha-pezy vazaha gila maso, betsaka koa ny ohatra amin'izany, dia misy ireo mandeha satria manana fitaovana andehanana any izy dia mba manandrana zavatra hafa any.
Fa angamba hoy aho vitsy izany olona mandeha mifndra monina izany sous-pretexte tsotra hoe "tsy tiako Ravalo", nefa izy tsy olona voahenjika tamin'ny raharaha 2002 na inona.
Veloo> Iza moa mahalala. Sao dia mba miankohoka kely mivavaka eo elah dia sady manao hoe: "Tompo o, ajanony ela eo amin'ny fitondrana eo Ravalo fa mahafinaritra kely ny mahita azy!"

23. Herimiafina
(
26/08/2005 18:47)
Tsy nahita an'izany ve ianao taty andafy taty. Izany Dago izany fanaovan-dry leirony vacance fotsiny. Témoignage izany hoe tena mahasahy milevina aty ry leirony sasany.
24. LazaRandri
(
27/08/2005 04:01)
Izaho tsy mampitovy azy amin'i Madagasikara mihitsy aloha e. Ratsiraka sy Zafy no azo ampitovizina aminy amin'ilay toerana misy azy.
25. eh
(
27/08/2005 11:55)
tiako ny tanindrazako, hankafiziko ny fandrosoana, tsy mbola nisy nijoro hampandroso an'i Mcar afatsy izy aloha hatramin'izao, masaky miady amin'ireo frantsay ireo!! amin'izay lafiny izay no hitiavako azy!
26. hps
(
27/08/2005 19:45)
Za aloha anisan'ilay tia azy taloha,fa izao kosa efa tena allérgique mihitsy satria hitako ny Fahoriana mianjady aty @ tanana izay tsy voatanisa intsony,mbola niampy indray ny vao2 androany hoe ho foanana hono ny PME(Petit Moyen Entreprise)@ izay tonga de ny orinasany daholo nomandray an-tanana ny asa fanatsarana rehetra atao eto Dago;ALMA io lazaiko io an!Famonoana ny tombotsoam-bahoaka ankolaka izany amiko zao omena an'ny allem.daholo ny Fitantanana,tonga dia miverina @ andron'i Hitler izay vao ho loza...:-$
27. dakoma
(
27/08/2005 21:59)
hps:

Dray dray dray Jereo aminy fo madio le zavatra.Ny PME tsy manaraka ny norma internasionaly zay no antony.Oh jereo ny panao volo any ampita.Mitovy avoko ny fitaovana,fanamiana,traikefa sns..Azonao ny tiako holazaina.
Ny pamatsy vola avy any ivelany ,no metaky ny norma arahina.
28. fijo
(
27/08/2005 23:16)
izahay aty ivelany fa tsy hanaratsy gasy amin'ny vazaha ny tenako,ary tsy hitako izay tombony hoahy raha ny any no aratsiako.za aza tsy any.
29. pika
(
06/09/2005 10:09)
tiako izy @ maha malg iray ra amiko fa tsy tiako izy @ fitondrany an'i gasikely e ok
30. ralaisa
(
06/09/2005 13:42)
pika:
tiako izy @ maha malg iray ra amiko fa tsy tiako izy @ fitondrany an'i gasikely e ok
Tsarovy fa ny firenena dia tsy maintsy misy mpitondra. Aza adino koa ny teny gasy manao hoe mihinam-bary aza misy latsaka.
Hatramin'izao aloha dia sarotra ny mandainga fa tsy misy olona mahavita ny vitan'i Ra-8 ho an'ny firenentsika. Izay aoriana no tsy fantatra.
31. pika
(
07/09/2005 04:25)
ralaisa marina izany tsy misy mpitondra oh an-ra8 nampikaikaika ny mlg @ vidimpiainana
32. ralaisa
(
07/09/2005 11:35)
pika:
ralaisa marina izany tsy misy mpitondra oh an-ra8 nampikaikaika ny mlg @ vidimpiainana
Ra8 dia azo lazaina hoe ratsy vintana satria sendra ny fiakaran'ny vidin'ny pétrole tsy misy toy izany.Aza adino koa ny cyclone izay nanimba vokatra betsaka taty Dago t@ herintaona.Adinonao ve fa bakirotika ny firenena t@ noraisin'i Ra-8?
Efa hadinonao izany ilay filaharana vary,menaka sy siramamy t@ andron'i Ratsiraka.
Ohabolana gasy manao hoe ny aliaka no mihinana ny nalohany.
33. hps
(
07/09/2005 17:01)
Tsy ala-sirika aloha @ ny hoe ratsy vitana,satria Ravalo anie ka k/tiana eh! ka iainga @ hoe vitana indray ve? ny mampanahy koa dia Izy efa toa ohatrin'ny tady hampikorotana ny karazam-pinoana misy eto Dago ity indray
34. pitchou
(
07/09/2005 18:03)
zà kosa alou tsy sahy mamaly ny fanontanian'i herimiafina e! sao lava hoho be le lalao kou! sady rasty zany mitsiriritra zany izy raha teo efa misy tompony:lol:
35. Herimiafina
(
09/09/2005 03:49)
pitchou:
zà kosa alou tsy sahy mamaly ny fanontanian'i herimiafina e! sao lava hoho be le lalao kou! sady rasty zany mitsiriritra zany izy raha teo efa misy tompony:lol:
Ny anao izany anie ry Pitchou dia tena ilay fitiavana somary lasa lalina loatra e. Mbola le fitiavana standard be izao no resahana.
37. pitchou
(
12/09/2005 12:54)
euh!!!! kou le fanontaniana hoe "tinao ve ra8" kou! zà ve nahalala! Herimiafina kosa masiakaaaa!
40. Herimiafina
(
14/09/2005 01:37)
pitchou:
euh!!!! kou le fanontaniana hoe "tinao ve ra8" kou! zà ve nahalala! Herimiafina kosa masiakaaaa!
Za tsy masiaka kah, mba mi-taquiner andry fotsiny za. Fa le atao hoe standard zany dia le zaraina amin'ny olondrehetra e. (Rehefa mividy kilaoty ohatra dia misy standard, mety am-retraretra) fa le hoe miditra lalina indray dia rehefa manomboka amin'ilay hoe izaho irery na ahy irery na le hoe izaho irerey no mety ao. Dia izay.