Raha misy manontany ianao hoe tinao ve Ra-8?

41. pika ( 19/09/2005 09:50)
lazaina fa mahantra ny gasy @ norme inter nefa toa fitsangatsanganana no bediabe tsy hita hoe inona no nentina ho an'ny firenena, fandaniambola tsy atao any @ lay tena prioritaire fa oh ny lalana mbola tsy misy kilemany no trongisian fa ny tokony atao tsy atao....
bon tsy reven'ny eto @ tanana intsony zany i lery e
aleo ho avy ny fifidianan ho hita eo
42. deghany ( 21/09/2005 10:58)
ka tsy hita kou nge we iza no hifaninana aminy e!!! hehehehehe
43. pitchou ( 21/09/2005 19:34)
ndao mou i pika no atosika ho eo e! hihihi
sady mba mety ho ny priorité n'ny rehetra no hataon'i pika @zay!
44. Herimiafina ( 22/09/2005 18:40)
Aza dia misahirantsaina intsony amin'izany ry reto fa efa fomba malagasy ze tsita ze maharatsy azy le
''Tsy tia mpitondra an''.

Aleo injay alou ho avy ny fifidianana mba ho olonkafa njay no tsy tiantsika fa tsy Ravalo foana.
45. pitchou ( 23/09/2005 02:08)
hihihihihihi! ie! d refaveo njay tsika mitaky we vaereno le bandy raika talou teo e!
46. fijo ( 23/09/2005 20:26)
indrisy ry taniko.
47. pitchou ( 25/09/2005 16:35)
maninn njay fijo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0623