Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zefalah ( 02/09/2005 01:44)
chat
salama doly e!! mety mba anisany olona mpanao chat ngamba enao io. za aloa mpanao chat,ary efa ho 3 taona zay no nanaovako chat,fa tsy de naitako tonbo-soa. asa... za ngamba no adala...tsy hoe mita... tohiny
novalian'i Naliy ny 26/09/2005 21:10
rijatsif ( 01/09/2005 22:09)
Be loha be
Hoy ity ankizikely tamin'ny reniny: Zah moa ry neny tsy be loha izany akory ô ? Hoy ilay reniny: Tsia anaka tsy be loha izany ianao; fa andana aloha alaivo ilay ovy 30 kilao ao anatin'ilay satrokao... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/10/2005 05:21
xxx ( 01/09/2005 21:08)
tongotra vakivaky
hoy ny ntaolo tongobakivaky: sady mahasosotra no mahamenatra. Araka ny noalaza io de mba mangataka hevitra aminareo zay mahalala we inona ny vahaolana @ tongotra vakivaky. Vao tsy ela no nipoitra ilay... tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2005 20:22
aristar ( 01/09/2005 20:33)
Andy Razaf
Ho any ireo tanora tsy mahafantatra dia misy jazzman gasy malaza (cousin an'i Fats Waller) Andy Razaf (December 16, 1895 – February 3, 1973), (born Andriamanantena Paul Razafinkarefo also Razafkeri... tohiny
novalian'i miarina ny 19/10/2005 07:29
jos13 ( 01/09/2005 19:57)
fitiavana rava
misy mpifankatia miaraka amantaonany maromaro nifampanaiky we hivady, nefa mapalahelo fa misaraka! , fanontaniako tiako hapetrako we maninona olona notiviana no hisarahana , nefa tena sur ianao t@ voa... tohiny
novalian'i deghany ny 19/09/2005 13:59
A2 ( 01/09/2005 14:33)
Mba mila torohevitra avy aminareo e!
Efa ho 2 ans et demi zao no niarahako tamina olona iray. Marina fa tiako izy io, kanefa tsy maintsy mijery ny ho aviko aho. Mamo foana izy isan'andro, manarak'izany ny Ray aman-dreniny koa tsy tia ahy... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 11:52
cristal ( 01/09/2005 13:13)
Tsy porofom-pitiavana ny sexe,satria ny lehilahy mahazo...
(l)Aleo ato ndray ary no ilazako fa ny olona roa zay mifankatia no tokony samy manolotra ny porofom-pitiavany avy fa tsy ny vehivavy fotsiny!Nahoana ny rap-sexuel dia tsy mahafaty antoka na miteraka v... tohiny
novalian'i bainakely ny 12/09/2005 10:00
DotMG ( 01/09/2005 12:50)
Fanontaniana mampivoatra lah 1
1) VEHIVAVY MISEHO NONO: Fa maninona kay no isaina ho mahamenatra ho an' ny vehivavy raha miseho ny nonony, kanefa ny lehilahy tsy maninona na miboridana aza ny tapany ambony? 2) BAIBOLY KATOLIKA SY ... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/09/2005 17:11
Herimiafina ( 01/09/2005 04:41)
Raikimpitia amina matoatoa.
Indray andro hono nisy bandy iray tena tia sipa iray favy be ary tena tiany tokoa. Tsy sahy nitory ny fitiavany mihintsy io bandy io. Ilay sipa nefa nahafantatra ihany fa tena tia azy io bandy io. Efa... tohiny
novalian'i zakony ny 28/09/2005 14:20
rijatsif ( 31/08/2005 23:17)
Inona ary izany....
Inona ary izany, kely am-boalohany fa mihalehibe rehefa raisin'ny tanam-behivavy ary mitera-drano amin'ny farany? ... tohiny
rijatsif ( 31/08/2005 23:13)
Paoma
Nisy renim-pianakaviana iray nanana paoma 4 nefa ny zanany 5 mianadahy. Ahoana re ny tokony hataony mba hahazoan'ny zanany zara mitovy?... tohiny
novalian'i Veloo ny 06/09/2005 20:38
rijatsif ( 31/08/2005 22:03)
Inona no jerenareo voalohany?
O ry zalahy a! Raha mahita sipa nareo dia ny inona eny @ vatany no jerenareo voalohany mba hilazanareo hoe milay na tsy milay ilay sipa? Tarehy, bika,... ?... tohiny
fijo ( 31/08/2005 20:47)
mba fantatrao ve????
fantatrao ve fa "RADAMA II" dia nitondra roa taona monja."1861-1863" ary indrindra,hainao ve,fa ny hiram pirenena natao tamin'ny nanosorana azy ho mpanjaka dia ny"GOD SAVE THE KING" inona re no nisy... tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:09
nanourand ( 31/08/2005 20:35)
termometatra!
tany @ dokotera hono lé ramatoa ray nizaha tena, kah nony rehefa nojeren'i dokotera izy dia hoy ny dokotera, - tsimaintsy tsapaina ny mari-pana nao ramatoa, fa aiza no asiko ny terimometatra? dia ... tohiny
novalian'i Veloo ny 06/09/2005 20:39
rovitra ( 31/08/2005 19:56)
manankarena ny gasy
Be ny firenena efa noteteziko,ary azoko lazaina fa manankarena ny gasy,harena amban'ny tany. Fantatry ny vahiny izany. Mitady hevitra sy mivaky loha ry zareo @izay fomba haingana sy mahaomby, angalana... tohiny
Herimiafina ( 31/08/2005 17:44)
Miangona alahady, mangalatra akoho alatsinainy
Maro ny mahatsikaritra hoe misy olona tonga miangona nefa zavatra hafa mihintsy no tadiaviny ao. Misy koa miteny hoe mahafantatra olona manao ny ataony ihany amin'ny andavan'andro nefa miangona alahad... tohiny
novalian'i Achia ny 28/09/2005 12:42
rbnsl ( 31/08/2005 17:38)
VOLABE VOLABE
Betsaka no efa nahazo fa anjaranao ndray zao : misy fomba tsotra, haingana, mahavariana mety hahazoanao volabe tsy toko tsy forohana; aza heverina hoe mampiesona ity fa hoe ato anaty internet: TENA MA... tohiny
novalian'i Kotity ny 04/09/2005 16:42
rbnsl ( 31/08/2005 17:17)
vOLABE VOLABE
Betsaka no efa nahazo fa anjaranao ndray zao : misy fomba tsotra, haingana, mahavariana mety hahazoanao volabe tsy toko tsy forohana; aza heverina hoe mampiesona ity fa hoe ato anaty internet: TENA MA... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:34
cutie ( 31/08/2005 16:28)
olana @ fijerena hafatra
Hery misy olana ve @ fijerena hafatra , fa tsy mety afaka mijery hafatra za, sa ny ahy rery no manondrana??... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/09/2005 21:00
cristal ( 31/08/2005 12:57)
Tianareo vehivavy ny ho tonga ho vadin'olona tia anareo mari
(l)Raha tianareo vehivavy ny tena ho tonga ho vadin'olona zay milaza fa tia anareo de;aza manaiky anaovany firaisana raha tsy efa vita farafaharatsiny ny soratra,ka raha tsy virjiny tsony aza ianao fa... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 12:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4201