Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rijatsif, milahatra araka ny daty
rijatsif
(
09/09/2005 23:01)
Indray andro hono!
Tonga avy nianatra i Lita kely, gaga izy nahita ny reniny mbola eo am-pandriana ihany fa tsy nanao ny raharaha fanaony andavan'andro.
[u]Hoy i Lita kely:[/u] ÓÚæÏ ÈÑÞíÉ ÊåäÆÉ áÝÎ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/10/2005 20:31
rijatsif
(
06/09/2005 22:47)
fanontaniana malalaka.
Rehefa fotoana ahoana re ny olona roa no atao hoe tena mifampatoky tanteraka ê ???!!!...
tohiny
novalian'i vale ny 30/09/2005 14:44
rijatsif
(
06/09/2005 22:41)
hatsikana
Ity misy blague, nareo no mahita azy raha tsara na ratsy.:lol::lol::lol:
Un avion est sur le point de se crasher. Il y a 5 personnes a bord et seulement 4 parachutes.
- Le premier passager dit......
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:32
rijatsif
(
04/09/2005 00:11)
Ankamantatra...
Lavabe ny an'ny malagasy;
i Casimir tsy manana; ary
ny Pape manana ihany fa tsy mampiasa azy intsony.
Inona ary izany ?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:33
rijatsif
(
01/09/2005 22:09)
Be loha be
Hoy ity ankizikely tamin'ny reniny:
Zah moa ry neny tsy be loha izany akory ô ?
Hoy ilay reniny: Tsia anaka tsy be loha izany ianao; fa andana aloha alaivo ilay ovy 30 kilao ao anatin'ilay satrokao...
tohiny
novalian'i dadabe ny 26/10/2005 05:21
rijatsif
(
31/08/2005 23:17)
Inona ary izany....
Inona ary izany, kely am-boalohany fa mihalehibe rehefa raisin'ny tanam-behivavy ary mitera-drano amin'ny farany? ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 09/09/2005 12:50
rijatsif
(
31/08/2005 23:13)
Paoma
Nisy renim-pianakaviana iray nanana paoma 4 nefa ny zanany 5 mianadahy. Ahoana re ny tokony hataony mba hahazoan'ny zanany zara mitovy?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 06/09/2005 20:38
rijatsif
(
31/08/2005 22:03)
Inona no jerenareo voalohany?
O ry zalahy a!
Raha mahita sipa nareo dia ny inona eny @ vatany no jerenareo voalohany mba hilazanareo hoe milay na tsy milay ilay sipa? Tarehy, bika,... ?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 26/09/2005 10:17
rijatsif
(
30/08/2005 22:33)
Misy mpianatra tao @ Notre Dame Majunga ve ato ô!
Miady ireo akama mpiara-mianatra taloha ny tenanay....
tohiny
novalian'i fijo ny 09/09/2005 19:12
rijatsif
(
28/08/2005 16:32)
couples échangistes
Ahoana ny fahitanareo io fomba iray io? Ekenareo ve sa tsia. Izay manaiky atsangano ny tanana fa hitako......:D:D:D ...
tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 15:02
