Misy mpianatra tao @ Notre Dame Majunga ve ato ô!

1. rijatsif ( 30/08/2005 22:33)
Miady ireo akama mpiara-mianatra taloha ny tenanay.
novalian'i fijo ny 09/09/2005 19:12
2. xxx ( 31/08/2005 06:51)
fa iza ianao ary tamin'ny taona firy no tao ?
3. bichette ( 31/08/2005 12:40)
za tao notre dame fa tsy tao majanga
4. rijatsif ( 31/08/2005 13:39)
Zah t@ taona 98-99 no tao.
5. rijatsif ( 31/08/2005 13:47)
Fa ND taiza i Bichette?
6. bichette ( 31/08/2005 14:02)
rijatsifr > :^):roll::roll::roll::roll::-o:-o:-o
7. rijatsif ( 31/08/2005 15:12)
bichette:

rijatsifr > :^):roll::roll::roll::roll::-o:-o:-o

:):):):)

8. bichette ( 31/08/2005 15:41)
za kosa tsy hiteny eto hoe ND taiza na taiza e :wink: manjary fatatrolona ny fiainako oups !!!! lol

:-*
9. cutie ( 31/08/2005 16:32)
bichette sao de le ND teo akaikinay zany :p
10. Veloo ( 31/08/2005 16:53)
cutie a njy ko angaha tany? :P
11. cutie ( 31/08/2005 20:12)
veloo teo akaiky teo za ka :wink:
12. fijo ( 31/08/2005 20:12)
rijatsif,
za tao fa efa tamin'ny andron'i Fr paul sy Max kely mavitrika.izany hoe tamin'ny 1985
13. rijatsif ( 31/08/2005 21:24)
fijo:

rijatsif,
za tao fa efa tamin'ny andron'i Fr paul sy Max kely mavitrika.izany hoe tamin'ny 1985


F'angaha i Fr Paul tsy tao amin'ny St Gabriel ?
14. rijatsif ( 31/08/2005 21:25)
bichette:

za kosa tsy hiteny eto hoe ND taiza na taiza e :wink: manjary fatatrolona ny fiainako oups !!!! lol

:-*

Ok ary ê!
15. fijo ( 31/08/2005 22:57)
rijatsif,tao amin'ny ND izy no nifindra tao amin'ny ST gaby,ary tao izy no maty.efa lasa taty aho no nifindra tao amin'ny ST gaby izy.
16. avana ( 01/09/2005 11:33)
fijo:

za tao fa efa tamin'ny andron'i Fr paul sy Max kely mavitrika.izany hoe tamin'ny 1985

Zany? za tam io taona io no teraka....:-D

17. bichette ( 01/09/2005 12:12)
rijatsifr ka marina koh ! rehefa mihoana teneniko anao hoe taiza :wink:
18. rijatsif ( 01/09/2005 13:31)
Ary fijo ty kay izany mety ilay bandy mpamango fijo @ kartié ireny an! D'où le pseudo "fijo". Sa ahoana?
19. fijo ( 01/09/2005 19:29)
rijatsif,ka io fijo io efa hatrany mahajanga ka,raha efa nahatsiaro tena nareo tamin'ny 85,dia nahay anay sy ry heritae,
karakory moa bord ao leroa e,jereo "madanight"fa misy sary majunga mro ao
20. rijatsif ( 01/09/2005 20:54)
Zah leroa ngôma Majunga nenty ay! Bord de la mer io tokotaninakahy t@ zah tany. T@ 85 zah efa hanatsiaro tena fa mbola tsy tany Majunga.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6035