Misy mpianatra tao @ Notre Dame Majunga ve ato ô!

21. avana ( 02/09/2005 07:10)
fijo:

jereo "madanight"fa misy sary majunga mro ao


Hitako! vacances an'i RATSIMANDRESY mianakavy ary iny ko! webmast an'ny madanight. Anontanio anie johan e! :wink:

22. rurik ( 04/09/2005 19:10)
rijatsif tsy pamango fijo fa pamango lapa
23. fijo ( 04/09/2005 19:39)
rija ,tara leroa anao zeny e.zay tamin'izany efa roly tao.
avana,milay le izy e.mampa te hoany mihintsy,ary iza le johan?????
rurik,zao ndraiky leroa tsy mpamango lapa e.zao mamango fijo kely nakay defa ampy.hi hi hi,fa tandremo fona voany ao;
24. avana ( 05/09/2005 07:01)
fijo> tongava e! na dia efa tapitra aza ny vacances ts maninn, de za koa hanaraka an! hihihi
webmast an'madanight le johan! fa :-$ sao bedy....
25. fijo ( 06/09/2005 21:24)
hay ve?ary ndry izany mahitahita ao an.hummmmm
26. rijatsif ( 06/09/2005 22:31)
Ny anakahy ndreky vangoiko jiaby: fijo, lapa, famo ....
27. avana ( 07/09/2005 08:41)
fijo:

hay ve?ary ndry izany mahitahita ao an.hummmmm

Mahitahita inn? mba sendra an'le olona fantatro fotsiny ka!:wink: fa tsy we akory....

28. soa ( 07/09/2005 09:25)
sali rijatsifr,
nahafantatra hoe Lalatiana aho nianatra tao io promo 98/99 io ra tsy diso za! mety ho fantatrao koa zany izy angamba! za nipetraka tany Majunga de 91 à 96 fa tsy nianatra tao @ ND!
29. fijo ( 07/09/2005 19:18)
avana ,hay ve,za ve nahita ko.sao.......
soa,dia taiza ndry no nipetraka tany?
rija e,zao leroa ambelao,fa kay vangona e.
30. avana ( 08/09/2005 12:11)
izy ary efa manambady aman-janaka koa! nga zany ao atao?
31. rijatsif ( 08/09/2005 14:48)
soa:

sali rijatsifr,
nahafantatra hoe Lalatiana aho nianatra tao io promo 98/99 io ra tsy diso za! mety ho fantatrao koa zany izy angamba! za nipetraka tany Majunga de 91 à 96 fa tsy nianatra tao @ ND!



Nisy Lalatiana izay niara-nianatra taminay tao ka. Raha izy ilay lazainao dia fantatro.
32. fijo ( 08/09/2005 19:39)
avana,iza indray izany lazaindry izany?
33. avana ( 09/09/2005 07:42)
tsy enao aloha e!:-D
34. avana ( 09/09/2005 07:50)
tsy enao aloha e!:-D
35. fijo ( 09/09/2005 19:12)
ataoko ity fa za ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086