couples échangistes
1. rijatsif
(
28/08/2005 16:32)
Ahoana ny fahitanareo io fomba iray io? Ekenareo ve sa tsia. Izay manaiky atsangano ny tanana fa hitako......:D:D:D
novalian'i deghany ny 13/09/2005 15:02
9. rijatsif
(
30/08/2005 22:10)
Misy mpivady izay mifanerasera amiko, manao an'io fomba io ry zareo fa ny tena ahitan'ilay rangah plaisir hono dia ny mahita ny vadiny miray @ olon-kafa. Gaga be aho naheno an'izany 8O8O8O
10. maditra
(
30/08/2005 23:10)
:-w zah mbola tsy manambady fa raha misy te hanao echange ny vadiny d'avance amiko indray dia mety tsara, lol. Non, vazivazy izany fa maditra tsy miditra amin'izany.
11. deghany
(
31/08/2005 08:48)
sipagasy:
iza no tena nanangan-tanana fa tsy hitako tsara e!
za le manangana @zao!! fa tsy ny tanana an!!!:@
12. deghany
(
31/08/2005 08:52)
sipagasy:
iza no tena nanangan-tanana fa tsy hitako tsara e!
za le manangana @zao!! fa tsy ny tanana an!!!:@
13. zakilinina
(
31/08/2005 13:21)
Eto Madagasikara koa ve mba efa misy an'izany esanjista izany re anak'isany ? Dray marina !
14. rijatsif
(
31/08/2005 13:45)
Misy eto ka. Ny mampalahelo amin-tsika anie dia izay ataon'ireo firenena tandrefana ireo dia atao daholo fa hoe izany ny lamaody ê! Na dia hita fa tsy dia mety loatra aza.
17. Liltax
(
01/09/2005 04:58)
sorotra be zany k'le ! ahoana mintsy ny sipa no hamboarin'olonkafa tsy lasa !
aleo samy manana ny azy fatsy " MIFAMPINDRANA VILIA ZANY KOSA TSY LASA EH! ":!:
aleo samy manana ny azy fatsy " MIFAMPINDRANA VILIA ZANY KOSA TSY LASA EH! ":!:
19. rijatsif
(
01/09/2005 13:44)
Mifampindrana vilia ve tsy mbola azo leferina fa ny mifampindrana sotro mihitsy no tsy dia milay?