couples échangistes
23. IDEALY
(
05/09/2005 03:47)
toe-tsaina tsy mendrika mbola tsy zakan'ny malagasy izany nefa de misy tokoa ; mbola tsy nahita zah ny tena izy fa maheno ary olona manam-bola no tena manao azy fa ny gasy kely mahantra tsy manam-potoana @ izany , ny hanina hotadiavina aza manahirana azy
fa zah aloha tsy mankasitraka eh
sanatria de sanatria ,aza hitako aza mahita ahy
fa zah aloha tsy mankasitraka eh
sanatria de sanatria ,aza hitako aza mahita ahy
25. mandrindra
(
13/09/2005 09:02)
rehefa manaiky ny mpivady fa hanao an'io dia aleo ataony fa fiainany izany. Izay no fialamboly ahazoany fahafinaretana. Toy ny hoe couple 2 mandeha manao tennis ihany io; Ny baolina sy ny raketra fotsiny no samy hafa. Rehefa tsy misy antery fa antsitrapo no hanaovana azy dia tsisy blema.