fanontaniana malalaka.
1. rijatsif
(
06/09/2005 22:47)
Rehefa fotoana ahoana re ny olona roa no atao hoe tena mifampatoky tanteraka ê ???!!!
novalian'i vale ny 30/09/2005 14:44
2. pika
(
07/09/2005 04:45)
rehefa samy tena babo ka mifankatia tanteraka dia mifampatoky
rehefa tsapanao fa tianao oh ny hitiavanao azy iny oul iny dia ao ny fifamitokisana
tadidio fa zava dehibe eo @ fiarahan'olondroa io raha tiana hateza

3. Naliy
(
07/09/2005 06:47)
Rehefa tsy manafina zvtr anilay olona miaraka aminao intsony ianao, tsy misy laingalainga tsy misy ankanafinafina. Afaka mandeha mivoaka irery tsy hanananao ahiahy izy. kanefa izany eo q malagasy mbola sarotra be. Izay ny zvtr hitako sy tsapako.
4. rijatsif
(
07/09/2005 13:47)
Naliy:
Rehefa tsy manafina zvtr anilay olona miaraka aminao intsony ianao, tsy misy laingalainga tsy misy ankanafinafina. Afaka mandeha mivoaka irery tsy hanananao ahiahy izy. kanefa izany eo q malagasy mbola sarotra be. Izay ny zvtr hitako sy tsapako.
Dia tsy hisy zavatra mba hafenina kely kosa ve?
5. cocorie
(
07/09/2005 14:10)
tsy de hoe ambara daholo kosa fa mba samy manana ny intimité avy ny tsirairay. le hafenina anefa tsy zavatra ratsy mety hanimba le fifankatiavana
6. Herimiafina
(
07/09/2005 18:00)
Ny fitiavana mpivady dia mivelona amin' ny "surprises", misy endrika hafa vaovao foana hitanao eny amin'ny vadinao, toetra hafa tsy fantatrao, sns.
"Il faut avoir plus d'un tours dans son sac" et surprendre davantage, mba hitaizana ny fitiavana.
Ny Fifampatokisana tanteraka angamba aloha dia dia tsy misy fa miankina aminao kosa io hoe mahatanty ny toetran'ny vadinao ve ianao.
Raha matoky loatra mantsy dia mety haharary tsy hahatanty intsony rehefa indray andro any namitaka ny iray.
Tadidio va ny VICE dia zavatra tsy azo fongarina, ary ny olona na dia ny mahery indrindra aza dia mety solafaka ao foana arakaraka ny zava-misy.
Na ny matanjaka indrindra misy fotona amalemy, manana instant de faiblesse ka dai tafaroboka.

9. xxx
(
07/09/2005 21:51)
Raha misy couple cannibale manao 69 ve eo dia tsy mba tena fifampitokisana feno sy tanteraka izany?:):):)
11. jajaf401
(
08/09/2005 09:39)
Veloo:
rehefa tena antitra :-D:-D:-D
marina zany eh!:-D zany hoe refa samy tsy halehany ntsony de foana otomatika ilay ahiahy tsy havanana! de mifanka amizay:-D:-D:-D
13. Herimiafina
(
09/09/2005 00:59)
Azo atokisana ny olona iray jusqu'à preuve du contraire.
Ataovy mampirafy sy mandainga indray mandeha anie e. Fa tonga dia tsy azo atokisana intsony mihintsy.
tandremo fa raha hitan'ny olona iray ianao hoe matoky azy loatra dia vao maika izany hamporisika azy hamitaka anao.

14. lilbon
(
09/09/2005 04:51)
Fanamarihana:
rehefa misy doute indray mandeha elisany zalahy de aleo tonga de miodina de mivily lalana.
aza mi-trefle zany mintss fa gegy be zany
de mba jereo foana ze azo itontonana apres.
aza matoky saka zany raha trondro ny laoka
tandremo raha vevavy zany no we manana namana lehilahy akaiky azy fa tsy possible zany

15. Herimiafina
(
09/09/2005 15:36)
:-D:-D:-D:-D ôtran'ny saka ve? refe trondro ny laoka dia misy saka vavy miaodiaody aloha dia misy saka lahy akamany akaiky manaraka azy avy ao aoriana.:-D:-D:-D:-D
18. zandrikely
(
11/09/2005 08:35)
io ry zalahy ry zavavy rehefa samy madio ny ao ampo a , enao anie rehefa tsy manao ninona dia madio ko ny fisainanao e ,
20. lilbon
(
14/09/2005 10:51)
ho ana alou de mifampatoki tanteraka rehefa samy ratsy be de tsiss mpiko^ty eo^oo^o=))
de refa samy soir tsy mahavita inn tsony de mifampatoky tsony satria na ny ahodina aza tsiss kle hi hi hi h!=))=))