Paoma

1. rijatsif ( 31/08/2005 23:13)
Nisy renim-pianakaviana iray nanana paoma 4 nefa ny zanany 5 mianadahy. Ahoana re ny tokony hataony mba hahazoan'ny zanany zara mitovy?
novalian'i Veloo ny 06/09/2005 20:38
2. maditra ( 31/08/2005 23:34)
Mandeha mividy iray eny an-tsena.lol:°)
3. Kotity ( 01/09/2005 06:55)
omeny silany avy de hoaniny ny ambiny.
4. lanto ( 01/09/2005 07:36)
Zaraina 5 tsirairay ny paoma :p
5. avana ( 01/09/2005 08:28)
Za mahay: natao compote!
Hafa ndray....
6. bimanoa ( 01/09/2005 11:21)
P hoan' ny le voalohany, A hoan' ny faharoa, O hoan' ny fahatelo, M hoan' ny zanany fahaefatra ary A hoan' ny fahadimy;
7. Kotity ( 01/09/2005 11:26)
Fa rahoviana vao omena ny valiny é?
8. sonwin ( 01/09/2005 13:37)
efa nisy nahita aza io ny valiny raha ny fahitako azy
9. rijatsif ( 01/09/2005 13:40)
Efa nisy nahita ka! Natao compote dia amin'izay tsy miady ny ankizy.
10. Veloo ( 01/09/2005 17:09)
o ry rija a ireo kosa nisy nanome valony tsy ratsy mihitsy ko hahahahahah
11. lanto ( 01/09/2005 17:58)
rijatsif mivady kosa angamba no avy nividy paoma de tsy ho ampy ho an'ny ankizy ka ! Dia naka hevitra teto, sa ? :)
12. rijatsif ( 01/09/2005 21:20)
lanto:

rijatsif mivady kosa angamba no avy nividy paoma de tsy ho ampy ho an'ny ankizy ka ! Dia naka hevitra teto, sa ? :)


Efa hitanay ny vahaolana hoe aleo atao compote ilay paoma ka.
13. avana ( 02/09/2005 07:58)
....hafa ndray e!
14. Veloo ( 02/09/2005 17:39)
avana ie hafa ndray oooooooo:wink:
15. sonwin ( 05/09/2005 18:40)
hafa mihitsy:°)
16. Veloo ( 06/09/2005 20:38)
sonwin ko mampihesona kle :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5427