Paoma
1. rijatsif
(
31/08/2005 23:13)
Nisy renim-pianakaviana iray nanana paoma 4 nefa ny zanany 5 mianadahy. Ahoana re ny tokony hataony mba hahazoan'ny zanany zara mitovy?
novalian'i Veloo ny 06/09/2005 20:38
6. bimanoa
(
01/09/2005 11:21)
P hoan' ny le voalohany, A hoan' ny faharoa, O hoan' ny fahatelo, M hoan' ny zanany fahaefatra ary A hoan' ny fahadimy;
9. rijatsif
(
01/09/2005 13:40)
Efa nisy nahita ka! Natao compote dia amin'izay tsy miady ny ankizy.
10. Veloo
(
01/09/2005 17:09)
o ry rija a ireo kosa nisy nanome valony tsy ratsy mihitsy ko hahahahahah
11. lanto
(
01/09/2005 17:58)
rijatsif mivady kosa angamba no avy nividy paoma de tsy ho ampy ho an'ny ankizy ka ! Dia naka hevitra teto, sa ? :)
12. rijatsif
(
01/09/2005 21:20)
lanto:
rijatsif mivady kosa angamba no avy nividy paoma de tsy ho ampy ho an'ny ankizy ka ! Dia naka hevitra teto, sa ? :)
Efa hitanay ny vahaolana hoe aleo atao compote ilay paoma ka.