Be loha be
1. rijatsif
(
01/09/2005 22:09)
Hoy ity ankizikely tamin'ny reniny:
Zah moa ry neny tsy be loha izany akory ô ?
Hoy ilay reniny: Tsia anaka tsy be loha izany ianao; fa andana aloha alaivo ilay ovy 30 kilao ao anatin'ilay satrokao iny.
Zah moa ry neny tsy be loha izany akory ô ?
Hoy ilay reniny: Tsia anaka tsy be loha izany ianao; fa andana aloha alaivo ilay ovy 30 kilao ao anatin'ilay satrokao iny.
novalian'i dadabe ny 26/10/2005 05:21
3. pika
(
02/09/2005 09:22)
mandehana alaivo ilay ovy 30kg dia mety koa hoe ny lohako kely ve haloloha an'izany
eny e ilaina ihany ny tsy mandratra olona indraindray
:-D:-D
eny e ilaina ihany ny tsy mandratra olona indraindray
:-D:-D
4. Veloo
(
02/09/2005 17:35)
:-D:-D:-D:-D:-D
matoa koa anie ilay bandy kely be loha satria manantsaina be e :-D:-D:-D
matoa koa anie ilay bandy kely be loha satria manantsaina be e :-D:-D:-D
17. pika
(
09/09/2005 04:52)
tsy aleo ve be loha e be atidoha izany mety mahay be toy izay kely loha oh ny akoho tsy misy saina
za lo atonina a
za lo atonina a
18. sasa
(
09/09/2005 05:05)
veloo ka efa hoe i beloha ka iza indray ary?
beloha mivoaha elah miaraka am ovy 30kg ao anaty satroka ao:-D:-D:-D
beloha mivoaha elah miaraka am ovy 30kg ao anaty satroka ao:-D:-D:-D
20. mamzelkely
(
13/09/2005 09:31)
veloo< aleo izy atsoko de refa tonga eto izy de miteny we za le olona tsaron'i mamazelkely amin'ity blagy ty..:°)
tongava ono ry beloha an!!:-D:°)
tongava ono ry beloha an!!:-D:°)