Miangona alahady, mangalatra akoho alatsinainy

1. Herimiafina ( 31/08/2005 17:44)
Maro ny mahatsikaritra hoe misy olona tonga miangona nefa zavatra hafa mihintsy no tadiaviny ao. Misy koa miteny hoe mahafantatra olona manao ny ataony ihany amin'ny andavan'andro nefa miangona alahady, sns.

Marina fa toetra tsy mendrika izany saingy....

Faly aho mahita ny karazan'olona toy izany any ampiangonana satria au moins efa mba nakany ampiangonana izy ary tsy nankahala Fiangonana na dia antony hafa aza no manintona azy ao.

Ny famonjena ireny olona ireny dia tonga hoazy miandalana eny ary miasa ny Fanahy Masina mitarika azy tsikelikely.

Ny fiangonana dia tsy mampianatra fotsiny ireo efa manampinoana, fa mitarika ihany koa ireo izay maniry handray ny finoana.

Aza adino fa ny "Zanak'olona tsy tonga ho an'ny marina fa hamonjy kosa ireo very...."

Tsy tokony hanenjika azy isika (tahaka ny nataoko taloha) satria izy ireny no votoatin'ny Famonjena.

novalian'i Achia ny 28/09/2005 12:42
2. pika ( 01/09/2005 04:31)
saingy aleo lavitra nanota tsy nahafantatra ny didin'Atra toy izay nahalala nefa nanao fanahiniana ihany ny hadika azy

3. Herimiafina ( 01/09/2005 04:51)
Arakaraka ny degré ny fahatahorantsika ny Didin'Andrimanitra no andraisantsika tsirairay avy ny lalàna. Misy tokoa olona maro mahalala sy mahafantatra ny Didy folo ohatra nefa dia mbola mandika izany ihany indraindray amin'ny maha-olombelona antsika.
Ny antony dia satria isika tsy forcés fa nomena safidy mazava, na hanaraka ny ratsy na hanaraka ny tsara.
Mandritry ny fiainantsika no anaovantsika an'izany ary na naditra toy ny inona aza isika dia tsy maintsy tonga ny andro hahatongavantsika saina ka hitadiavantsika ny safidy tena izy, dia ny tsara.

Izay no atao hoe fibebahana: tandremo fa tsy midika izany hoe aleo manao ratsy ihany dia avy eo mibebaka. Tsia!

Satria ny fibebahana dia misy condition maro manaraka azy: fanenenana+fahatongavantsaina+fitadiavana+fangatahana+famotsorana.
Raha tsy ao na ny iray fotsiny amin'izy dimy ireo dia naman'ny tsy nibebaka isika.
Inona moa no hifonana amin'Andriamanitra raha tsy fantatsika akory aza hoe ratsy ny nataontsika ka tsy nanenina akory isika.
4. ravakamalala ( 01/09/2005 08:04)
Tadidio koa fa ny olombelona anie malemy saina e! Mora azon ny fakam panahy, samy efa anao izany daholo tsika we efa fantatra izao fa tsy mety fa dia iniana atao ihany.
Andriamanitra be famindram-po Izy fa nefa koa aoka tsy hadinontsika fa misy ny ota mahafaty, izay tena manalavitra anao amin Andriamanitra mihitsy.
5. naritsimba ( 01/09/2005 10:54)
samia mandinika ny tenany avy zany ô! na ny mihevitra ny tenany ho marina na ny mihevita ny tenany fa mpanota.
Fa tsy misy tsy mpanota isika .
6. johns ( 01/09/2005 10:55)
Herimiafina:

Maro ny mahatsikaritra hoe misy olona tonga miangona nefa zavatra hafa mihintsy no tadiaviny ao. Misy koa miteny hoe mahafantatra olona manao ny ataony ihany amin'ny andavan'andro nefa miangona alahady, sns.

Marina fa toetra tsy mendrika izany saingy....

Faly aho mahita ny karazan'olona toy izany any ampiangonana satria au moins efa mba nakany ampiangonana izy ary tsy nankahala Fiangonana na dia antony hafa aza no manintona azy ao.

Ny famonjena ireny olona ireny dia tonga hoazy miandalana eny ary miasa ny Fanahy Masina mitarika azy tsikelikely.

Ny fiangonana dia tsy mampianatra fotsiny ireo efa manampinoana, fa mitarika ihany koa ireo izay maniry handray ny finoana.

Aza adino fa ny "Zanak'olona tsy tonga ho an'ny marina fa hamonjy kosa ireo very...."

Tsy tokony hanenjika azy isika (tahaka ny nataoko taloha) satria izy ireny no votoatin'ny Famonjena.

Marina tsisy ady hevitra
7. bichette ( 01/09/2005 12:21)
^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^=D=D=D=D=D=D=D=D
marina daholo ny voalaza
8. deghany ( 02/09/2005 12:08)
ok!
9. zama91 ( 02/09/2005 15:21)
misy miangona alahady hariva dia eo ihany dia efa mangalatra akoho eh
10. Herimiafina ( 02/09/2005 18:34)
Mangalatra portable
11. Achia ( 05/09/2005 07:55)
Herimiafina:

Mangalatra portable

mangalatra sipa
12. bichette ( 05/09/2005 08:40)
=)) mangalatra atody
13. pika ( 06/09/2005 07:58)
tsy misy sipa angalarian izany fa angaha moa izy ireny portable ka raisina dia tsy miteny :-D:-D
14. mandrindra ( 06/09/2005 10:45)
misy tsy miteny fa tonga dia manaraka ka !!
15. chipie1 ( 06/09/2005 11:38)
mandrindra >oadray !! aiza kou no hisy anizany fa tsss
16. Achia ( 06/09/2005 11:58)
efa hors sujet angamba zany lazaintsika eto zany :fa tena marina fa matetika mifampijerijery no betsaka any ;indd fa @ fomba fitafy sy ny fijery mangata-maso mitady sipa ny sasany fa tsy dia ao loatra

ilay:tena fivavahana misy aza ny mopera sy pastera mihitsy no kandraniny ao
17. mandrindra ( 06/09/2005 15:48)
chipie1, any ampiangonana no misy an'izany ka, de any amin'ny boîte ko. Ny maso sy ny tanana no miresaka voalohany.
18. chipie1 ( 06/09/2005 16:31)
fiangonana taiza kou ! tsss
19. Achia ( 07/09/2005 12:43)
tena lazaiko anareo fa misy fiangonana ;ilay vehivavy dia efa tsy tahotra tsy henatra intsony ;fa dia i mopera no makao aminy isan'andro ;nefa dia tovovavy tsara tarehy tokony hanana ny anjarany dia mandany andro @ imopera ; VAzaha angambany no tena hitiavany azy sa mahazo vola be avy any Italy satria metimety tasra ikala raha vao nahazo azy sady nahavita trano mihitsy nefa olona tsy miasa dia efa mahafantatra daholo ,ny mpiray tanana ;dia tonga @ ilay fiteny hoe: tsy ny portable ihany no angalarina fa ny mopera sy pastera e! e!e!
20. Herimiafina ( 07/09/2005 17:48)
Achia:

Handalo eo imasony mandritra ny 1/100 segodra ny film ny fiainany iray manontolo rehefa miala aina izy ary dia hanenina fatratra noho ny zavatra nataony izy sy noho ny segondra iray nomena azy hibebahana nefa tsy nanaovany an'izany. Fa ny Famonjena dia hanadalo eo imasony nefa tsy hitany, ary hiresaka aminy nefa tsy reny.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3729