Miangona alahady, mangalatra akoho alatsinainy

21. mandrindra ( 12/09/2005 09:45)
chipie1, rehefa fiangonana dia toy izany daholo, ny maso fotsiny no mifampijery aloha dia rehefa avy mifampijerijery dia mivoaka dia any ivelany ny tohiny.
herimiafina, fa inn moa no tokony hanenenana amin'izany, zavatra nangalana tsirony milay be ve no hanenenana ?
22. Herimiafina ( 13/09/2005 00:00)
Ny ''mangalatra'' koa anie ry mandrindra misy tsirony favy be e.
Kanefa hoy isika hoe tsy mety ny milaiso ny tsy an'ny tena dia tsy nataontsika izany, ary novonointsika nodorana tamin'ny lasantsy ny olona mpanao izany.
23. mandrindra ( 13/09/2005 09:12)
ka io anie ry herimiafina tsy misy mangalatra e. olondehibe roa mifanaiky maka fahafinaretana ireo koa aiza izay halatra amin'izany.
Mangalatra izany anie ka maka ankeriny fananan'olona e, aiza izay fanagalana ankeriny eo.
Avelao ny olona hirevy fa fiainana mandalo ity sady tsy mahalala izay ho rahampitso.
24. deghany ( 13/09/2005 15:16)
mandrindra:

ka io anie ry herimiafina tsy misy mangalatra e. olondehibe roa mifanaiky maka fahafinaretana ireo koa aiza izay halatra amin'izany.
Mangalatra izany anie ka maka ankeriny fananan'olona e, aiza izay fanagalana ankeriny eo.
Avelao ny olona hirevy fa fiainana mandalo ity sady tsy mahalala izay ho rahampitso.


ie!!!! sady olombelona nge mpanota e!! na i mamanlisany ary no tengenako, de refa manaiky de tsisy halatra!!! hehehhehe

25. mandrindra ( 13/09/2005 15:24)
raha nanaiky izay lty dia inn ny blem. izany lty no atao hoe safidy malalaka a. Ny hafa no mano ny hataony ko toa ialahy isany indray no marary.
Sa ialahy zanak'i pastera ?
26. Herimiafina ( 14/09/2005 06:22)
Ka le olana dia tsy Mopera sy le Sipa izy irery no miaina eto antany fa misy olona marobe koa manodidina azy. Ny momba azy ireo tsy dia raharahiako firy, fa ny conséquence ny zavatra ataony eo amin'ireo manodidina izay mahita, na ny mpiangona no mankarary ny andohako.
Ny antony dia maro ny olona no mila manana répères sy normes eo amin'ny fiainana fa faibles. Ka raha efa faibles izy mbola asehonao azy fa ny zavatra ninoany rehetra, ny zavatra noheveriny ho rariny sy hintsiny rehetra dia Tsy misy izy na iray aza, dia ho hitanao fa mbola pire kokoa ny zavatra nataonao noho ny namono azy directa.

Anisan'ny bête noire ny mpanohana ny fanalalahana io zavatra io satria rehefa nalalahana ny zavatra rehetra dia lasa mitarika conflits des normes sociales goavana ka mampikatso ny zavadrehetra. Misy ny antsoina hoe comportement individuels, fa misy koa ny antsoina hoe comportement collective (forces sociales). Ny zavatra tokony ho hisy dia ny choix collectif na ny revin'ny daholobe fa tsy ny revin,i Mopera sy ilay sipa irery tsy akory. Misy ny antsoina hoe espace privé hanaovana an'izany fa tsy entina eny imasombahoaka tsy akory. ''Rehefa manota ihany, aza mitarika ny daholobe hanota''.

I Mopera akory tsy Andriamanitra, manaiky izany aho, saingy manana mission pastorale izy ary adidiny ny mitandro izany. Amin'ny maha-olombelona azy dia tsy omena tsiny izy raha manana fahalemena kely toa izany, saingy ny tsy mety nataony dia eo imason'ny olona mpino izy no nanao izany.

Imaginer-o ny mety ho zavatra teraka ao andohan'ireny be antitra efa hodimandry atsy hoa atsy ireny mahita izany tao anatin'ny fotoana farany niainany teto antany sy ninoany ny fahamasinan'ny Eglizy.

27. Herimiafina ( 14/09/2005 19:47)
(saingy) ho avy any aminy foana ny Famonjena.
28. deghany ( 20/09/2005 15:56)
mandrindra:

raha nanaiky izay lty dia inn ny blem. izany lty no atao hoe safidy malalaka a. Ny hafa no mano ny hataony ko toa ialahy isany indray no marary.
Sa ialahy zanak'i pastera ?


f'ita mintsy!!

29. Herimiafina ( 21/09/2005 06:12)
Te hangalatra akoho aho izany, aiza no misy?:-D:-D
30. deghany ( 21/09/2005 10:35)
ny akohon'olona ao an-trano v??? heheheheh
31. juluka ( 21/09/2005 11:53)
Ny mopera sy ny pastera no lohalaharana amin'izany. Eo izy tsinona vao misy rakitra ho hanina .
32. Herimiafina ( 21/09/2005 15:45)
Misy akoho angaha any amin'i Mopera sy Pasitera any? Si oui, contactez-moi, je veux....
33. Achia ( 28/09/2005 12:42)
misy akoho mihitsy angamba any @ mopera sy pastera fa saingy :tsy maneno no tsy mikakaka no tsy manatody e!e!e!e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2473