Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
cristal ( 07/09/2005 14:00)
SOAVALY TAPAKOFEHY NY MPANAO GAZETY MARO...NY ANTONY?
(l)Tena mety hasiaka aho angamba androany fa andeha anetana anareo hoe mba manaraha vaovao de mba manaraha ny resaka poltika de mba mitondra hevitra sy ny vaovao marina fa raha ny gazety ankehitriny d... tohiny
novalian'i cristal ny 12/09/2005 07:50
xxx ( 07/09/2005 12:43)
tsy haiko zay atao ....
tena kivy za ry zareo a efa elaela ihany za no nisaraka t@ le sipa niaraka tamiko fa lasa any ampitra izy, tapakevitra ny hitady olotiana vaovao za, za aloha bandy an, akory nefa ny hagagana fa tsapa... tohiny
novalian'i kiali ny 07/10/2005 19:57
Raiom ( 07/09/2005 08:08)
Zandrikely ! hihihihi
=))=))=)) Nahoana doly aloue e! [b]Zao zany le zava-nitranga an: ...nisy zava-nitranga zany tany an-tranon'i zandrikely tany...de nony tonga tany am-pianarana izy an, de nano interro ry zareo, and... tohiny
vivi ( 07/09/2005 08:02)
tena tia
rehefa ampitahaina ny fitiavana eo @ lahy sy vavy d toa ny vhv no tsy mahatanty na be probleme noho ny lhl, ny vhv ilay mampiseho we tena tia , mikarakara mikolokolo,mandefitra..., fa ny lhl kosa d t... tohiny
novalian'i valie ny 27/09/2005 09:46
rijatsif ( 06/09/2005 22:47)
fanontaniana malalaka.
Rehefa fotoana ahoana re ny olona roa no atao hoe tena mifampatoky tanteraka ê ???!!!... tohiny
novalian'i vale ny 30/09/2005 14:44
rijatsif ( 06/09/2005 22:41)
hatsikana
Ity misy blague, nareo no mahita azy raha tsara na ratsy.:lol::lol::lol: Un avion est sur le point de se crasher. Il y a 5 personnes a bord et seulement 4 parachutes. - Le premier passager dit...... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:32
jajaf401 ( 06/09/2005 20:10)
Fanontaniana anareo any an-dafy
Hoan-jy zareo ao frantsa na @ tany french-phone aloha ah(surtout): refa eo anelanelan'ny zana-tsoratra roa ny lettre "T" de ataon'ny french "S" raha ohatra ka "i" no eo aoriana. (oh: federation). Tsy ... tohiny
hery ( 06/09/2005 16:21)
Fangatahana hira
Ho an'ireo izay mitady tononkira kanefa tsy mahita :-) azonareo atao ny mametraka ny fangatahana eto. Dia hotadiavin'ny namana etsy sy eroa. Misy mantsy namana manana tononkira maromaro ihany kanefa ... tohiny
novalian'i LouAnne ny 20/09/2005 12:26
lilbon ( 06/09/2005 12:17)
inn no atao???
inona no atao rehefa mifankatia kay? inona no hampisehoana fitiavana ?de ahoana ?? toa ....? ... tohiny
novalian'i hesham ny 23/09/2005 06:54
lilbon ( 06/09/2005 12:16)
manahirana ny mitia
hono wa manahirana ve ny mitia e! atao ahoana no mampiseho fa tia refa tia fa toa heverin'ny sasany fa tsy tia akory anefa efa mamboraka fitia tsotra izao kle ?... tohiny
novalian'i valie ny 27/09/2005 09:38
cristal ( 06/09/2005 11:52)
TSY IZAY TIANA NO HO FIDIANA FA ZAY NOFIDIANA NO TIAVINA!
(l)Salut daholo!Mifamahofaho be hatrany ny hevitra @ ny hoe iza no tokony ho tiavina na ahoana no ahafantarana fa tia lay olona iray;misy lay hiran'ny tarika ny ainga manao hoe:TSY ZAY TIANA NO HOFIDI... tohiny
novalian'i IDEALY ny 08/09/2005 03:35
xxx ( 06/09/2005 09:01)
la plus belle femme du monde
= Maria Sharapova... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2005 04:59
jentilisa ( 06/09/2005 07:44)
sorona ho an'i Satana
Vaovao iray nanaitra tato ho ato hita tany anaty gazety ity ambarako etoana ity. Teto Madagasikara no nitranga ny tantara. Mba hahazoan'ireo mpitrandraka vato sy hahitany vato hoe dia nisy zazalahy ir... tohiny
vegas ( 06/09/2005 07:08)
tsy mahita sujet
inona zao ny sujet tsara?... tohiny
novalian'i Nananie ny 28/09/2005 13:33
zefalah ( 05/09/2005 22:56)
asa
Inona no zavatra mampanakarena vetivety r'zala? zany hoe :inona ny asa mazava nefa mampanakarena aingana?... tohiny
bichette ( 05/09/2005 15:24)
ireo mampiditra tononkira
mahafinaritra ny mapiditra tononkira ary hisaorana ny tsirairay kanefa tsara angamba raha ezahana mba tsy asiana diso ilay izy satria misy : - diso ny fehezan-teny - diso ny teny (ohatra hoe nan... tohiny
novalian'i bozimanga ny 20/10/2005 12:45
jajaf401 ( 05/09/2005 10:26)
Andao mondialiser-na ny eto @ serasera
Misaotra nareo alo efa nampiasa teny maro² fa mangataka zahay ho mondialiser-na ny eto. Zany hoe ny teny fampiasaina eto dia hatao internationaly. Oh: - dago alo efa haintsika - bera = vehivavy ... tohiny
novalian'i bozimanga ny 20/10/2005 09:49
Achia ( 05/09/2005 08:29)
manahoana daholo e!
vao voalohany aho izao no mba manoratra ato @ ity ka tena faly sy hafak(andro tokoa ... tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 13:08
Fanja1 ( 05/09/2005 06:50)
Fisaorana
Fanja sy ny fianakaviana manontolo dia maneho ny fisaorana etoana ho anareo namana rehetra tsy nanadino t@ fampaherezana nataonareo azy ireo. fanja... tohiny
novalian'i Fanja1 ny 08/09/2005 15:33
Kotity ( 05/09/2005 05:37)
Aza mba manambady Dakoma reto aa
Zay... tohiny
novalian'i Vahinala ny 14/01/2006 20:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.131