Aza mba manambady Dakoma reto aa
4. mozart
(
05/09/2005 07:36)
:lol: fantatro ny tsy itiavanareo kôma! hahahhaha! henjana be hono ireny raha resaka halavan.............nefa tandremo koa fa ny gasy koa misy mitondra azy!!!!
8. long
(
05/09/2005 12:30)
Fa maninona ny manambady dakoma e?. Fa araka ny henoko aloha dia hoe tena veta2 raha samy olona izy ireny ka izay ve no mahatonga anao iteny izany?. Sady marina mihitsy izany fa tsy aleo ve gasy mitovy amin'ny tena ihany e! sady ny gasy anie ka misy no tsara lavitra noho ireny dakoma ireny e! Sa tsy dia le resaka beaugosite loatra ny anao no jerena fa le sôsy?
14. akamatiana
(
05/09/2005 16:21)
:-D:-D:-D kay ve cousine e, tena hita mitsy weee tsy maharaka zah kle:-P ,m'siii anjy an
20. vancleef
(
05/09/2005 21:25)
Asa raha misy mahatadidy na mahafantatran'ny bus taloha KOMAFI (KOperativa MAlagasin'ny FItanterana) dia hozy ny ankizy hoe KOmorianina MAloto FIhainana